Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Jeankely
(
25/04/2008 09:45)
Tsy Ra8 mihintsy no namorona NY MIASA MIARAKA akory
Raha toa ka misy olana ny fitondrana dia ny mpitondra no mety misy olana fa tsy ny fitenenana. Tsy Ra8 mihintsy ohatra no namorona ny MIASA MIARAKA nefa rehefa misy tsy tia ny fitondrany dia ny fitene...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/04/2008 14:41
istraky
(
25/04/2008 08:52)
Diamondra Safira
Mba mitady ilay hiran'i Dondolah sy Tahiry : Diamondra Safira iny 'reto raha mba misy manana ! :D ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 14:30
pichou
(
25/04/2008 08:52)
tu me mank baby
mitady tonokira an i jerry marcos Tu me manq baby...
tohiny
novalian'i kiadi ny 25/04/2008 16:35
yonikafopl
(
25/04/2008 07:24)
Fanontaniana mangitikitika.
Aty aminay misy karazana katolika 2, dia ny katolika maronita sy ny katolika ortodoksa, isan-taona dia tsy mitovy ny fankalazan'ireo finoana ireo ny paska, ary tamty taona ty moa de iray volana mihint...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/05/2008 16:17
Jeankely
(
25/04/2008 01:32)
Hira mahafaly, Politika, Andraikitra, Fandrebirebena
Ny tanora dia tena tia hira ary variana @'ny zavatra mahafaly azy eo noho eo ihany indraindray. Raha raikitra ny 13 Mai t@'ny androny dia nitsangana ny Radio tsiokavao. Rehefa tsy Politika mavesa...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 11:52
fijo
(
24/04/2008 20:21)
i kanto wa tsssssss
vao niditra tany mada i kanto,dia nenjehiny mafy ny fomba gasy momba ny famadihan afa ,fomba tsy mendrika,sy milalao faty.fombany tsy mpino sns.ary dia maro mihintsy aza ny mpino kanto no tsy mety mam...
tohiny
novalian'i zoupi ny 06/08/2008 12:51
niryna
(
24/04/2008 17:42)
Tss, soa ihany
Simba ny laptop-ko ary maty avokoa ny zavatra rehetra tao,rehefa mieritreritra izany aho dia tezitra saingy navadiko amin'ny fiainana amin'ny maha kristiana ahy ilay izy.Mifanohitra izany indray no na...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/05/2008 22:01
ni81
(
24/04/2008 17:18)
TOVOLAHY MPIANATRA MALAGASY MATY
Misy tovolahy mpianatra malagasy nodimandry t@ 4 avril 2008. Tahirisoa JULLIARD no anarany, ary nipetraka tao CACHAN (94).
Alefa hody any Madagasikara ny razana.
http://www.sobika.com/...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/04/2008 10:50
sytl
(
24/04/2008 15:33)
inona kou no azo hatao beignet?
efa natao daolo zao karazana retra zao ,carotte,akondro,chou fleur,pomme,sns...de in kou no mbola azo atao?fa ny eo iany no miverimberina! :-w ...
tohiny
novalian'i haritianah ny 19/06/2008 22:10
ikotoleta
(
24/04/2008 15:08)
Sipa any Belzika
Sipa mipropose sex gratos ho an'ny bandy virjiny hono e. Et tout et tout ze ifanarahana fa mitondra kapoty. Fa zany ndray no fanaovana manif vaovao an'ny XXIs :arrow: neutralité du net
Avis ho ...
tohiny
novalian'i ikotoleta ny 05/05/2008 21:15
RATOVOARY
(
24/04/2008 13:58)
NAMANA VAOVAO
Namana vaovao mipetraka aty Jangil 401 mba te hanana namana hifandraisana ka minadry anao eto aho...
tohiny
novalian'i pasipasi ny 05/09/2008 14:21
rush
(
24/04/2008 13:53)
ankamatatra
Fenoina inona ary ny barika feno rano dia lasa maivana kely ?
:wink: :roll: :} :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i sytl ny 01/05/2008 15:25
isalo
(
24/04/2008 13:34)
premier amour
Inona r'ireto no atao hoe " premier amour", ny olona niaraka taminao voalohany ve sa ny olona nanao firaisana taminao voalohany ?
...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/05/2008 17:24
dadane
(
24/04/2008 12:32)
Mitady mpampianatra BAC+2
college any Tanjombato mitady mpampianatra Anglais sy Francais ary Maths sy physique ary EPS mpampianatra efa nampianatra manana AE 2ans handray ny classe faha 6(6eme)mba manorata aty amiko raha mety ...
tohiny
novalian'i ikotoleta ny 27/04/2008 15:19
Princesse01
(
24/04/2008 12:18)
Ho anao
Mitady namana, mitady olon-tiana...
tohiny
novalian'i kiadi ny 30/04/2008 12:54
mabloo
(
24/04/2008 12:11)
fandaharana malagasy sur arte
am'zao fotoana zao ao am arte misy fandaharana malagasy e! ho an'izay liana e!
" Vato manga, les saphir de l'espoir " no lohateniny
...
tohiny
novalian'i badboy ny 24/04/2008 15:19
rajoelina
(
24/04/2008 11:55)
ho an'i ronaldo09 Man Un - Barsa
( Liverpool 1 - Chelsea 1 )
Ra vao sahala 1 sy 1, na 2 sy 2, na 3 sy 3, na 4 sy 4 sns... de tafakatra i Barsa.
Ra maresy koa Barsa, de tafakatra:lol:
miandry ny vavany ronaldo09!
;-) ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 29/04/2008 20:40
tsiambaratelo
(
24/04/2008 11:39)
RAHA MAHAFANTATRA ô !
Ao anaty trano fisoko iray misy akoho dimy!
samy manana ny lokony avy,ireto ary ny lokony,
(volon-tany,mavo,mainty,volom-boalavo,fotsy)
Mifampialona ireo akoho ireo:ny akoho tsirai...
tohiny
novalian'i rush ny 27/04/2008 18:03
sytl
(
24/04/2008 10:22)
misasa ampovoan-tsena!
manôna dôly!,de gaga aho hoà ndray mandé zay ,sendra teny an- tsena,nahita an'reto maizina be manasa ny zanany eo apovoan-tsena miaraka @ tavoahangy plastika,de variana kou lé vazà!!de ozizy ah...
tohiny
novalian'i bazylou ny 05/09/2008 00:45
dziana
(
24/04/2008 10:21)
Ze mahay
Inona ary no maha samihafa ny maty sy ny torana? :-D :-D :?:
Bonne journée de Bisous daolo e! :wink: ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/04/2008 14:43
