Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fenitramialifera ( 13/04/2008 14:55)
tenenina @ dada sy neny ve sa tsia?
ef ela izahay no niharaka ho teniko @ dada sy neny ve sa tsia. matahotra b mantsy za sö bedy ko... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 14/04/2008 14:25
harirazafy ( 13/04/2008 14:49)
Mika&Davis
manaôna daholo mba mangataka ny hiran'ny Mika&Davis "Ampindramo" azafady izay manana. misaotra betsaka e:-) :-* ... tohiny
kofbay ( 13/04/2008 11:14)
http://alika.i-love-dogs.com
slt daholo e! Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary man... tohiny
novalian'i kofbay ny 29/04/2008 14:52
kofbay ( 13/04/2008 11:04)
http://alika.i-love-dogs.com
slt daholo e! Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary man... tohiny
novalian'i boss ny 16/05/2008 06:36
willi ( 13/04/2008 10:51)
Nefa ,Anaka/Rocco
Mangataka ny hira sy ny tononkiran'i Rocco.Misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i tslem ny 13/04/2008 11:04
kofbay ( 13/04/2008 10:49)
http://alika.i-love-dogs.com
slt daholo e! Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary man... tohiny
novalian'i mmmhh ny 14/04/2008 06:52
lagoon ( 13/04/2008 10:12)
Ho an'ireo Katolika.
Efa novakianareo ve ity boky ity? "Les Deux Babylones " d'Alexandre Hislop. Mba vakio ,dia afaka mizara hevitra isika.Afaka télécharger-na ilay boky.... tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2008 21:11
doulakely ( 13/04/2008 06:55)
mba mangataka sy mitady ants an ikristy
ho fanamafisana ny finona sy ny fitezaina ny izay maha malagasy dia mba mangataka ny tonon kira an io tarika io ny tenanay raha mba misy manana!dia hisaorana mialoha!aleloy a!... tohiny
novalian'i Belami ny 18/04/2008 22:45
ftma ( 13/04/2008 04:58)
Joyeux anniversaire ANARIM
Joyeux anniversaire anarim zoba tsy foiko mirary ny soa indrindra dia ho tratry ny zafiafy :wink: jtm :-* ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 16/05/2008 13:57
Jeankely ( 13/04/2008 00:47)
Tsy esorinay io ary tsy mila ny efa lasana.
Zava-baovao raha hanolo fa tsy ny efa natsipy. Akanjo rovitra, simba tsy hafaka hiverenana hanaovana na nisy fahatsiarovana tsara aza. Lazain'ny olona adala raha mitafy izany eran'ny lalana. Mandat ro... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/04/2008 13:51
rajoelina ( 12/04/2008 22:04)
serasera
milay leisy ity serasera ity ra-hery, satri hahitana karazana malagasy bdb... :) Fa saingy mampisy bleme ihany izy ity indraindray... ^:^ ... tohiny
soanja ( 12/04/2008 21:52)
Mitady slow e!
Tsy haiko ry zareo fa mitady holasa adala aho mihaino an'ity hira ity. :( :( Manina be ny fotoana ny nahasomaravo ahy. Aiza ary izy izay! Tsiahy sisa! Misaotra an'i Rossy nameno ny hatanoranay ... tohiny
novalian'i soanja ny 14/04/2008 06:32
bazylou ( 12/04/2008 19:45)
soloy teo le io fa tsary mamely ee
mbola pira noho i deba ilay io..... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2008 00:01
enric ( 12/04/2008 19:19)
xxxA and xxxB
rns'08> Samy manana ny fitantarany fihaonana izy mitsamm... :) :lol: xxxA: milaza [i]fa nifankahita izahay sy [/i] xxxB, de hoy indray ilay xxxB: [i]tsy fantatro loatra izany ol izany[/i]. ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/04/2008 16:05
Jeankely ( 12/04/2008 15:38)
Azo vakiana dia atao petadrindrina ve ny momba ny hafa ?
Sao mba tsy mety kosa ilay afaka manokatra ny momba ny hafa raha ny ataon'ireo manao xxx sasany no jerena. Dia alaina ny momba ny hafa dia izy rehetra iny no apetaka anaty serasera. Tsy ny tompony ve ... tohiny
xxx ( 12/04/2008 15:23)
momba ny sary ihany
manja be indray zao ny dinika amity a :wink: fa maninona kay nareo vevavy sasany tsy mifidy sary apetaka fa na reny misababaka na miverape ireny de apetaka ? tokony mba fidina ihany ny sary ape... tohiny
novalian'i ratonga ny 17/04/2008 15:40
Ralay ( 12/04/2008 15:22)
Fety Lille
http://img201.imageshack.us/my.php?image=flyersoiread1.jpg Dia tongava maro e :lol: ... tohiny
novalian'i nerveux ny 18/04/2008 15:47
xxx ( 12/04/2008 13:37)
fanontaniana
Raha sarahina toerana ny reny sy ny zaza noho ny antony manokana tsy ahafahan'ny reniny mitaiza an'ny zanany. Inona no mety ho fiaintraikany eo @ le zaza sy eo @ reniny any aoriana any? Refa mihalehib... tohiny
novalian'i belakely ny 13/05/2008 22:55
rakaroka ( 12/04/2008 13:13)
Fisiana!
Mba mahaliana ity "clip": [url]http://vids.myspace.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=27507531[/url] Ahoana ny hevitrao?....... tohiny
novalian'i cutie ny 28/04/2008 14:05
Jeankely ( 12/04/2008 13:12)
HIHIHI Vaky nandositra dadatoa hoe hahahahaha
Vaky ny saova momba ny amboa Vaky nandosotra i dadatoa. HAHAHAHAHA... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/04/2008 11:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.6053