izany hono
1. fijo
(
22/04/2008 18:57)
Richard Andriamanjato
Regard critique sur les institutions protestantes
mardi 22 avril 2008, par Manjaka Hery
Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=
« Les Protestants ont des difficultés pour prêcher l’évangile dans leurs propres institutions », déplore le Pasteur Richard Andriamanjato samedi dernier lors de la célébration de ses 50 années passées au service de la FJKM Ambohitantely. Cette affirmation découle d’une question qui s’est posée à propos des personnes de la confession protestante, qui viennent prêcher l’évangile dans des institutions catholiques. L’école sacré-cœur Antanimena (ESCA) a accepté que des protestants viennent dispenser des matières relevant de la religion dans cet établissement, alors que dans les institutions protestants, les prêcheurs catholiques n’ont pas été acceptés par les responsables protestants pour dispenser les mêmes matières. Pourtant, chez les catholiques, chacun sait qu’ils ne font pas de prosélytisme depuis la nuit des temps.
* Discipline
Face à ce constat, certaines personnes de l’assistance ont affirmé que les protestants n’ont pas besoin des renforts venant d’autres confessions pour éduquer leurs collégiens. En d’autres termes, elles ont voulu faire croire que les protestants sont « très forts à Madagascar en matière d’éducation religieuse ». Pour le Pasteur Andriamanjato Richard, c’est plutôt l’inverse. Il trouve que les Protestants ne sont pas les mieux organisés en matière d’éducation spirituelle des élèves. Il y a une insuffisance de volonté et de prise de responsabilité. Certains protestants affirment même, a-t-il souligné, que l’enseignement du programme scolaire est déjà une rude bataille à mener. Par contre, les catholiques disposent d’une structure bien organisée en matière de discipline et de mission en ce qui concerne l’enseignement de la religion, selon toujours le pasteur Richard Andriamanjato. Ainsi, si des missionnaires catholiques sont invités à intervenir dans l’éducation religieuse des élèves protestants, cela va apporter des problèmes pour les protestants.

novalian'i fijo ny 30/04/2008 21:36
2. rakaroka
(
22/04/2008 19:19)
Heu... eto France aloha toa mbô misy ny 34 tafo ihany, dia misy "organisations" isan-karazany ihany! Fa ilay foto-pinoana "PROTESTANTA" mihitsy no remise en QUESTION AMIKO. BIEN QUE TAIZA PRO SY VITA BATISA PRO AHO 8O :roll: :roll: :?:
3. fijo
(
22/04/2008 20:26)
raha mihoatra amin'ny katolika aloha ,ny resaka lamina dia very lavitra ny protes.aza adino koa anefa fa ny katolik adia efa firy arivo taona talohany no niasa.
4. cutie
(
22/04/2008 20:29)
Fa ilay foto-pinoana "PROTESTANTA" mihitsy no remise en QUESTION AMIKO. BIEN QUE TAIZA PRO SY VITA BATISA PRO AHO
tsy mazava ny tian-jy lazaina?
5. cutie
(
22/04/2008 20:31)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 22-04-2008 22:26:55
Lohateny : Re : izany hono
raha mihoatra amin'ny katolika aloha ,ny resaka lamina dia very lavitra ny protes.aza adino koa anefa fa ny katolik adia efa firy arivo taona talohany no niasa.
fjkm ve le protes resahina za ze mifanohitra @ katolika rehetra?
6. fijo
(
22/04/2008 20:33)
tsy fjkm ihany ka,na ny loterana koa aza.tsy dia mbola manana rafitra toa ny katolik ary zareo,saingy ny maha tsara izay fotsiny kosa dia tsy voafefy ny mpino protes.ny katolik amantsy tsimaintsy mitandrina ihany mba hifanaraka amin'izay firehana katolika ny atao rehetra.
7. xxx
(
22/04/2008 20:47)
fijo:

Na ny protestanta koa aza dia mila mitandrina mba hifanaraka amin'ny firehana protestanta ny atao rehetra. Raha tsy hitandrina izany dia tsisy mahaprotestanta. Ny foto-pinoana sy ny fiainana ny finoana no tsy mitovy.
8. fijo
(
22/04/2008 20:52)
eny e,fa malalaka kokoa ny protes raha io,tsy misy atahoran ahoe hobedin'ny papa na hovoaroaka.
9. xxx
(
22/04/2008 20:55)
Amin'ny Katolika dia tsy noho ny tahotra no hiainana ny finoana ! Efa tsy finoana intsony raha izany.
10. fijo
(
22/04/2008 21:29)
tsy milaza aho hoe "ihainana ny finoana"fa raha hiteny zavatra ohatra ny pretra iray dia mitandrina foan ahoe ity lazaiko ity ve mifanaraka amin'ny firehana katolika.io dia tsy dia tazana loatra amin'ny pasitera protesy
11. ikaretsaka
(
22/04/2008 22:04)
raha vao nanesoratsorana sy samy manao ze tiany fa mody soi disant hoe malalaka nefa fehezin'ny boky.. ary tsy misy lien mampifandray azy afa tsy le soi disant hoe boky... dia tsy maintsy misy trouble foana e...
satria dia samy mandray an'io araka izay tiany handraisana azy! de eo le olana no mipetraka

12. xxx
(
22/04/2008 22:10)
fijo:
tsy milaza aho hoe "ihainana ny finoana"fa raha hiteny zavatra ohatra ny pretra iray dia mitandrina foan ahoe ity lazaiko ity ve mifanaraka amin'ny firehana katolika.io dia tsy dia tazana loatra amin'ny pasitera protesy
Inona no dikan'ny hoe amin'ny atao rehetra ? Tsy hoe amin'ny fiainana ve ?
Inona no dikan'ny hoe "firehana" rehefa miresaka fivavahana sy finoana ?
Samy mitandrina ireo amiko, na farafaharatsiny samy miezaka mitandrina, fa ilay "tandremana" mihitsy no tsy mitovy. :)
13. cutie
(
23/04/2008 12:35)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 22-04-2008 22:33:04
Lohateny : Re : izany hono
tsy fjkm ihany ka,na ny loterana koa aza.tsy dia mbola manana rafitra toa ny katolik ary zareo,saingy ny maha tsara izay fotsiny kosa dia tsy voafefy ny mpino protes.ny katolik amantsy tsimaintsy mitandrina ihany mba hifanaraka amin'izay firehana katolika ny atao rehetra.
tafiditra ao daholo zany ze finoana tsy katolika rehetra, toy ny adventista, sy ny silamo sy ny tariny tsy haiko tsony :-D
14. ikaretsaka
(
23/04/2008 13:35)
ny silamo sy ny mormons misy rafitra ka...
ny silamo raha su'ites sy suni'tes dia manaraka ireny aby
ny mormon tena traditionaliste manaraka izay tapaky ny any Utah
ny Dalai'lama moa tsy lazaiko intsony

15. salopard
(
23/04/2008 15:37)
fa iza ity andriamanjato ity e!
de mbola misy mihaino ihany ve ity andriamanjato ity
oaoka oa!
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff, snff; tchouff...

16. rakapy
(
23/04/2008 16:05)
Io aloha dia hita mazava ny difference entre Kato sy prot raha resaka education eto Mada no jerena. Ny Kato dia hita fa manana ny fivelarany kokoa eo @ fanabehazana. Ny Prot dia mivelatra ihany fa tsy manana flexibilite lohatra.
17. lizabeth
(
23/04/2008 16:45)
rakaroka:
Heu... eto France aloha toa mbô misy ny 34 tafo ihany, dia misy "organisations" isan-karazany ihany! Fa ilay foto-pinoana "PROTESTANTA" mihitsy no remise en QUESTION AMIKO. BIEN QUE TAIZA PRO SY VITA BATISA PRO AHO 8O :roll: :roll: :?:
inona amin'ireo foto-pinoana protestanta no asianao remise en question ? misy 6 izy ireo raha tsy diso aho ! sao dia ny "fombafomba" n'ireo protestanta no tianao lazaina ?
18. ikaretsaka
(
23/04/2008 18:07)
velabelaro tokoa ry rakaroka sy ry lizabeth a
remise en question manao akory no tian'i rakaroka lazaina..
dia 6 ,, fombafomba sns... manakory koa no tian'i lizabeth ambara
misaotra

19. ikaretsaka
(
23/04/2008 18:13)
velabelaro tokoa ry rakaroka sy ry lizabeth a
remise en question manao akory no tian'i rakaroka lazaina..
dia 6 ,, fombafomba sns... manakory koa no tian'i lizabeth ambara
misaotra
remise en question manao akory no tian'i rakaroka lazaina..
dia 6 ,, fombafomba sns... manakory koa no tian'i lizabeth ambara
misaotra
20. fijo
(
23/04/2008 19:50)
tsy azonareo ny tiako lazaina.
ny pretra katolika ohatra raha anontanianao momba ny resaka "kapoty"dia tsy sahy miala izay lalana voasoritry ny papa.ny (pretra io an)
fa ny pasitera hafaka samy maneho ny heviny malalaka.
ohatra iray izay.