Lalao tôbil @ film

1. ikotoleta ( 29/04/2008 15:20)
Ze mamaly manaraka miteny daba
Ze mamaly manaraka miteny film

Ohatra ra miteny za hoe : aston martin
De valina hoe : James Bond
novalian'i ikotoleta ny 30/04/2008 12:43
2. Veloo ( 29/04/2008 15:56)
aston marin angaha James bond mo? :oops: :oops: :oops:
3. ikaretsaka ( 29/04/2008 16:34)
tsy de mety le jeux:
raha miteny aho izao hoe batmobile de tonga de tratra be hoe batman..

dia raha miteny aho heo harley de boooobaka be... harley davidson and the marlboro man ohatra, gost riders, sns...

dia raha miteny aho hoe mitsu: dia iza? fast and the firious ve sa
4. ikotoleta ( 29/04/2008 20:20)
mitsu

:arrow: thunderbolt (Jackie Chan)
5. ikaretsaka ( 29/04/2008 20:56)
ka izay no teneniko an'ialahy hoe tsy mitombona ilay izy...
misy james bond mitondra 2cv izay efa taloha ihany (roger moore)
dia misy fernandel koa anefa...
6. ikotoleta ( 30/04/2008 12:43)

ra miteny elà hoe HUMMER
de hozy a oe Le rebelle de mety
ra hozy a oe CSI Miami de mety fona
:arrow: de in probleman'là? :?:

Alefaso ndray ary : Jeep Wrangler
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2811