NAMANA VAOVAO

1. RATOVOARY ( 24/04/2008 13:58)
Namana vaovao mipetraka aty Jangil 401 mba te hanana namana hifandraisana ka minadry anao eto aho
novalian'i pasipasi ny 05/09/2008 14:21
2. glou ( 24/04/2008 14:15)
ho avy any jangil ny namana serasera eto tana ny 21 au 28 aout ka raha te hihaon @ ireo namna maromaro dia vakio ao @ forum fety sy fihaonana : vacances a mahajanga
mankalaza
glou_
3. milafitia ( 25/04/2008 11:02)
manahoana ianao.
Tsy fantatro aho na ho isan'ireo ho any Jangil fa ianao moa milaza ny te hanana namana de afaka mifanoratra sy miserasera eto aloha isika.
Yv
4. RATOVOARY ( 25/04/2008 13:11)
milafitia:

manahoana ianao.
Tsy fantatro aho na ho isan'ireo ho any Jangil fa ianao moa milaza ny te hanana namana de afaka mifanoratra sy miserasera eto aloha isika.
Yv

M'sôtra anao namaly antso.

:lol: :* :-* (l)
5. pasipasi ( 05/09/2008 14:21)
zany ve
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3189