Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kala
(
17/04/2008 11:16)
Ankamantatra
Ndao ndray zay te-hivanitika
Ankamantatra no atao ato @ hatsikana sy lalao. Jereo aloha ny souris-nao sao lasa kalalao :lol: :lol: :lol:
1- inona no fanalavana ny H.E.N.A.?
2- inona no fanalava...
tohiny
novalian'i mansoor ny 23/04/2008 11:16
xxx
(
17/04/2008 11:13)
Sarintanin'ny Fahasambarana
Raha mba te hivoaka sy honina ivelan'i Madagasikara ihany, http://www.geostrategis.com/images/happymap_800big.jpg :? ...
tohiny
novalian'i glady ny 17/04/2008 14:34
cath
(
17/04/2008 10:57)
heveriko oe bevohoka za indrisy anefa.....
salut daôly
mba te anontany ry reto a!zazan nanambad t@décembr.nanao analyz retraretra tany @doc zay s izy d oe OK daôly fa azo apetraka n zaza.napetraka aza lé zazah t@13-14-15-16è jour.defa ...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2008 21:44
Jeankely
(
17/04/2008 09:14)
Na mitsonika na tataka mitete tsy miala io
Arosoy ny anao raha mahavoa fa ny vaky sy mitete aza tsy voadonanao koa inona izany no maha izy anao ?...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/04/2008 00:12
xxx
(
17/04/2008 05:54)
mba vakio ary mba valio fa tena mila vonjy
miarahaba antsika rehetra
Miala tsiny be dia be raha toa ka tsy naseho ny anarana.
FITIAVANA, FITIAVANA................( asa lahy izay mba manana toe-javatra mitovy amiko) tena tiako ny mba hilaza ...
tohiny
novalian'i azamanadino1 ny 01/06/2008 22:57
rajoelina
(
16/04/2008 23:13)
mahagaga ihany izao ah!!
Misy rangahy vaza zay, manana rahalahy manana orin'asa ledala.
ity rangahy ity tsy nahazaka ramatoa teto atoerana:-D:-D, de lasa ny eritreritra hanao vakanse ho any Amerika latine, ny tetika anefa...
tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:49
fijo
(
16/04/2008 21:24)
lebeno any zamerika
dia re fa tonga soa any zamerika indray i lebeno.
faly sy ravo aloha ny filoha lobolobo fa mba nandray azy,satria efa ho dila ny fotoana ahazoana mipetraka ao an trano fotsy.
saingy zamerika moa...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/05/2008 20:58
Mio21
(
16/04/2008 21:21)
Aleo hazava foana ny resaka
Za dia mbola manamafy fa raha ireo mpitondra rehetra nandalo teo dia Ra8 (fa tsy TIM) no anisan'ny tsara sy azo lazaina hoe mbola manana taha ambonimbony kokoa na dia efa nihena be dia be aza izany ra...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/04/2008 00:24
Belami
(
16/04/2008 20:12)
Trondro gasy
Mba misy trondro gasy ve aty andafy e ? :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 09:12
xxx
(
16/04/2008 19:37)
tsikera mody miady v?
[quote=sergia]tess: ts zakany za d zany no toetrany [/quote]
[quote=sergia]rajoelina: jm'en fou de toi! ar za ko ts milanaou! ndana mjer ftaratra lou! zay vo mtenteny ana!
[/quote]
[quote=sergia]na...
tohiny
Belami
(
16/04/2008 19:12)
Bonbon Jok
tena te hihinana bonbon Jok fa ela izay...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 18/04/2008 05:45
Belami
(
16/04/2008 19:09)
Baranjely
Tsy mbola nihinana ireny mihitsy aho fa fantatro tsara anefa io Baranjely io.
Ahoana ny tena fikarakarana azy mba hanombohako hankafy azy avy hatrany ho anizay mahay azy tsara ?...
tohiny
novalian'i mangabe ny 09/07/2008 16:51
badboy
(
16/04/2008 18:52)
Fa maninona??
Fa maninona no matetika, raha tsy ho lazaina hoe ny akabeazany mihitsy, no tsy afapo @ olona miaraka aminy?? Mazana manko tsy ilay nofinofisina na ilay tena tiana no lasa vady na miaraka (na eo anivon...
tohiny
novalian'i koloina ny 08/05/2008 16:44
xxx
(
16/04/2008 18:36)
malagasy aty andafy
Ny namana avy aiza no tena hitanareo fa miramirana lalandava???...
tohiny
novalian'i rurik ny 27/04/2008 15:33
niryna
(
16/04/2008 17:48)
Ie ,vaovao mahafaly ho antsika rehetra !!!
[b] Raha tia Ahy hianareo ,dia hitandrina ny didiko.Ary izaho hangataka amin'ny Ray ,ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa [u]mba ho ao aminareo mandrakizay[/u],dia ny Fanahiny fahamarinana,izay tsy a...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/04/2008 15:18
angotiko
(
16/04/2008 17:10)
tsy tafiditra ao amin'ny karajia tchat
tsy haiko fa tsy tafiditra ao amin'ny karajia tchat ndray eh, tsy haiko na za ela be tsy tao na ahoana fa tsy tafitra amin'ny serasera misy ireo ps ny olona fa ao status iany, d eo tsy mietsika eo...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 17/04/2008 05:42
soanja
(
16/04/2008 16:50)
MASINA- Ny fahamasinana
Betsaka ny resaka teo momba ny hoe nahoana no antsoina hoe Masina ny zavatra, teny, toerana ary hevitra iray.
Masina ny zavatra iray dia noho ny fahatsapana avy amin'ny olombelona na Andriamanitra ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/04/2008 22:14
xxx
(
16/04/2008 14:50)
misy kandra any : hiditra sa tsy hiditra???
akory aby e,
mba mila hevitra kely aminareo eto @ sera anie e, miasa efa ho telo taona zà @ na Sté iray eto Tamatave, misy namako any afaka mapiditra ahy @ Dynatec, tonga de sûr fa tafiditra, ny k...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/04/2008 07:12
rabaradaka
(
16/04/2008 14:14)
Hivaky tsy ho ela ny TIM
Aorian'io éléction sénatoriale io dia tsinjo sahady ny fivakisan'ny TIM. Ohatra tsotra : misy mankasitraka n-dRajemison ho président du sénat, Ravalo anefa mibosesika tsy hanendry an-dRajemison f...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/04/2008 15:05
Jeankely
(
16/04/2008 13:55)
Tsy miala io na HIVONTO ORONA na HARARY SAINA
Na faly na tsy faly tsy miala io. Ny Malagasy no miteny fa tsy izy tenany. Eo io na hifamaky loha aza. :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 09:05
