Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 29/04/2008 20:05)
'lay Jesoa fitiavana
salut daoly e! ndrindra le mpakafy Firmin! zany ry reto a!ra mba manana an'le tononkira '[b]LAY JESOA FITIAVANA[/b][i]Italic text[/i][color=red]Red color[/color] nareo de mba soraty ato fa tena tiko... tohiny
dadabe ( 29/04/2008 17:40)
vazaha mody miady
:-D :-D zah nahita an' i ainaheri sy faralah nihinana mofo akondro tetsy behoririka :- D :-D ... tohiny
niryna ( 29/04/2008 15:58)
Deraina mandrakariva ny Asany .Aleloia !!!! Mino ve hianao?
[b] Akaikin'izay manana fo mangorangoraka Jehovah ary mamonjy izay torotoro fanahy . Mitaraina ny marina ka mamonjy azy amin'ny fahoriana rehetra Jehovah [/b] Efa nolazaiko ity ka dia mbola ho to... tohiny
novalian'i niryna ny 24/05/2008 03:08
ikotoleta ( 29/04/2008 15:20)
Lalao tôbil @ film
Ze mamaly manaraka miteny daba Ze mamaly manaraka miteny film Ohatra ra miteny za hoe : aston martin De valina hoe : James Bond... tohiny
novalian'i ikotoleta ny 30/04/2008 12:43
xxx ( 29/04/2008 14:51)
GOOGLE
Mba mila fanampiana kely azafady ô! Ahoana kay ny fanafoanana ny mombamomba anao any amin' ny google ny tiko lazaina dia rehefa tapéna ny anaranao dia mivoaka any daholo izay momba anao rehetra! A... tohiny
novalian'i hery ny 05/05/2008 14:50
salopard ( 29/04/2008 13:49)
operation slip maloto eny faravohitra, sy ambohitsorohitra
miara-miainga , dia samy mankeny faravohitra, sy ambohitsorohitra, dia samy atsipy eo ambavahadin-dravalomanana eny faravohitra ny slip maloto-tsika tsi-1-1; [b]hilazana @ filoha fa efa tsy mahavidy... tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/05/2008 01:05
xxx ( 29/04/2008 12:54)
zany hono e
tsy sambatra ny vhv ratsy tarehy... tohiny
novalian'i ploue ny 02/06/2008 11:00
hery601 ( 29/04/2008 12:42)
fantatrareo ve????
moa ve mba fantatrareo fa ny mihomehy dia mampitombo n andro iainana ka noho izany aza matahotra ny mihomehy ho any efa mpanao azy dia tohizo fa hoany reo zay be fiavonavonana sy kizitina lava dia mba... tohiny
novalian'i tiarah ny 30/04/2008 07:25
mmmhh ( 29/04/2008 12:35)
mahita zvtr en cours d'exécution ve ny admin @ compte réseau
Mba manontany kely anareo izay manam-pahalalana @ ty resaka informatika ty ne e, zavatra roa no tiako ho fantatra; 1 - Ny ordi-nay rehetra ato am-piasana dia en réseau dôly, misy informaticien ira... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2008 16:04
rajoelina ( 29/04/2008 12:12)
sakafo sa tsia?
ny vhv koa ve ao anatiny sakafo? (zany we fihinana...) :lol: misokatra ny adihevitra... tohiny
novalian'i sytl ny 01/05/2008 12:50
prime ( 29/04/2008 12:11)
Endrey izany fitiavan'Andriamanitra
[i]"raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana... tohiny
novalian'i prime ny 19/05/2008 11:00
koioty ( 29/04/2008 07:09)
FANGATAHANA
MBA MANGATAKA NY TONON'NY HIRAN'I FIRMIN "LAY JESOSY FITIAVANA" DE MISAOTRA MISAOTRA MIALOHA... tohiny
rajoelina ( 28/04/2008 17:16)
Le fihaonana any Roma @ volana OU
de inn alou no hatao amzany e? Mba hazavao kely sao mahadiso fanantenana!! ;-)... tohiny
novalian'i rakaroka ny 31/05/2008 07:45
manje ( 28/04/2008 17:13)
o mitrakà fa lehilahy, vola sy noro
tonon-kira azafady... tohiny
novalian'i hertix ny 04/05/2008 08:42
nenipita ( 28/04/2008 16:56)
cervelle
iza no efa nahandro mba omeo recette hoe azafady e. Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i mirana5 ny 02/05/2008 16:04
rajoelina ( 28/04/2008 14:32)
hevitra vaovao
hery! manaova leisy zava-trafa de foano amzay ity serasera ity ah!!!!:) misokatra adihevitra... tohiny
novalian'i kiadi ny 30/04/2008 13:15
ikotoleta ( 28/04/2008 13:24)
kofboay be taboara
:arrow: miady bizoroka =)) :? :lol: 8) :P :oops: :cry: :roll: :wink: :!: ... tohiny
novalian'i rurik ny 02/05/2008 09:05
ikotoleta ( 28/04/2008 13:09)
Saosy Nem
Zavatra ilaina : - Casserole na vilany kely - Sotro - Afo Ingredients : - Siramamy 1 sotro - Nuokmam 1 sotro - vinaigra 1 sotro - rano 5 sotro Fanaovana azy : - Afangaro ao anaty cassero... tohiny
novalian'i kelly13 ny 29/04/2008 09:45
KALASH ( 28/04/2008 12:59)
MiTADY TONONKiRAN'I MARiON
salut doaul ny retra²!! saika mba anon anontany antsika kay oe sao d misy manana tonokiran i marion en complet kay fa tena urgent b mitsy!! spécialement lé "Raha mbola misy" sy lé "taratr'hazava... tohiny
xxx ( 28/04/2008 10:21)
mba toroy hevitra
miarahaba, tokony holazaiko ny mpampiasa ve hoe bevohoka aho alohan'ny hanaovako sonia ny contrat-ko sa tsia? misaotra mialoha amin'ny torohevitrareo.... tohiny
novalian'i xxx ny 29/04/2008 09:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0507