Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
kiadi ( 22/04/2008 19:06)
hiran'ny fahazazana!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/scorpion/video/x2v41m_scorpions-still-loving-you_music http://www.dailymotion.com/relevance/search/mickael%2Bjakson/video/x1s1bd_michael-jackson-billie-jea... suite
répondu par kiadi le 23/04/2008 19:04
fijo ( 22/04/2008 18:57)
izany hono
Richard Andriamanjato Regard critique sur les institutions protestantes mardi 22 avril 2008, par Manjaka Hery Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=... suite
répondu par fijo le 30/04/2008 21:36
Belami ( 22/04/2008 18:49)
"Miandry fa gasy"
Tokony ho foanana @ teny malagasy mihitsy io fehezanteny io satria lasa fiteniny ankizy, ny olana dia lasa manaraka anio koa ny toe tsaina raha motramotraka le mpiteny azy. Fomba fijeriko io fa tsy ha... suite
répondu par Falyfona le 04/06/2008 16:41
niryna ( 22/04/2008 17:59)
Ny fitiavan-kavana!
[b]Mifampitondrà izay mavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn'i Kristy. Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.Gal 6:2-3[/b] Nijan... suite
répondu par bor2lais le 20/05/2008 16:26
ninad ( 22/04/2008 12:58)
sentiment
fa maninona vevavy be sentiment nony lelà... suite
répondu par mangidy le 06/05/2008 15:47
badboy ( 22/04/2008 12:26)
Fivarotana sipakely!!
[b]MALAGASY Fanolanana Vehivavy lehibe mpanera ankizivavy kely [/b] Renim-pianakaviana iray manambady aman-janaka no nosamborin'ny zandary ny zoma teo, noho izy manera amin'ny fikarohana tovo... suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/01/2015 06:23
joselitoado ( 22/04/2008 12:19)
mangataka tononkira
manao ahoana mba mangataka ny tononkiran'i Melky aza viraviraina azafady. misaotra mialoha.... suite
ari.malala ( 22/04/2008 11:30)
hafiriana vao ritra ny nono?
manahoana daholo ianareo, Ny zanako tsy maintsy nosarahina nono, f aho 1volana izay, nefa mbola misy nono iany refa potseriko am maraina ref le mandro iny d manontany ah ohe hafiriana vao ritra tan... suite
répondu par ari.malala le 05/05/2008 08:39
Jeankely ( 22/04/2008 11:08)
Nanao "J'ai l'honneur" t@ Fanjakana ny Mpiasampanjakana
Aza afangaro ny resaka fa tsy mety. Tamin'ny mpanohatra sa tamin'ny fanjakana no nanaovan'ny Mpiasampanjakana "J'ai l'honneur". Na izy manompo ny Fanjakana na izy miala dia manangana izay tsy miankina... suite
répondu par Jeankely le 27/04/2008 00:04
ave ( 22/04/2008 11:05)
fahizay aina cook
tsara sady mahafinaritra rehefa tafiditra eto amin'ny serasera misaotra betsaka :) ... suite
répondu par Papoose le 22/04/2008 19:36
xxx ( 22/04/2008 10:49)
Mbà fanontaniana manitikika kely !
Rehefa mety forum na débat na antso par téléphone tahaka ny KIDAONA MARAINA ohatra dia voizina foana ny hoe ny mpitondra teo aloha aza nanao an izao sy izao etc..... Kanefa dia iaraha-mahita iza... suite
répondu par Jeankely le 22/04/2008 14:11
xxx ( 22/04/2008 10:40)
Ny vehivavy
http://fr.news.yahoo.com/zigonet/20080422/tod-echange-femme-contre-chevre-actualis-17baed7.html :°) :°) ... suite
répondu par ialyr le 05/05/2008 14:41
varisy ( 22/04/2008 06:45)
AMPELASO
MILA TONOKIRA AMPELASO TARIKA NY AINGA... suite
Mio21 ( 21/04/2008 19:44)
Mort ou Tchitchi ?
[i]Somary niangaliana kely mihitsy ny nanoratako azy mba ahafahanareo maka sary an’eritreritra sy miaina tsara ohatran’ny tena hoe nanatrimaso mihitsy eo ampamakina azy.[/i] [u]Misy fanontaniana ... suite
répondu par Falyiarivo le 24/04/2008 22:18
dadabe ( 21/04/2008 17:56)
Fiverenana Makotroka
Faly miarahab e... misaotra ny admin fa tafaverina njay le ra dadabe ndoza e hahahah dia hafana njay izany ny lalao e :D ... suite
répondu par dadabe le 01/05/2008 02:19
naughtyboy ( 21/04/2008 17:31)
milay kosa ny reviny saka ra toy zao
http://www.youtube.com/watch?v=eZZXkd7l8Zc# :-D :-D :-D ... suite
répondu par endrika01 le 29/04/2008 18:14
Belami ( 21/04/2008 17:29)
Inona no tena tsara ?
:-w :-w :-w :-w :-w :-w ... suite
répondu par kiadi le 23/04/2008 17:36
niryna ( 21/04/2008 17:25)
Anarana malaza fiantsona ny olona any aminareo.
Manao ahoana daholo e .Ho an'ireo malagasy mipetraka any ivelany ,iza ry ireto no anarana malaza hiantsona ny olona any aminareo? ohatra hoe : ny koreana izao dia toa Parker daholo no betsaka,ny l... suite
répondu par niryna le 03/05/2008 02:50
Belami ( 21/04/2008 17:21)
Mitsakoahana
mety diso ny fanoratro azy fa io no fiteny azy aloha Inona no atao mba hampijanonana haingana rehefa mitsakoahana fa tena manorisory mihitsy indraindray eny imasonolona. Misotro rano ka ee, de ahoana... suite
répondu par martino le 04/12/2019 19:03
sytl ( 21/04/2008 16:28)
iza no tsy matanty! ny lélà sa ny vevavy?
SLT DAOLO! iza no tsy matanty voalohany raha tsy miray ara-nofo mandritra ny 2 volana,ny lahy sa ny vavy?... suite
répondu par rinakely1 le 05/08/2008 18:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8227