Endrey izany fitiavan'Andriamanitra
42. ikaretsaka
(
01/05/2008 13:47)
1)tsy azoko ilay tianareo mirahalahy lazaina @ le "hoe voaenjika mafy aloha": rehefa tsy manana argu ve na tsy manan-kalahatra di rehefa tsy te hiaiky hoe misy tsy mitombina sy marina ilay argu "voatsikera" dia ny hamaranana ny resaka sisa de mody ambara hoe voaenjika foan!a?
raha tsy izany, lazao ary (hoy i fody izay)
2) nino an'Atra abrahama sy i paoly fa tsy nandeha nitsimpona torah izy dia iny no nataony pli vava...
3) Ny tena mi wawawa? ilay mitantara sy mitsimpona pli vava, fa ny manazava ny heo "momban'ny fivavahgana arahiko momba izao dia izao satria izao ny antony: (dia azavaina)" izay no manazava sy hoe mampianatra ny olona amiko
4)raha hi eduquer olona ara pinoana ianao amiko ka tsy resaka clientelisme no tena tanjonao dia tsy le hoe "toy izao sy toy izao ny fiainako taloha de lasa an zao tokoa hatramin'izay naha... anahy izay"
amiko tsy izany mihitsy fa amin'ny alalanan'ny atao, betsaka ny namana no tsy mahay ny resaka Ave maria ohatra, ny hoe Fa manninona no noely atao 25 dec sns... ireny no azavaina raha te hi eduquer, nahita ilay fety nankalazaina izy dia liana dia izay vao manazava!
fa tsy ny hoe "za zao za zao de lasa zao nareo koa tsy maintsy ohatra ahy""
tsy mety satria
a) ny aty akanjonao tsy ho an'ilay olona mainka fa ianao
b)samihafa ianao sy ilay olona!

44. cutie
(
01/05/2008 21:31)
ikaretsaka> tsara be ilay torohevitra naroson'ise fa misaotra. Ny fanoroana hevitra mahomby indrindra dia ny "fiainana" sy "fampiharana" ilay hevitra araka ny fitenin'ny ny kiwi (New Zealanders) hoe: "actions speak thousand words, live it out!"
hay ve e :)
56. ikaretsaka
(
01/05/2008 22:01)
cutie:
ikaretsaka> tsara be ilay torohevitra naroson'ise fa misaotra. Ny fanoroana hevitra mahomby indrindra dia ny "fiainana" sy "fampiharana" ilay hevitra araka ny fitenin'ny ny kiwi (New Zealanders) hoe: "actions speak thousand words, live it out!"
hay ve e :)
efa hitan'i cici ve ny namaliako an'io
57. cutie
(
01/05/2008 22:04)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-05-2008 23:59:54
Lohateny : Re : Endrey izany fitiavan'Andriamanitra
ahannn
in dray zao no dikan'io :-D