Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala
(
18/04/2008 11:29)
mba ampio azafady e
Za ry zareo mba mila torohevitra kely fa misy manahirana ny saiko a! Ao am centre fandehananay misy dokotera izay, mahakamo ana fa efa hatram volou zay vo tao aminazy no efa hafahafa tamiko izy, fa ts...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 28/04/2008 22:30
mamboy
(
18/04/2008 10:27)
te hatavy ( poids : 45 à 48 kgs )
Mba te hahazo aina rireto aho à de inona no tokony ataoko ?, fa toroy ny tokony ataoko aho fa te hatavy eo amin'ireo lanja ireo de misaotra anareo tapaka sy namana rehetra de veloma :-D ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/04/2008 22:22
mamboy
(
18/04/2008 10:16)
lehilahy misakeza ( Lola )
[b]Bold text[/b] :oops: Manao ahoana Tompoko ô Rahery à mba te hanana ny tononkiran' i Lola ho izaho ilay manao hoe :
Mifona @ nao aho rô ô
Tsa agnako aho rô ô
Fomba gne lelahy e misakeza in...
tohiny
novalian'i dziana ny 24/04/2008 10:01
kelly13
(
18/04/2008 09:54)
biby
tsy nahita tory oa za t@ alina fa nivadibadika tao fotsiny, d inn hozy nareo no eritreritra nandalo tao antsaiko? oe, zao mou misy bibilava b, le mavomavo b na fotsifotsy b na le maramara marikoriko r...
tohiny
novalian'i kiadi ny 20/04/2008 13:52
kalamy
(
18/04/2008 08:29)
Tselatra, NENY
mba ataovy ato anie ry reto ilay hiran'i Tselatra hoe Neny, neny,neny ^^ misaotra mialoha :oops: ...
tohiny
novalian'i Belami ny 18/04/2008 22:44
Jeankely
(
18/04/2008 06:09)
Tsy VOAOZONA fa DISO SAFIDY
Raha nihazakazaka tany @ sosialisma nefa tsy naharaka fa niala dia mazava fa diso safidy. Raha nampiditra Profesora nefa nampihinana paisomanta dia mbola diso safidy. Raha namerina ilay iraika lahy av...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/04/2008 13:43
ravatorano
(
18/04/2008 05:26)
vacances namana serasera dago any mahajanga
Raikitra indray izany fa dia hatao any Mahajanga ihany ny vacances izay karakarain'ny namana serasera Dago amin' ity taona ity kany daty hanaovana izany dia ny 18 ka hatramin 'ny 23 Aogositra izao ! ...
tohiny
novalian'i avylavitra ny 20/08/2008 00:55
tawa
(
18/04/2008 05:23)
http://www.oi-mada.org
Slt daholo,
Efa itanareo ve ilay site http://www.oi-mada.org
communauté informatique gasy
En cours de création ilay site fa efa azo jerena ihany!
...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 06/05/2008 13:35
patrick2002
(
18/04/2008 00:42)
voaozona ve isika gasy?
raha dinihina ny tantara dia :
Tonga teo ny mpanjana-tany nisy ny mpanohitra nilaza fa tonga hanandevo antsika ny vazaha, nilaza ny vazaha tamin\'izany fa fampandrosoana no nentiny ,ary tsy misy naha...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 11:02
fijo
(
17/04/2008 21:35)
faty mitsangana
ny kristianian ve mino ny fisian'ny faty mitsangana any tuliary????...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/05/2008 21:06
Kwasi
(
17/04/2008 20:44)
sainky sainky
AssurE-o fotsiny hono izany zalah ny dimy isan-kerinandro a.
[url=http://www.zigonet.com/actualite/la-masturbation-attenuerait-les-risques-de-cancers_art248.html]Jereo eto[/url] :-D
...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/04/2008 06:09
bilakarenjy
(
17/04/2008 16:57)
ILAY BOKY NODORANA
Ao anatin'ilay blaogy RANDRANA no nakana ity andalan-tonokalo ity izay mamarana ny adin'ny Boky ,ka entiko, eto hakana hevitra avy aminareo
http://bilakarenjy.artiste-malgache.com/2008/01/06/%c2%...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 14:18
badboy
(
17/04/2008 16:25)
Rahoviana ihany vao mba.....
Rahoviana ihany vao mba ny tombotsoan'ny vahoaka no ho tsinjovin'ny mpitondra fanjakana tonga eo, fa tsy ny fanenjehana fividianana jet privé na trano be na orinasa be ho azy sy ny fianakaviany???
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 23:38
hery
(
17/04/2008 15:59)
Rossy tonga ao @ RVG
Ie, tonga ao amin'ny Radiovazogasy.com koa ny album Ino Vaovao farany nataon'i Rossy.
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=ino+vaovao dia angataho sy alaharo...
...
tohiny
novalian'i milaibe ny 18/04/2008 05:35
nex
(
17/04/2008 15:54)
Samoela:tsisy raha
Salut!Afaka mba omenareo an'ity hira ity ve?
Misaotra mialoha....
tohiny
xxx
(
17/04/2008 14:41)
mombany sary
tena natao hapitapy an'i rajou marina v ny sariny sergia??? :lol:...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/04/2008 01:24
xxx
(
17/04/2008 13:22)
Hoy i SARKO t@ i RAVALO .....
Hoy i SARKO t@ i RA8 ,mais pourquoi vous venez ici en FRANCE que pour mendier tout le temps ,je sais que ton maire RAJOELINA était là ça faisait qque temps et la FRANCE a accepté de lui donner d...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 15:31
xxx
(
17/04/2008 13:10)
salama ve za sa hafahafa?
manaôna daôly nareo
za ry reto dé nieritreritra oe bevoka a satri nisy rapor sexuel zan à partir an 13èjour.n cyclko irregulier be(28-33-40).efananao differents tests tany @docteur zahay2 dé ...
tohiny
novalian'i cath ny 09/06/2008 10:57
Mandefitra
(
17/04/2008 12:09)
Fanatitra velona
Romana 12:1 Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindrampon'Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panah...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/04/2008 20:14
mamafara
(
17/04/2008 11:33)
miaraka amina vadin'olona
sali daholo nareo.
zao no olana. Efa enimbolana zay dia niaraka tamina vadin'olona ny tenako. IO situation io dia efa fantatro hatreny ambolohany nefa izy tiako. Fiarahana miafina mazava hoazy ny an...
tohiny
novalian'i inala ny 29/05/2008 12:22
