Saosy Nem
1. ikotoleta
(
28/04/2008 13:09)
Zavatra ilaina :
- Casserole na vilany kely
- Sotro
- Afo
Ingredients :
- Siramamy 1 sotro
- Nuokmam 1 sotro
- vinaigra 1 sotro
- rano 5 sotro
Fanaovana azy :
- Afangaro ao anaty casserole daholo ny ingredients rehetra
- Atao ambony afo
- afangaro amin'ny sotro
- avela mangotraka 10 segondra
- aroso mangatsiaka miaraka @ nem mafana
Tsy azo asiana menaka fa azo asiana sakamalao

novalian'i kelly13 ny 29/04/2008 09:45
2. ramangididy
(
28/04/2008 13:37)
Salut a!
Tsara lay anao fa tsy ampy kely fotsiny, fa ity misy fanaonay :
- mividiana voanjo 1/4 kg.
- voatabia 1/4kg
- gros oignons 1/4 k
- poivrons (mena na maitso)
- nuoc man
- achard de carottes
Ka izao no fanaovana azy :
totoina halemy tsara ny voanjo, dia atokana aloha. Tetehina madinidinika daholo ny voatabia, oignons, poivrons. hafanaina ny menaka dia miaraka arotsaka ireo atao somary mendimendy. Rehefa vita izany dia atao ao anaty vilany cocote kely ny voanjo, dia asiana rano sahabo ho eran'ny zinga. Avela hangotraka, dia karohinz tsy an-kijanona fa miraikitra be io raha tsy izany. Rehefa hita fa marihitra tsara dia araraka amin'izay ilay ingrédients rehetra + achards. Avela ho masamasaka tsara ilay achards, dia araraka @ izay le nuocman, aza adino ny sira. Tandremo sao lasa be sira fa mora mankaleo be. Azo asiana sakay araka izay hitiavana azy, tsy atao mandranoka be fa atao maridrihitra an!
Dia andramo hanina @ lay nems @ zay fa tena lafatra tsara mihitsy!!!
Mazotoa homana, Tompoko. =D>

4. sytl
(
28/04/2008 15:33)
ka zay no mangididy azy ,mangididy ny menaka!!! :-D :-D :-D ,fa milay é! misaotra @ lé recette!!
5. ikotoleta
(
28/04/2008 16:41)
famintinana zany hoe :
:arrow: saosy 1 kôpy sa
:arrow: saosy 2 kilao
:D :) :( :o 8O :? 8) :lol:
:arrow: saosy 1 kôpy sa
:arrow: saosy 2 kilao
:D :) :( :o 8O :? 8) :lol:
6. kelly13
(
29/04/2008 09:45)
ary neveriko fa saosy masikita nge le asina voanjo e! kay azo atao saosy nem kou, nde mba andramana. misaotra e