TOVOLAHY MPIANATRA MALAGASY MATY

1. ni81 ( 24/04/2008 17:18)
Misy tovolahy mpianatra malagasy nodimandry t@ 4 avril 2008. Tahirisoa JULLIARD no anarany, ary nipetraka tao CACHAN (94).
Alefa hody any Madagasikara ny razana.
http://www.sobika.com/
novalian'i endrika01 ny 28/04/2008 10:50
2. Belami ( 24/04/2008 17:41)
fa naninona no t@ 4 avril no maty de zao vao ampodina?
3. ni81 ( 24/04/2008 17:49)
fa naninona no t@ 4 avril no maty de zao vao ampodina?

Toa mbola natao angamba ny ankety isan-karazany, ary misy antso koa nataon'ireo fianakaviana @ fitondrana ny razana!
4. ni81 ( 24/04/2008 17:58)
Belami a! Adinoko teo fa vao t@ 19 avril no hita ny razana.
5. Veloo ( 24/04/2008 19:25)
ayayayya tena mampalahelo be ilay izy kle... eeeeeeeeee zay ilay fiainana e
6. sipagasy ( 24/04/2008 20:18)
Miaraka ory @ fianakaviana,

Tantely amam-bahona ry ireto ny fiainana koa aza mba hadinoina 'reh' mba tsy hahasahirana tahaka izao raha ohatra ka mbola hoe vonona ny hody farany any an-tanindrazana ianareo e!!!!!! tsy mety ho leo mihintsy aho mamerimbarina ny hoe aza modiana tsy hita ny fisian'ny mutuelle de madagascar http://www.mutuelledemadagascar.com/, mahasoa ny fiaraha-minina anie ny mitsinjo ny andro farany e!!!!

Misy ny misaina izao hoe vola be tahaka izany no mampody razana nefa misy ny tsy manan-kohanina, marina izany, nefa safidy ny hody farany any an-tanindrazana, koa mba tsy hisian'ny latsa manara-paty, izay fady antsika Malagasy, dia aleo misoroka toy izay mitsabo e!
Am-bava homana, ary am-po mieritra.
7. mangidy ( 24/04/2008 21:15)
Maneho ny fiaraha miory @ fianankaviana!
8. milaibe ( 24/04/2008 22:39)
Miombom-pahoriana. Sipagasy>tsara ny toro-hevitrao
9. ni81 ( 25/04/2008 04:50)
Tena marina mihitsy io teninao io ry sipagasy. Tsy hoe sanatria manenjika fa raha toa ka niditra t@ ilay fikambanana dia tsy hisy ny fahasahiranana na dia kely aza fa tonga dia milamina daholo ny rehetra.
10. xxx ( 25/04/2008 07:17)
ni81 > f'angaha disparu zany lery tsy hita hoe nakaiza dia hita tampoka
11. ari.malala ( 25/04/2008 07:40)
miara miory am fianakaviana!
12. ni81 ( 25/04/2008 10:58)
Toy izao ny niseho. Miala tsiny fa @ teny frantsay !

Un étudiant malgache, habitant à Cachan (94 - IDF) a disparu de manière tragique la nuit du vendredi 4 avril 2008 suite à une noyade dans La Seine. Il s'agit de : TAHIRISOA JULLIARD Son corps a été retrouvé par les autorités le Samedi 19 avril 2008. L'organisation des services funéraires est assurée par les pompes funèbres: J. & Y.SPORTES - 82 RUE MARAT - 94200 IVRY SUR SEINE. Le coût total facturé par l'agence le rapatriement de son corps de PARIS - ANTANANARIVO - TULEAR s'élève à 5.500 Euros. Face à cette épreuve douloureuse, nous faisons appel à la solidarité de tous pour aider sa famille à réunir cette somme. L'argent récolté sera versé directement à la Pompe Funèbre. Pour une gestion facile et transparente, toutes les aides obtenues seront centralisées au compte de l'Association FILONGOA qui se chargera de les verser à la pompe funèbre. Un journal de recettes sera disponible sur le site http://www.solidarite-julliard.com pour que chacun puisse avoir un droit de regard sur le détail des cotisations. Veuillez libeller vos chèques ou mandat au nom de « Association FILONGOA » et l'envoyer à l'adresse suivante : Association FILONGOA - 31, rue de la Gaité - 91200 ATHIS MONS. Vous avez la possibilité de remettre en main propre votre contribution en contactant directement les personnes suivantes, un identifiant pour pouvoir effectuer le suivi de votre participation sur le journal vous sera remis immédiatement : - Paulin TALIMAHITSY (91)- 06 63 97 53 10 - Faniaha DIMBY B.(92 Nord) – 06 61 85 13 05 - Valérie (Foyer Cachan) – 06 37 78 73 10 - Eddy
13. Zina ( 25/04/2008 14:49)
Il s'agit de : TAHIRISOA JULLIARD


ahona no nahafantarana fa i izy io?
14. rurik ( 26/04/2008 09:41)
De miara miory @ fianakaviana ny tenako , mahaiza mionona fa efa tonga eo amin'ny tena ny toerana ka tsimaintsy zakaina, de mahaiza mionona tompoko.



Sipagasy an tsimety misokatra aky le nosoratanjy we jereo eto .
15. sipagasy ( 26/04/2008 11:27)
rurik, miala tsiny fa nisy "," kay nanaraka tao

inty ny rohy aza http://www.mutuelledemadagascar.com/

misaotra anareo!
16. ni81 ( 26/04/2008 11:45)
Amin'ny 30 avril ho avy izao ny razana no ho tonga any madagasikara. Mbola manana olana, indrindra ara-bola ireo olona mikarakara ny fampodiana azy.
17. endrika01 ( 28/04/2008 10:50)
Zara aza zany mbô hita lay razana!Sy mba nisy nahafantatra!Tena nampalahelo!Lakalaka marina ny fiainana!Miarahory amin\'ny fianakaviany!Mahereza!Mafy tokoa zany!Nefa mitrakà!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1943