izany hono
25. xxx
(
23/04/2008 20:24)
Fijo : azoko tsara mihitsy ny teninao fa ianao no tsy mahazo ny teniko. Ianao milaza fa tsy sahy ny pretra, izaho milaza hoe tsy izany fa mety efa izay mihitsy ny heviny araka ny mahakatolika azy.
26. cutie
(
23/04/2008 20:28)
Ianao milaza fa tsy sahy ny pretra, izaho milaza hoe tsy izany fa mety efa izay mihitsy ny heviny araka ny mahakatolika azy.
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
27. fijo
(
23/04/2008 20:28)
aizaaaaaaa,tsssssss koa maninona ny pasitera no tsy voatery ho izay amin'ny maha protestanta azy???sa ireo doma be?
29. fijo
(
23/04/2008 20:31)
aiz ako hoe ny pretra rehetar di ahitovy hevitra daholo,nefa i ika sy i fody aza eto samy mpino mahay ny hinoany tsy voatery hitovy fomba fijery.fa minia mikipy;ary izay no manimba ny finoana indraindray.
30. xxx
(
23/04/2008 20:35)
fijo:
aizaaaaaaa,tsssssss koa maninona ny pasitera no tsy voatery ho izay amin'ny maha protestanta azy???sa ireo doma be?
Fa izaho angaha niteny fa voatery ny Katolika ? Ianao no milaza fa tsy sahy izy ... izany hoe karazan'ny hoe voatery izany dia tsy sahy miala amin'iny ! Fa izaho milaza fa efa izay mihitsy no heviny malalaka.
Fijo:
aiz ako hoe ny pretra rehetar di ahitovy hevitra daholo,nefa i ika sy i fody aza eto samy mpino mahay ny hinoany tsy voatery hitovy fomba fijery.fa minia mikipy;ary izay no manimba ny finoana indraindray.
Ary io teninao io dia manohitra anao ihany, satria ianao milaza fa tsy sahy ny katolika fa tsy maitsy manaraka izay voasoritry ny papa nefa ianao ihany no milaza fa na i Ika sy Fody aza dia tsy voatery mitovy hevitra ;)
32. fijo
(
23/04/2008 20:50)
jereo kely eo ambony eo fa nomarihiko mazava hoe ny "pretra"mba hita ngamba io.
jereo fa raha vao misy pretra iray mitsipaka izay dia "out"
nefa ny pasitera hafaka samy manome ny fomba fijeriny amin'io.

33. rakapy
(
24/04/2008 08:29)
Fijo> Raha resaka sex sy ny kojakojany aloha no anotanianao @ mopera sy masera dia tsy misy atoraka ry zare na koa tsy afaka mitoraka fa sao dia silaka na koa minia tsy miteny mihintsy aza. Tsy ao antin'ny domaine ndry zareo mantsy io. :-D :-D :-D
34. ikaretsaka
(
24/04/2008 13:47)
fijo:
aiz ako hoe ny pretra rehetar di ahitovy hevitra daholo,nefa i ika sy i fody aza eto samy mpino mahay ny hinoany tsy voatery hitovy fomba fijery.fa minia mikipy;ary izay no manimba ny finoana indraindray.
izahay sy fody na samihafa aza ny hevitra dia misy fomba fijery fondamentaux itovizana foana ka.. ari sy pissoa koa
ny resaka katesizy ny anay izao ohatra en general dia saika mitovy fijery foana (le resaka tsy boky ihany, resaka sakramenta, afo fandiovana , saints, ...)
35. xxx
(
24/04/2008 17:27)
fijo:
jereo kely eo ambony eo fa nomarihiko mazava hoe ny "pretra"mba hita ngamba io.
jereo fa raha vao misy pretra iray mitsipaka izay dia "out"
nefa ny pasitera hafaka samy manome ny fomba fijeriny amin'io.
Dia midika ve izany fa "tsy sahy" ny mopera katolika ? Mampiseho ny rafitra katolika fotsiny izany fa tsy midika mihitsy hoe tsy sahy ny pretra katolika akory ! Samy hafa be ireo fa mianara manavaka. Ny fisian'ny "outed" mihitsy aza no manaporofo fa sahy ry zareo !
Ary mahagaga ahy ianao milaza hoe
fijo:
aizaaaaaaa,tsssssss koa maninona ny pasitera no tsy voatery ho izay amin'ny maha protestanta azy???sa ireo doma be?
nefa eto dia ny pretra katolika ho heverinao fa doma tsy mba manana ny heviny fa manaraka lalana fotsiny, noho ny tahotra sao dia "out" !
Ankoatra izay, mba tena mitombina ve aloha ny hevitra asehonao ity e ! Ianao milaza fa tsy sahy ny pretra katolika fa tsy maitsy manaraka izay efa voasoritry ny papa - nefa ianao ihany no manohitra ny teninao avy eo fa tsy voatery mitovy hevitra ny pretra
fijo:
aiz ako hoe ny pretra rehetar di ahitovy hevitra daholo
:-w :-w :-w
36. fijo
(
24/04/2008 20:39)
mety hoe mampiseo ny rafitra katolika izy,nefa mety ho tahotra koa.satria ny pasitera pros tsy voafehin'izay rafitra izay.
ekeko hoe misy hevitra fototra mety hitovizana,fa na izany aza misy ihany koa ny maha tsirairay ny olona .
ny matahotra ry xxx tsy doma an.samy hafa ireo.ny matahotra dia tsy sahy fa tsy doma.
ka izay tsy fahasahiany mamoak any heviny manokan aizay no maha tsy sahy azy.raha azon'i xxx le resaka.manana ny heviny izy fa tsy sahy satria sao bedin'i dada

37. rakaroka
(
25/04/2008 08:47)
Ny maha protestanta nampianarina ahy fahakely dia
Jesosy irery ihany!, Finoana irery ihany, fahasoavana irery ihany, miampy "baiboly" irery ihany.
Izany hoe raha ny marina dia "borné" ny protestanta.
Hany ka sarotra BBBe ny mitaiza ny olona ho discipliné, vokatr'ireo fototra nibeazana ireo. Imbetsaka aho no efa mba nametraka "rafitra teny ho eny, fa
nifotoran'ny resaka hoe "izahay indray dia ao ambany "fahasoavana" fa tsy ny lalàna. Donk fomba ahoana moa no ahafahana manao structure matotra. Rahateo i Jesoa "imaginaire pure" 'zay tsy mametraka "structure" concret" no hany banjinina. Ny baiboly :'taoko tsy misoratra ao avokoa ny lafim-piaina rehetra. CONCLUSION tahaka ny voa ambolena any amin'ny tany tsilo ireo
zaza beazina ao amin'ny sehatra protestanta

38. ikaretsaka
(
25/04/2008 13:00)
ka izay raha vao heo "irery ihany" dia bornage ny dikan'izay..
ny kato dia hoe iry ny but.. ireto aby ny fitaovana mety hahatonga anao any @ but.. ireto azo atao dia ireto tsy azo atao
izao no fika fampiasa ireo fitaovana ireo (katesizy) sy ny zavatra azonao avy aminy(sakramenta).. raha mampiasa ity fitaovana ity ianao (resaka kapaotin'i lefijo ohatra) ka ohatran'izao dia izao no mampety sy tsy mampety azy
tapaho ny hevitra roso ny dia!

39. bosista
(
25/04/2008 15:25)
o ry rakapy a! zay ndray aloha tsy d'accord amle we araha ny pretra no anontaniana resaka sex de we tsy misy hatoraka,tokony ho valiany ny kestion manitikitika momba ny sex satria tsy ary pretra otranazy daholo angeh ny mpino kato rehetra sa ahoana?
40. rakaroka
(
25/04/2008 16:17)
Ka eo anie no mahatonga ahy milaza hoe "misy présence" kokoa ny catho, na marina aza fa be mpanenjika ny "pape": misy "au point" concret ataony à chaque évènement: misy ajustement mifanaraka avy hatrany amin'ny zava-misy iainana. Ohatra nanao fanambarana ampahibemaso izy fa tsy mety ireo toetra "pédohilie. Ary nisy fepetra noraisina tokoa manoloana izany.