Ho anao

1. Princesse01 ( 24/04/2008 12:18)
Mitady namana, mitady olon-tiana
novalian'i kiadi ny 30/04/2008 12:54
2. thiel ( 24/04/2008 13:00)
Slt,
Raha sitrakao dia handray anao ho namana aho koa dia manantena ny valin-teninao ary ny tenako.A+
3. RATOVOARY ( 24/04/2008 13:29)
Princesse01:

Mitady namana, mitady olon-tiana



Eny e! Zah koa mba mila namana hifaneraserana eto @ity tranokala ity ka rah sitrakao de hifanoratra eto isika sy hifampahery eto. Sa tsy izany?
4. ainaheri ( 24/04/2008 13:33)
ahan,vô misoratra anarana d mitady olotina ny dinika an,ié samy manao zay mahafalifaly ny fony ka,mety
5. mirianah ( 24/04/2008 14:01)
:-D :-D :-D =)) =))
6. Romuald ( 24/04/2008 15:59)
Mafinaritra fa tohizo
7. Princesse01 ( 24/04/2008 17:43)
ainaheri:

ahan,vô misoratra anarana d mitady olotina ny dinika an,ié samy manao zay mahafalifaly ny fony ka,mety



ka izay mihitsy no nisoratako anarana, tsy aleo kosa ve tsorina :D
8. ainaheri ( 24/04/2008 18:32)
eka wa,mahità ny rariny ary ee,:lol:
9. xxx ( 24/04/2008 19:27)
mmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm
10. Veloo ( 24/04/2008 20:06)
ka izay mihitsy no nisoratako anarana, tsy aleo kosa ve tsorina


tsy ratsy aloha ilay izy e fa ny olana dia tsy hisy hanao serieux ny ato :(
11. RATOVOARY ( 25/04/2008 13:19)
Veloo:

ka izay mihitsy no nisoratako anarana, tsy aleo kosa ve tsorina


tsy ratsy aloha ilay izy e fa ny olana dia tsy hisy hanao serieux ny ato :(



Mba ataovy serieux kosa fa sao de mba ato no ahitany ny anjarany e!
Sa ahoana Princesse?
Za aloha efa misy borne eh
12. iarryrral ( 30/04/2008 12:39)
toa tsy nisy tohiny ???
13. kiadi ( 30/04/2008 12:54)

tsy ratsy aloha ilay izy e fa ny olana dia tsy hisy hanao serieux ny ato :(



:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943