o mitrakà fa lehilahy, vola sy noro
2. ni81
(
28/04/2008 19:43)
Fantatro ianao fa malahelo am-po mitady hitomany
nefa hoy aho, hoy aho mangina
Moa tsy fantatrao fa kianjan'ny ankaso ity tany
o mitrakà , fa lehilahy
Efa henoko ianao fa nofinitaka malala, o henoko
Avelao izay tsy tia raha te hisintaka hiala, fa ny (l)
Ovay ho vy, ho aiza @ ty ranomaria.
Fantatro ianao fa nokaikerin'ny amboakely tianao
.................................
Nefa na izany aza dia ny eritreritra no ariana
Tsy tsaroako ny tohiny ary mety mifandiso koa aza angamba ireo tonony ireo fa miala tsiny.
nefa hoy aho, hoy aho mangina
Moa tsy fantatrao fa kianjan'ny ankaso ity tany
o mitrakà , fa lehilahy
Efa henoko ianao fa nofinitaka malala, o henoko
Avelao izay tsy tia raha te hisintaka hiala, fa ny (l)
Ovay ho vy, ho aiza @ ty ranomaria.
Fantatro ianao fa nokaikerin'ny amboakely tianao
.................................
Nefa na izany aza dia ny eritreritra no ariana
Tsy tsaroako ny tohiny ary mety mifandiso koa aza angamba ireo tonony ireo fa miala tsiny.
3. hertix
(
04/05/2008 08:42)
Tsy fantatro ny tena lohateniny na hoe "aza kivy" na hoe "fantatro ianao"
AZA KIVY
Fantatro ianao
Fa malahelo no mitady hitomany
Nefa hoy aho, hoy aho mangina
Sao tsy fantatrao
Fa kianjan’ny ankaso ity tany
Ka ialao ny hakiviana
Eny henoko ianao fa nofinitaka malala
Ô! Henoko!
Avelao izay tsy tia ireo te-hisintaka hiala
Fa ny fo ovay ho vy
Ny saina nitia, ranomaria
Fantatro ianao
Fa nokaikerin’ny amboakely tiana
Hany ianao ka very fanahy
Nefa na izany aza
Aleo ny eritreritra no ariana
Ô! Mitrakà fa lehilahy
Efa nataonao izay rehetra azonao natao
Nefa indrisy
Ilay fitia ‘zay noheverina ho doria nankaiza izao
Rava tsy nisy
Nefa hoy aho mafy ianao
Saina atanjaho
Fantatro ianao
Fa malahelo no mitady hitomany
Nefa hoy aho, hoy aho mangina
Sao tsy fantatrao
Fa kianjan’ny ankaso ity tany
Ka ialao ny hakiviana
Tsy ianao irery koa ange
No mijaly toy izao
Maro ireo tra-pahoriam-be
Eny, mafy noho ny anao
Raha fitia no nandratràna anao
Ô! Fitia ihany koa
Ny ho avy fanafodinao
Dia ho adino ireo taloha
Fantatro ianao
Fa nokaikerin’ny amboakely tiana
Hany ianao ka very fanahy
Nefa na izany aza
Aleo ny eritreritra no ariana
Ô! Mitrakà fa lehilahy
Tonony sy feony: Paul Dason
AZA KIVY
Fantatro ianao
Fa malahelo no mitady hitomany
Nefa hoy aho, hoy aho mangina
Sao tsy fantatrao
Fa kianjan’ny ankaso ity tany
Ka ialao ny hakiviana
Eny henoko ianao fa nofinitaka malala
Ô! Henoko!
Avelao izay tsy tia ireo te-hisintaka hiala
Fa ny fo ovay ho vy
Ny saina nitia, ranomaria
Fantatro ianao
Fa nokaikerin’ny amboakely tiana
Hany ianao ka very fanahy
Nefa na izany aza
Aleo ny eritreritra no ariana
Ô! Mitrakà fa lehilahy
Efa nataonao izay rehetra azonao natao
Nefa indrisy
Ilay fitia ‘zay noheverina ho doria nankaiza izao
Rava tsy nisy
Nefa hoy aho mafy ianao
Saina atanjaho
Fantatro ianao
Fa malahelo no mitady hitomany
Nefa hoy aho, hoy aho mangina
Sao tsy fantatrao
Fa kianjan’ny ankaso ity tany
Ka ialao ny hakiviana
Tsy ianao irery koa ange
No mijaly toy izao
Maro ireo tra-pahoriam-be
Eny, mafy noho ny anao
Raha fitia no nandratràna anao
Ô! Fitia ihany koa
Ny ho avy fanafodinao
Dia ho adino ireo taloha
Fantatro ianao
Fa nokaikerin’ny amboakely tiana
Hany ianao ka very fanahy
Nefa na izany aza
Aleo ny eritreritra no ariana
Ô! Mitrakà fa lehilahy
Tonony sy feony: Paul Dason
