xxxA and xxxB

1. enric ( 12/04/2008 19:19)
rns'08> Samy manana ny fitantarany fihaonana izy mitsamm... :) :lol:

xxxA: milaza fa nifankahita izahay sy xxxB, de hoy indray ilay xxxB: tsy fantatro loatra izany ol izany.

novalian'i ainaheri ny 20/04/2008 16:05
2. xxx ( 12/04/2008 19:23)
misy ra tsy milamina ao izany http://www.dailymotion.com/relevance/search/tonton%2Bpa%2B%2526%2Bfrancis%2Bturbo/video/x22w0l_tonton-pa-francis-turbo-miam-miam_music
3. XxxX ( 12/04/2008 19:23)
enric:

rns'08> Samy manana ny fitantarany fihaonana izy mitsamm... :) :lol:

xxxA: milaza fa nifankahita izahay sy xxxB, de hoy indray ilay xxxB: tsy fantatro loatra izany ol izany.
d inn no tian'lahy lazaina @ zanyrajou a??? zao v leisy d mbo dinika klé ?


:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. rajoelina ( 12/04/2008 19:37)
XxxX: mety misy mikasika anah angamba eto fa tsisy hidirako kosa ah, ary ataovy ao antsaina leisy fa tsy zah rery akory no gasy mahay miteny gasy avy aty amnay ah.

;-)
5. cutie ( 12/04/2008 19:39)
hhiihihhiihi
rajou a
le hira mihantona ary fotsiny e :-D
6. rajoelina ( 12/04/2008 19:42)
cutie: # ô loza wa ô!! hanjakany sasany ny vazo.. :-D :-D :-D
7. ratonga ( 12/04/2008 19:45)
:roll: :^) :roll: :^)
8. Papoose ( 12/04/2008 22:49)
Gee!! sao de tokony hanao blogy aza jou mikasika ny rns de any ny ol no mamaky, fa atsitaitaika le izy de ibahana dinika eto mihitsy! de sujet mikasika na sipa "malgache" koa

za ohatran'ny manana impression zany hoe rehefa mamaky ny dink'i jou de ohatran'ny mihaino ny kabarin'i zafy albera! fa ny an'i jou moa solomaso fa ny an'i zafy satroka!
9. mmmhh ( 15/04/2008 16:20)
f'inn ny tian'i jou tenenina e?
Tena marina ihany fa tokony ampiana dinika iray ato de ato "resa-jaza" ny titre-ny.
za ohatran'ny manana impression zany hoe rehefa mamaky ny dink'i jou de ohatran'ny mihaino ny kabarin'i zafy albera! fa ny an'i jou moa solomaso fa ny an'i zafy satroka!

:-D :-D :-D :-D inn dray no tsy hitako kle
10. sakaizakely ( 15/04/2008 19:24)
Papoose> :-D :-D :-D :-D :-D
11. ainaheri ( 20/04/2008 16:05)
papoose> aona ny kabarin'i zafy albera hono
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0707