Fanatitra velona

1. Mandefitra ( 17/04/2008 12:09)
Romana 12:1 Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindrampon'Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany.

Mba misy afaka manazava ve hoe inn zany hoe fanatitra velona (Living sacrifice)
Misaotra
novalian'i fijo ny 25/04/2008 20:14
2. xxx ( 17/04/2008 14:31)
Fanoloran-tena ho an'i kristy @ alalan'ny fanompoana azy sy fanantanterahana ny didiny. Zay ny fandraisako azy.
3. xxx ( 17/04/2008 15:32)
yé fanoloran-tena, ny tena mihitsy no omena an'Andriamanitra mba hotantanany, ho azy tanteraka, ary manao izay asainy atao. Velona satria isika velona
4. rijadolly ( 17/04/2008 19:13)
Fanatitra velona
Fanatitra:tsy misy kilema,ilaina ny fanadiovana ny tena noho izany,alohan'hanoloratena ho fanatitra.
velona :Tsy ianao maty ara-panahy no atolotra(maty fahavelona)izay mitaky fahaterahana vaovao indray.
:arrow: :arrow:Fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra,
5. fijo ( 17/04/2008 21:01)
manao andevon'ilay zavatra tompoina izany ka.
6. pissoa ( 17/04/2008 21:27)
:-D :-D :-D :-D :-D
7. Mandefitra ( 18/04/2008 07:03)
Misaotra @ fanazavana.
fijo:
manao andevon'ilay zavatra tompoina izany ka.

Mety Ra fijo zao no mahita an zay, fa zahay mahatsapa hoe olon'afaka ny Kristianina. Ary zay indrindra no hanoloran-tena ho an'Ilay Mpanafaka, mba ho fitaovana hanitatra ny Fanjakany : amim-pifalina sy ampitiavana.
8. niryna ( 18/04/2008 20:01)
fijo:

manao andevon'ilay zavatra tompoina izany ka.



:roll: :roll: samy manana ny tompoiny daholo ny olona,na ny tenantsika aza dia efa azo atao hoe mitomponteny fatratra,ny vola,ny fahaizana,ny fahalalana fa ny tena tadiavina dia ny fanompona an'Atra amin'ny fo tanteraka
9. fijo ( 18/04/2008 20:06)
tsy ny kristianina ihany no resahiko fa ny mpino.
10. niryna ( 18/04/2008 20:44)
Mandefitra:

Misaotra @ fanazavana.
fijo:
manao andevon'ilay zavatra tompoina izany ka.

Mety Ra fijo zao no mahita an zay, fa zahay mahatsapa hoe olon'afaka ny Kristianina. Ary zay indrindra no hanoloran-tena ho an'Ilay Mpanafaka, mba ho fitaovana hanitatra ny Fanjakany : amim-pifalina sy ampitiavana.


:D
-------------------------------------
ny fahafantarako an'izay lazain'ny Romana 12:1 dia mitohy ny 12:2 izany hoe
noho ny fitiavan'Atra sy noho ny fahasoavana nomeny antsika izay nanolorany ny zanany ho antsika http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=12&andininy=1-2&dika=asv , ny kristiana rehetra ,izay ny tenany dia tempolin'Atra(manana hasiny ,tsy tokony ho simbana na atao tsinontsinona na amin'ny filan'ny nofo izany na amin'ny fanimbana ny vatana vokatry ny zavatra rehetra (toaka ,rongony,sns),ka ny fiainantsika izany dia tokony ho masina satria masina ilay tompontsika,tokony hiderana azy izany fa tsy hanaiky ho raviravian'ny liona na ny hery hafa izay mety manimba ny tenantsika.(Rom 11:36),ary dia tohizan'ny Rom 12:2 izany mba tsy hanao ny fanaon'izao tontolo izao.Isika dia maty noho ny ota ary velona indray rehefa nandray an'i kristy http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=6&andininy=6-6&dika=asv ,11 Ary aoka ho tahaka izany koa hianareo, ka ny tenanareo dia ataovy ho efa maty ny amin'ny ota, fa velona ho an'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy. Rom 6
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&Toko=6&andininy=13&dika=asv
http://baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=6&andininy=15-15&dika=asv
http://baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&Toko=6&andininy=19&dika=asv

19 Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? Ka tsy tompon'ny tenanareo hianareo

Ny tenantsika dia tempolin'Atra ary amin'ny maha tempolin'Atra azy dia manana hasina(holy) satria ny fanahy masina no mitoetra ao. Ary satria izay mino azy ihany no omeny ny fanahy masiny ,izay mino azy fa zanak'Atra izy,izay mino azy fa maty noho ny fahotany izy ary izay mino azy fa raha mibebaka ary dia mbola mino ihany koa fa voavelany avokoa ny ota rehetra,
ka manaiky azy ho tompo dia omeny ny fanahy masina ary dia hipetraka ao aminy izany fanahy masina izany
11. bichette ( 24/04/2008 06:33)
vakio eto

http://www.topchretien.com/pensee/

Jeudi 24 avril 2008
Le défi d'un réveil personnel

"Je vous exhorte donc, frères, par les compassions de Dieu, à offrir vos corps comme un sacrifice vivant, saint, agréable à Dieu, ce qui sera de votre part un culte raisonnable" Romains 12.1


Le défi nous est lancé de revenir à Dieu pour lui offrir notre vie entièrement ! Mais que signifie revenir à Dieu, qu’est-ce qu’un retour à Dieu ?

Do you speak English?
Welcome on GodRev.com
your Christian community in English

Si nous voulons vraiment vivre un réveil personnel, nous devons comprendre le chagrin que Dieu éprouve par rapport au péché. En effet, il est question de chagrin, ou si vous préférez de tristesse selon Dieu. Lorsque cette tristesse de Dieu par rapport au péché nous atteint, c’est alors que nous nous repentons et que nous intercédons pour le pays. La repentance est la base de tout retour à Dieu.

Dieu souffre de voir son peuple négliger la prière ! Quand le peuple de Dieu oublie son Dieu, il oublie de le prier... De nos jours, trop de chrétiens se tournent vers des ouvrages, des conseillers, des thérapeutes en tout genre, des CD audio, non pas que cela soit mauvais, mais ils oublient de se tourner vers Dieu en empruntant le chemin de la prière.

Dieu se sent lésé et l’Esprit Saint est attristé de cet état de fait. Revenons à la prière d’intercession !

Un retour à Dieu s’accompagne également d’un retour à la Parole. Il se traduit par un mouvement de reconsécration et de sainteté ; il restaure la communion fraternelle et se traduit par un retour à la mission et au témoignage. Un retour à Dieu permet également un retour de la gloire de Dieu accompagné d’un mouvement de puissance.

Vous avez faim et soif de Vérité ? Vous avez faim et soif de Dieu ? Le temps est venu où l’opportunité vous est offerte de vous approcher de lui au travers de Jésus qui a accompli l’oeuvre rédemptrice.

Approchez-vous de Dieu dans un esprit de repentance et d’abandon. Relevez le défi de votre réveil personnel.

Une action pour aujourd'hui

Faites le point devant Dieu, aux pieds du Maître. Prenez dès maintenant la ferme décision de marcher et de vivre dans une totale obéissance à sa volonté.

Franck Alexandre
12. fijo ( 24/04/2008 20:49)
ny resaka toa itony no misy mandika vilana ary mahatonga n taliban sy ny karazany hanapoaka tena:"

"Le défi nous est lancé de revenir à Dieu pour lui offrir notre vie entièrement ! Mais que signifie revenir à Dieu, qu’est-ce qu’un retour à Dieu ?"

hoy niryna:"hanoloran-tena ho an'Ilay Mpanafaka,"

mbola mitady mpanafaka ve de ahatsiaro tena ho hafaka??????????
13. Mandefitra ( 25/04/2008 10:31)
Nga tadiavina ntsony Izy ra Fijo a, enao hanotontena sy handray Azy sisa.
14. fijo ( 25/04/2008 20:14)
ka hoatolotro ahoana ary.ary hanafaka ahy amin'ny inona iza???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0559