Endrey izany fitiavan'Andriamanitra
70. prime
(
19/05/2008 11:00)
"Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony." Jaona 6:35
Fiadanana hany izany...
"Voninahitra any amin'ny avo Indrindra ho an'Andriamanitra! Ary fiadanana ho ety ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany*. [*Na: Fankasitrahana ho amin'ny olona]" Lioka 2:14