Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fenitramialifera, milahatra araka ny daty
fenitramialifera
(
13/04/2008 14:55)
tenenina @ dada sy neny ve sa tsia?
ef ela izahay no niharaka ho teniko @ dada sy neny ve sa tsia. matahotra b mantsy za sö bedy ko...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 14/04/2008 14:25
fenitramialifera
(
26/11/2006 08:58)
comme la rosée
mangataka an'io hira io azfdy ohhhhhhh:?:-o^^...
tohiny
novalian'i hery ny 27/11/2006 08:31
fenitramialifera
(
11/11/2006 21:38)
tsy izaho sy ianao
azafady ooo mba mangataka ny hiran'i Rolf mitondra ny lohateny hoe:Tsy izaho sy ianao
misaotra tompoko:=((...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/11/2006 21:50
fenitramialifera
(
28/08/2006 17:12)
mitady hira masina ééééééééé
mba mitady hira masina toy ny an'ny MPITORY ireny ohatra fa misi mpankafy ihany anie ireny ééé misaotra:?:...
tohiny
novalian'i lavitra ny 30/08/2006 20:48
