izany hono

41. ikaretsaka ( 25/04/2008 17:29)
izay ilay izy... fa raha manao fanambarana i Andriamanjato R dia tsy misy..fepetra noraisina fa lasankovavany fotsiny
ka mahagaga ihany
42. fijo ( 25/04/2008 20:06)
bosista,ka adinony matetika ,fa tsy toa azy ny olona rehetra,izay ny olana.

ilay lafiny tsy manaradalana ny protesy aloha misy maharatsy azy,nefa koa raha jerena ny lafiny fahalalahana,dia tiako kokoa izay,noho ilay voafehy.lafiny fahalalahana ihany io .
43. ikaretsaka ( 25/04/2008 21:02)
za raha anontanian'ialahy fanmontaniana resatseksa dia valiako ka :-D :-D :-D
mino aho fa i pissoa koa aza manao, ary za mahita mompera sy frera anontanian'ialahy resa-tseksa dia miresa-tseksa tsara mihitsy izy

fa ny manahirana aza hoa le hoe satria izy mpitondra cellule kely ary sy ary de le miatsaravelatsihy be heo tsy masina hono raha miresaka an'izany!

ny ahy ny principen'io dia tsotra fotsiny.. natao ampiasaina sy resahina io matoa misy, dia rehefa tsy manimba ny maha olombelona, na question etiques na question fiaraha monina na question fifanajana.. tsy hitako ny olona!
44. rakaroka ( 27/04/2008 14:16)
fijo:

bosista,ka adinony matetika ,fa tsy toa azy ny olona rehetra,izay ny olana.

ilay lafiny tsy manaradalana ny protesy aloha misy maharatsy azy,nefa koa raha jerena ny lafiny fahalalahana,dia tiako kokoa izay,noho ilay voafehy.lafiny fahalalahana ihany io .



Soa koa aloha fa tsy mitovy aminy 8O :roll: :wink: Ny ahy ny "blem"-ko amin'lé bosista be, lasa manao étalage na connaissance feno blablabla.
Heu :-w :-w mety tsy diso ny blablabla fa tsy à la portén'ny rehetra e. :?
Par contre ny "kung-fu" izay discipline tsotra ohatra: tonga dia "action ny an-drizareo" . Voafatopatotra angamba fa "envié-ko" kokoa ireo nahay nanefy sy nitondra ny fiainany toa matotra kokoa!
45. ikaretsaka ( 27/04/2008 14:32)
raha fantatra ny zavatra etalena anie ry rakaroka amiko tsy blem e
fa le pli vava aza no vao mainka pire... forcena ampifandraisana ny zavatra tsy tokony hifandray sy tsy fantatra! (tsotra fotsiny... i paoly manoratra ho an'i Timote ve no ampifanderaisina @ za manoratra ho an-drafijo ohatra)
46. pissoa ( 27/04/2008 14:32)
bosista:

o ry rakapy a! zay ndray aloha tsy d'accord amle we araha ny pretra no anontaniana resaka sex de we tsy misy hatoraka,tokony ho valiany ny kestion manitikitika momba ny sex satria tsy ary pretra otranazy daholo angeh ny mpino kato rehetra sa ahoana?

Raha resaka sex education (ohatra : fahasalamana ara-pananahana, fitondran-tena, sns) dia heveriko fa vitan'ny pretra izany, ary afaka manampy ny tanora sy ny tsy tanora izy ! Fa raha ho asaina miresaka tahaka ny ao amin'ny resak'olondehiba na fomba malalaka dia heveriko fa tsy ny pretra irery, fa na laika tsotra aza dia mety tsy mahita atoraka na tsy te hitoraka mihitsy. :-D :-D :-D :-D :-D
47. ikaretsaka ( 27/04/2008 14:42)
ary possible koa anefa ry pissoa fa le pretra misy atoraka noho ilay lahika an... fa le lahika mody fanina :-D :-D :-D :-D

aleoko lavitra aza mijery iznay toy izya le lahika mody fanina be nefa rahariva izy sy ny vadiny hmmmm be..
48. fijo ( 30/04/2008 21:36)
ka eto anie le pretra tonga amin'ilay fitenin'i hery azy hoe "rehefa tsy hay aleo mangina e"i hery no mpiteny an'io ary jereo fa vao misy ohatra iray momba ny advantista lazainy momba io.ka aiza ihany isika e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2571