Endrey izany fitiavan'Andriamanitra

1. prime ( 29/04/2008 12:11)
"raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny." II Tantara 7:14

Fiadanana tsy hita noanoa no miandry izay mihaino sy mankato ary miverina ao amin'Andriamanitra...

Mamy ny tenin'Andriamanitra ary toky sy famonjena ho an'izay mivelona aminy...
novalian'i prime ny 19/05/2008 11:00
2. ikaretsaka ( 29/04/2008 14:11)
tantara ka tantara an!
3. Veloo ( 29/04/2008 14:31)
prime misoatra nampatsiahy lesy a
tena mila an'io mihitsy isika ankehitriny :-*

Ika :roll:
4. niryna ( 29/04/2008 14:43)
prime:

"raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny." II Tantara 7:14

Fiadanana tsy hita noanoa no miandry izay mihaino sy mankato ary miverina ao amin'Andriamanitra...

Mamy ny tenin'Andriamanitra ary toky sy famonjena ho an'izay mivelona aminy...

misaotra prime a

5. niryna ( 29/04/2008 14:50)
ikaretsaka:

tantara ka tantara an!

Andramo ka zahao fa tsara Jehovah. " Taste and see that the Lord is good " Salamo 34:8

Ataovy foana ny fanandramana,antsoy mivatana izy ,tsy misy material things fa ny fanahinao no miantso ny fanahiny dia ho avy ao aminao ny fanahiny (ny vava no miteny ,ny fo no mandray azy ,tsy mila na inona na inona fa ny vatanao irery ihany no manatona azy ao anaty toerana mangina ,izay dia ho hitanao fa ho tonga ao aminao ny fanahy rehefa mangetaheta toy ny rehetra hianao
6. fahamarinana ( 29/04/2008 14:53)
:arrow: mankasitraka prime,tena toky sy famonjena tokoa ho an'izay mivelona aminy e. (l)
7. ikaretsaka ( 29/04/2008 15:01)
ka hita fa tantara ka tantara ko inona ?
sa tsy tantara ka tantara io fa apokalipsa ka apokalipsa?

8. rijadolly ( 29/04/2008 16:34)
"raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny." II Tantara 7:14 Misaotra betsaka prime,tena misaotra amin'fampatsiahivana,oh hitako ery ny fitsikin'fanantenan'tsirairay namaky ilay izy,Mamy an! >tantely ô!(l) (l) (l)
Salamo 119:103 Endrey ny hamamin'ny teninao, raha andramako! Mihoatra noho ny tantely ato am-bavako aza!
Misaotra Ray ô,raiso ny elokay,ary diovy amin'Rà ny Zanakao mba tsy hisy petina eo aminao mba ahafahanay mankalaza sy midera Anao mandrakariva.Tanterao eto amin'taninay ny teny fikasaNao.Amen!
9. rakaroka ( 29/04/2008 17:26)
8O :roll: :?: :^) :^) :^)
Dia efa firy siècle moa no nanaovana blabla ity tsipona iray ity fa toa tany marary no misongadina :roll: :?: , dia mianoka amin'ny hakanton'ity teny hono reo mpamaky 8) odrey :roll: :roll: :roll:
Tsy tantara no fitazana azy fa "ANGANO ANGANO ARIRARIRA :?
10. xxx ( 29/04/2008 17:40)
rakaroka:

ity ny valin'fanontanianao rakaroka dia.....
ikaretsaka:
tantara ka tantara an!
=)) =)) =)) =))

11. Veloo ( 29/04/2008 18:20)
:-D :-D :-D
12. rakaroka ( 29/04/2008 18:50)
xxx:

rakaroka:

8O :roll: :?: :^) :^) :^)
Dia efa firy siècle moa no nanaovana blabla ity tsipona iray ity fa toa tany marary no misongadina :roll: :?: , dia mianoka amin'ny hakanton'ity teny hono reo mpamaky 8) odrey :roll: :roll: :roll:
Tsy tantara no fitazana azy fa "ANGANO ANGANO ARIRARIRA :?
ity ny valin'fanontanianao rakaroka dia.....
ikaretsaka:
tantara ka tantara an!

Mianoka amin'ny "raha" sy "rà" dia afa-po

8) 8) 8) , izay no maha angano lay izy satria tsy zava-misy marina.
Ary porofon'ny tsy fisiany ny fivaralilam-piaina amin'lé tany.
13. ikaretsaka ( 29/04/2008 20:43)
za anie efa miteny hoe tantara ka tantara e
14. fijo ( 29/04/2008 22:41)
tsy mahita tory ngah ai velooo,de mila teny mandrotsirotsy hatoriana?
15. kiranil ( 29/04/2008 22:59)
Miarahaba,

Tahaka ny nanoheran'i Jana sy Jambra an'i Mosesy no anoheran'ireo koa ny fahamarinana, dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.

Kanefa tsy handroso intsony izy; fa ny hadalany dia haseho amin'ny olona rehetra, tahaka ny an'ireo koa.

Fa hianao kosa efa nanaraka tsara ny fampianarako, ny fitondrantenako, ny fisainako, ny finoako, ny fandeferako, ny fitiavako, ny faharetako,

ny nanenjehana ahy, ny fahoriana izay nanjo ahy tany Antiokia, tany Ikonioma, tany Lystra, dia ny fanenjehana izay niaretako; ary ny Tompo nahafaka ahy tamin'izany rehetra izany.

Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy, dia henjehina.

Fa ny ratsy fanahy sy ny mpanoloky kosa dia handroso hiharatsiratsy kokoa sady mamitaka no fitahina.

Fa hianao kosa dia mahareta amin'izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao, satria fantatrao izay nampianatra anao izany;

fa hatry ny fony vao zaza hianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin'ny famonjena amin'ny finoana izay ao amin'i Kristy Jesosy.

Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana,

mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra.

II Timoty 3

Misaotra.
16. LazaDaddy ( 29/04/2008 23:28)
prime:

"raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny." II Tantara 7:14

Fiadanana tsy hita noanoa no miandry izay mihaino sy mankato ary miverina ao amin'Andriamanitra...

Mamy ny tenin'Andriamanitra ary toky sy famonjena ho an'izay mivelona aminy...
Mahagaga fa toa sarotra be amin'ny ankabeazantsika olombelona io "manetry tena" io. Io no sakana tsy ahafahan'ny ankamaroantsika "miala amin'ny ratsy fanaontsika" satria tsy manaiky ho meloka isika noho ilay fiheveran-tena ho hendry. Ilay fitadiavana ny Tavan'Andriamanitra indray kosa rehefa tsy misy ny "fanetre-tena" dia lasa toy ny "asa fitadiavam-boninahitra" fa tsy vokatry ny hetaheta.

17. ikaretsaka ( 29/04/2008 23:42)
LD> tonga soa indray..
le fanetrentena ve wawawa fotsiny tokoa sa?
18. Veloo ( 30/04/2008 02:07)
Mahagaga fa toa sarotra be amin'ny ankabeazantsika olombelona io "manetry tena" io. Io no sakana tsy ahafahan'ny ankamaroantsika "miala amin'ny ratsy fanaontsika" satria tsy manaiky ho meloka isika noho ilay fiheveran-tena ho hendry. Ilay fitadiavana ny Tavan'Andriamanitra indray kosa rehefa tsy misy ny "fanetre-tena" dia lasa toy ny "asa fitadiavam-boninahitra" fa tsy vokatry ny hetaheta.
^:^ ^:^ ^:^
ela2 ndray zany vo tonga ela an :-*
19. ikaretsaka ( 30/04/2008 02:49)
LazaDaddy:
Mahagaga fa toa sarotra be amin'ny ankabeazantsika olombelona io "manetry tena" io. Io no sakana tsy ahafahan'ny ankamaroantsika "miala amin'ny ratsy fanaontsika" satria tsy manaiky ho meloka isika noho ilay fiheveran-tena ho hendry. Ilay fitadiavana ny Tavan'Andriamanitra indray kosa rehefa tsy misy ny "fanetre-tena" dia lasa toy ny "asa fitadiavam-boninahitra" fa tsy vokatry ny hetaheta.

Indro kely fotsiny:
io anie tsy hoe "Etrietrena fotsiny" koa fe "examinena e" dradradradraina ery le miala amin'ny ratsy natao nefa tsy fatatra akory le ratsy natao-> izay le ilazana fona ilay heo "mandiniha tena"

mandinika ny fahotana aloha vao mikofesy dia maka resolution tsy manao intsony..

fa ny anareo ny zavatra "hikonfesena" sy hakana resolution aza tsy voadinika!
nefa ny maka resolution izao @ zao mnetry tena izao foana no wawawavana..

(mangataka famelan-keloka.. avelao ny helokay... nefa le heloka aza tsy hay akory)
taovy serieux le

20. LazaDaddy ( 30/04/2008 03:24)
ikaretsaka:
fa ny anareo ny zavatra "hikonfesena" sy hakana resolution aza tsy voadinika!
'iza no tian'ikaretsaka resahina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6293