Endrey izany fitiavan'Andriamanitra
21. naritsimba
(
30/04/2008 05:14)
Ho ahy manokana na dia milaza aza ny Soratra Masina fa Andramo ka Izahao fa tsara Jehovah, dia tsy misy tahaka ny Mihaino sy mandray ny teniny, satria na dia kely tahaka ny voatsinampy aza ny finoanao dia hahita ary hahavita zava-dehibe ianao.
Andriamanitra ô! ampitomboy ny finoanay! AMEN

22. rakaroka
(
30/04/2008 07:46)
dès années nitsiponana ity teny aza :roll: :roll: 8O :?: :-w :-w :-w :roll: :
SITRANA VE LAY "TANINY" sa mano akory :?: :roll: :?: :roll: :?: 8O 8O 8O

23. rakaroka
(
30/04/2008 07:57)
:-w :-w :-w Fa hoy koa mantsy ny tsipona izay:
"tsarao amin'ny voany ny hazo!"
"tsarao amin'ny voany ny hazo!"
24. prime
(
30/04/2008 11:52)
veloo, nyrina, fahamarinana, rijadolly> tsy misy fisaorana, Andriamanitra anie hamaly fitia anareo ka homba anareo tsirairay avy, hitondra fitahiana amin\'izay ataonareo rehetra...
kiranil> mankasitraka, misaotra amin\'ny fifankaherezana, hotahian\'Andriamanitra anie ise sy ny akaiky an\'ise rehetra ka tsy ho orin-javan-tsoa fa hitoetra eo ambany fiadanan\'Andriamanitra...
LD> mankasitraka, tena feno fahendrena ilay fanamarihana ary mitombina fa tsy mora tokoa ny manetry tena... mirary ny fahasoavan\'Andriamanitra sy ny fitiavany feno hirotsaka ho an\'ise sy ny fianakaviana...
naritsimba> dia mahagaga tokoa ny fiasan\'Andriamanitra fa ny fahafenoan\'ny teniny ao anaty, tonga nofo, sy ny finoana Azy dia miteraka harena tsy hita pesimpesenina ho an\'izay mandray Azy... mitondra fiadanana sy fahasoavana sy finoana sy fitiavana tsy hita fetra isanandro isanandro...
Mankasitraka ary mirary ny fanahy masina hitoetra amin\'ise ka hamaly ny vavak\'ise hanome fitiavana sy finoana ary fanantenana ho an\'ise hatramin\'izao ka ho mandrakizay...
ikaretsaka> mitombina tanteraka ny fanamarihanao fa fiainana mihitsy ny tenin\'Andriamanitra fa tsy resabe fotsiny, mila mandini-tena tokoa ary mila miverina amin\'Andriamanitra ary manarina izay tsy nety... dia mahereza ary ka mahareta amin\'ny finoana izay efa niantsoana anao ka mahonona tena ary maneke tsy am-pihambahambàna izay tenim-pitiavana avy amin\'Andriamanitra... homba anao anie Kritsy...
rakaroka> mahate-hidera ny fitiavana ao anatinao, indrindra ny vokatry ny alahelonao rehetra noho ny fahantran\'ny firenena ka iadianao mafy mba ijerena manokana ny momba izany mialoha ny zava-drehetra... mankasitraka tanteraka ny fanamarihanao rehetra... io ary misy tenin\'Andriamanitra, miantso ho amin\'ny fanetren-tena sy ny fitiavana ary ny fibebahana dia ho tanteraka ny fanirianao... ary mirary anao hahita izay irin\'ny fonao eo ambany fahasoavan\'Andriamanitra...
fijo> Andriamanitra anie hitahy anao ka hampiseho ny voninahiny aminao fa Izy tokoa ilay tena Izy, ary Izy anie hamangy anao ka hahatanteraka ny teny rehetra efa nomeny dia ny hitia antsika amin\'ny mahaantsika antsika rehetra ka hanome antsika ny tena fiainana sy fahasambarana marina...
xxx> Mahereza r\'ise a... tsara tokoa ny mifaly fa mbola tsara lavitra ny faly ao amin\'Andriamanitra... Izy anie hitondra fifaliana mandrakariva eo amin\'ny fiainan\'ise ka hanokatra masoandrom-piadanana ho an\'ise isanandro...

25. Ilo
(
30/04/2008 12:02)
Raha io andininy io dia mila Manetry tena, mivavaka, mitady ny tavan'A/tra, miala @ ratsy fanao izay vao Mihaino any an-danitra A/tra ka hamela ny heloka ary hahasitrana ny tany
Fa tsy miandry fotsiny an'ilay hoe hanasitrana ny tany nefa ny voalaza eo ambony tsy misy tanteraka akory!!!
Salamo 144:15 "... sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny."
(l) (l) (l) Mivavaha isika hoan'ny firenentsika sy ny ny mpitondrantsika mba ho tody @ izany tokoa isika. Ary mazotoa mitory ny filazantsaran'i Kristy! (l) (l) (l)

26. prime
(
30/04/2008 12:12)
Ilo> Deraina mandrakizay anie Andriamanitra amin'izany fahendrena lehibe ambaranao izany...
Misaotra...
Misaotra...
27. rakaroka
(
30/04/2008 13:18)
Ndriiiiiiyyyyyyyyyyyyyyyy :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
Misy hiran'ny namako izay:"ao am-poko ao Ianao"
Ao am-poko ao Ianao Andriamanitra ô
mampianatra ahy handeha amin'ny
lalan'ny "FITIAVA-NAMANA"
ahaizako mitia
ka hilaza fa Ianao no...
ilay manjaka ato am-po...
ao am-pon'ireto namako,
'reo mpiara-belona amiko
satria zanakao "MALALANAO" avokoa
izahay.
Ouf "Prime" masiaka firesaka BBbb ve 'za :oops: :oops: :oops:
MAHAFINARITRA AHY kosa hoe "Takatrao là où je veux en venir".
Ary marina ny filazan'i Ilo sy Ika fa misy pas goavana: "conscience miala
amin'ny mpino ahato ny teny. Misaotra amin'ny ezaka.
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
Rakaroka

29. ikaretsaka
(
30/04/2008 14:57)
prime> za ange efa ela ihany izay no nanoro sy nivoy io hoe mila mandinintena io fa .... :?
30. rijadolly
(
30/04/2008 16:29)
Mafinaritra prime a! :-* :-*
Rakaroka>>>>Misaotra an'sé koa aho fa io mihitsy ny zavatra takiana ny Mpino tsirairay.Tsy azo tsaraina ivelany anefa izireo satria Misy ny manao ezaka tsy hita maso.

31. ikaretsaka
(
30/04/2008 17:15)
aza ferana eo @ teny fotsiny le izy ry reto an..
aza adino lalandava fa ny teny tonga nofo, ary ny nofo tonga mofo....
ary eo amintsika mandrakariva...

33. LazaDaddy
(
30/04/2008 19:28)
ikaretsaka:ikaretsaka> tsara be ilay torohevitra naroson'ise fa misaotra. Ny fanoroana hevitra mahomby indrindra dia ny "fiainana" sy "fampiharana" ilay hevitra araka ny fitenin'ny ny kiwi (New Zealanders) hoe: "actions speak thousand words, live it out!" :-* :-* :-*
prime> za ange efa ela ihany izay no nanoro sy nivoy io hoe mila mandinintena io fa .... :?
34. ikaretsaka
(
30/04/2008 19:43)
LD> efa iznay ny karisma ka... adinon'ise nga le resaka be tato hoe @ asa no ahitahna an'io fa tsy ny "tetete"
(confrotation an'i paoly sy jakoba t@ izany) de ity teny ity no namaranako azy de tsy nisy nanohy intsony moa hatreo
There should be less talk; a preaching point is not a meeting point.
What do you do then? Take a broom and clean someone's house.
That says enough.
Mother Teresa

35. rakaroka
(
30/04/2008 19:44)
LazaDaddy:
ikaretsaka:ikaretsaka> tsara be ilay torohevitra naroson'ise fa misaotra. Ny fanoroana hevitra mahomby indrindra dia ny "fiainana" sy "fampiharana" ilay hevitra araka ny fitenin'ny ny kiwi (New Zealanders) hoe: "actions speak thousand words, live it out!" :-* :-* :-*
prime> za ange efa ela ihany izay no nanoro sy nivoy io hoe mila mandinintena io fa .... :?
'zany mihitsy
^:^ ^:^ ^:^
36. fijo
(
30/04/2008 20:24)
aiza ny tapy mena fa tonga indray ralaza.tonga soa letsy e.
fa za koa dia manamafy hoe le asa,raha wawawa anie ry zareo,tsy mahavoa ny mpanoa polifika ianareo e.fa le fanatanterahana no tena jerenay.
ilay mandiny tena,io ngamba tsy hoan'ny mpino ihany,fa hoan'ny rehetra.na ny tena tsy mpino koa aza dia mila mandinitena foana.fa tsy hoe za tsy mpino dia tsy mila mandinika ny nataoko.
fa vita le fandinihan any natao dia mihezaka miova,fa tsy mandany andro mangataka aiza hanova ny tena.eo no tsy hitovizana

37. ikaretsaka
(
30/04/2008 20:28)
efa nolazaiko atsy ambadika atsy io letsy ra fijo
hoe tsy vitan'ny mitady famelankeloka kotsiny anie izy ity nefa le heloka natao hangatahana famelana aza tsy hay akory e... fa dinihina aloha

39. rijadolly
(
01/05/2008 07:00)
LazaDaddy>>>Eto ihany fa matetika tsy mandray anjara fa mamaky fotsiny.Dia miditra rehefa misy manentana any anaty any,tsy hoe tsy manentana ny ady hevitra sasany an!fa hefa voalazan'sasany ny hevitry ny tena.]
Azafady ra mindrana ity fomba fiteny ty za."wawawa"
Marina tokoa fa raha oh ka ny mpino mamaky sy mihaino fotsiny,manambara sy mitory fotsiny dia foana ny finoana.Ny mahagaga ahy nefa dia hitako fa tsy foana mihitsy io finoana io amin' namana mpino eto na dia voahenjika mafy aza izireo.Dikany zany miasa izy any fa tsy hoe tsy miasa(asa ho an' Tompo).eto aho ny hindrana ilay teny:Mino aho fa tsy anao wawawa hitatara ny zava-bitantsika ho an'Tompo(na Tompo araka ny hevitry ika) eto izany isika rehetra satria http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=4&andininy=1-8&dika= 1-Inona ary no holazaintsika ho efa azon'i Abrahama, razantsika araka ny nofo? 2-Fa raha asa no nanamarinana an'i Abrahama, dia misy reharehany ihany, nefa tsy amin'Andriamanitra. 3-Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? "Ary Abrahama nino an'Andriamanitra, ka dia nisaina ho fahamarinany izany" (Gen. 15. 6). 4-Ary ho an'izay miasa, dia tsy isaina ho fahasoavana ny karama, fa ho trosa. 5-Fa ho an'izay tsy miasa kosa, fa mino Izay manamarina ny ratsy fanahy, dia ny finoany no isaina ho fahamarinana. 6-Dia araka izany koa no ilazan'i Davida fa sambatra ny olona izay isain'Andriamanitra fahamarinana tsy amin'ny asa hoe!7 "Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.8"Sambatra izay olona tsy hisain'i Jehovah heloka" (Sal. 32 1,2).
Misy koa eto izay voateny foana hoe mi-wawawa fotsiny,izay tsy azo hitsarana azy oa izany satria tsy fantantsika ny ataony any.Eny tsy maintsy torina ny tenin'Andriamanitra(azafady amin'ilay"tsy maintsy"fa mbola tsy hitako ny hitenenana azy)..Raha eto angamba dia tsy afaka hitory arahan'asa izany amin'fotoana miaraka;ra eto amin'serasera an!.Inona ny solon' asa eto?(ho an'Tompo) raha tsy misy fohano ry hery ny Fivavahana ,Finoana fa zavapoana ny hevitra rehetra nivoaka teto hatrizay fa wawawa daolo ireny.Eto ampamaranana aho dia hanotany tena iza amin'ireo roa ireo ary ny atao hoe wawawa, ny mitatara ny asa vitany ve? sa ny mitory ny fahamarinan'Andriamanitra. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=10&andininy=13-18&dika= 13-Fa "izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena" (Joe. 3. 5).14-Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory?15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: "Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly?" (Isa. 52. 7).16-Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)17-Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.18-Fa hoy izaho: Sao tsy nahare izy? Tsia; fa "Efa nivoaka ho any amin'ny teny rehetra ny feony, Ary ny teniny hatramin'ny faran'izao rehetra izao" (Sal. 19. 4).
Voninahitra ho an'Andriamanitra sy Jesoa Kristy Zanany.

40. LazaDaddy
(
01/05/2008 07:29)
rijadolly> aleo mitandrina fa tena mora amintsika tokoa ny mitsikera ny namantsika hoe mi-wawawa fa sarotra ny manaiky fa ny fitsikeran-tsika azy indrindra indrindra no tena wawawa ara-bakiteny :-*