malagasy aty andafy

1. xxx ( 16/04/2008 18:36)
Ny namana avy aiza no tena hitanareo fa miramirana lalandava???
novalian'i rurik ny 27/04/2008 15:33
2. tess ( 16/04/2008 18:40)
:^)
3. tess ( 16/04/2008 18:41)
ny avy aty aminay :^) :^) :^) :/
4. ari.malala ( 17/04/2008 07:30)
tess, ountss, ny avy aty amnay koooo:-P
5. mmmhh ( 17/04/2008 08:17)
ny aty aminay tena tsikitsiky lava, la..la..l..a...la , tsikitsiky lava, .... :lol: :lol: :lol: :) :) :D :D
6. yonikafopl ( 17/04/2008 08:33)
ny aty aminay ve :roll: :roll:
za zao mitsiky fona hihihihihihih :)
7. kiadi ( 17/04/2008 09:06)
ny avy any aminareo mpanao tsiky venjana fa ny avy ety aminay tonga de charme beuu :wink: :wink:
8. ari.malala ( 17/04/2008 09:33)
kiadi, ountsss efa hoe ny aty amnay hoa:-P
9. tess ( 17/04/2008 09:40)
kiadi ny avy any aminareo be mpanompa manao tsiky veunjana :-D
10. kelly13 ( 17/04/2008 10:49)
ny avy aty amainay e, satria za rery no gasy eto @ misy ahy :-P
11. kiadi ( 17/04/2008 10:58)
kelly>tsy henao rery no gasy any fa zah mafantatra afa!!
12. kelly13 ( 17/04/2008 11:01)
iza? lazao ahy fa tongavako any hataoko bonjour! tsy ao avignon a! fa eto @ misy ahy, chateaurenard
13. kiadi ( 17/04/2008 11:18)
hay ve any ambanivohitra be feno omby sy akoho maneno any eh! :-D :-D :-D
14. kelly13 ( 17/04/2008 11:30)
eh oui, za nge tambawax e, zay le nolazaiko atsy ananona atsy oe za tia mangady :-D :-D :-D :-D
15. kiadi ( 17/04/2008 11:34)
:-D :-D :-D :-D :-D
16. rurik ( 27/04/2008 15:33)
fa inona le veunjana??
tsy vendrana ve le izy?? :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0113