Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
bida ( 14/04/2008 19:39)
VARY VARY VARY
Hiaraha-manaraka ny vaovao eran-tany momba ny crise na vary, inona no hitranga raha tena midona @ Madagascar io crise io satria na hisy aza hiakatra be ny vidiny. Inona ny soso-kevitra azo hamahana na... suite
répondu par mandrindra le 16/04/2008 18:19
rricardo ( 14/04/2008 19:31)
important
mtady sipa kely eto tana entre 18 et 21 ans pr une relation discrète?Valio... suite
répondu par kiadi le 17/04/2008 16:59
bida ( 14/04/2008 19:18)
Lubrifiant @ préservatif
Misy vehivavy vitsivitsy @ faritra vitsivitsy any dago mampiasa ilay lubrifiant @ kapôty iny hosorana @ volo fa hoe mahatsara volo ilay izy, mandrovitra kapôty maromaro amin'izay fotoana izay vao ma... suite
répondu par ari.malala le 22/04/2008 11:36
rajoelina ( 14/04/2008 19:00)
vhv manao mamo
Tsy mendrika ho an'ny vhv ny misotro zavatra mahadomelina mitovy ny laniny bandy, rehefa mivoaka na mande noche... satry nareo tsy mazaka. ;-) ... suite
répondu par Papoose le 26/04/2008 02:38
niryna ( 14/04/2008 17:50)
Ny monopause sy ny toaka ary ny cancer-ny nono
Rehefa natao ny fanadihadiana hono dia marobe ireo olona tonga monopause ka misotro toaka no voan'ny cancer-ny nono be indrindra.Izany akory tsy midika hoe tanora misotro toaka dia tsy mety ho voa,voa... suite
répondu par niryna le 18/04/2008 22:23
badboy ( 14/04/2008 14:59)
May ny endimboanjon'i Mr LECACHEUR
May ny endimboanjon'i Mr LECACHEUR, mifify ny lohany matahotra ny masony??? Enao no aoka hamaky azy!! [u]Nifanome hery ny mpanohitra lundi 14 avril 2008, par Penjy R.[/u] Mailo i Lecacheur... suite
répondu par Rojoukel le 16/04/2008 15:54
badboy ( 14/04/2008 14:53)
Tsaralalàna
[u]Tsaralalàna Un étranger indélicat lundi 14 avril 2008, par Randria N.[/u] Un ressortissant étranger, un européen, dont visiblement la politesse n’est pas une des qualités premières ... suite
répondu par Jeankely le 24/04/2008 00:45
xxx ( 14/04/2008 13:42)
Sary kely.
Tsy dia milamina ny sary kely hoa aho e! raha mbola eo ampajnamboarana no tsy haiko....... suite
répondu par ari.malala le 16/04/2008 08:58
Ntsoakely ( 14/04/2008 13:41)
Toky fitia
Mba mangataka ny hiran'ny tarika ny ainga ilay hoe toky fitia sy ilay hoe tous mon temps pour toi ry ireto azafady a! :lol: ... suite
ZEMJOS ( 14/04/2008 11:51)
Izany ve dia mba FRERA ?
Misy FRERA iray aty Tamatave izay iaraha-mahalala fa manana ny sainy sy didohan' ny manokana indradra moa fa raha samy Katolika, aiza ve ka sahy mamoaka vava eo anatrehan' ny mpianatra rehetra hoe "Ra... suite
répondu par fijo le 24/04/2008 21:20
kiadi ( 14/04/2008 11:07)
nahitana serasera voalohany!
manahona daoly ohh! andao wa ba tantarain-tsika tsirairay avy ny nahitana an'ito tranokala ray ito volohany! nisy nanoro ve sa..........? tanraiko nenah!!: 4 taona lasa zay de nampiditra internet t... suite
répondu par Bola le 30/06/2008 02:27
njana ( 14/04/2008 10:10)
efa fantatrao angamba
Bonjour daholo! Mba omeo ny tohin'ilay hiran'i Bodo sy Malala "efa fantatrao angamba" anie izay manana azafady e Merci!... suite
répondu par simplex le 14/04/2008 13:27
Fody ( 14/04/2008 09:07)
Baiboly tsy Atra, ary tsy mahalaza ny momba an'Atra rehetra
Ny Baiboly dia tsy Andriamanitra.... Mpanompo sampy izay milaza fa Andriamanitra ny Baiboly. Ny Andriamanitry ny Kristiana dia ilay Andriamanitry voalaza ao amin'ny Baiboly, fa tsy ny Baiboly... suite
répondu par Kakou le 19/06/2019 14:41
rajoelina ( 14/04/2008 08:32)
fanontaniana kely
¿ inn moa no tena dikany na hevitry lay teny hoe: ''vazaha mody miady'' ? ... suite
répondu par Belami le 25/04/2008 21:06
Gie ( 14/04/2008 07:18)
manisa
ndao ry zareo mba hanisa kely isika an ! zany hoe ny tanjona @ ity dia asa re hoe mba hatratra firy no vitantsika eto ? mba misy ankizy na lehibe aza an ! (efa nahita aho) tsy mahay manoratra rehefa s... suite
répondu par endrika01 le 19/04/2008 10:23
todisoa2 ( 14/04/2008 06:53)
mahay i dada....faly ny ankizy
Hita t@ dian'ny Filoham-pirenena malagasy tany Allemagne iny fa efa mihamitombo fahaizana amam-pahalalana izy. Efa atao hoe voafehiny 90% ny fahaiza-mitarika sy ny trai-kefa hoenti-manatanteraka ny ''... suite
répondu par todisoa2 le 14/04/2008 13:57
ari.malala ( 14/04/2008 05:33)
Analamanga park
Miarahabany rehetra e Nahafinaritra dia nahafinaritra ny fiarahana teny Analamanga park, fa dia misaotra nyrehetra izay tonga teny. Isaorana iany koa i Diamondra27 sy i Hery ary ireo namany, ireo n... suite
répondu par nrina le 03/03/2009 12:14
niryna ( 14/04/2008 04:26)
Hidera anao aho ao anatin'ny ady sarotra
[b]5 Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra. 6 Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika[/b] Araka ny hidrerana an'Atra no... suite
répondu par mimi le 03/05/2008 08:16
bazylou ( 13/04/2008 23:21)
dia aza
mimenomenona ary fa ereto ao ny t tsy omby v :-D :-D ... suite
répondu par ravatorano le 14/04/2008 09:38
kiadi ( 13/04/2008 18:23)
ôtazy!
nihesona ko le somalianina nanao "prise d'otage" fa avotra ny otage de nendrasampotsiny teny @ lalana ry zareo! helicoptére efa ho folo angamba nanodidina ilay daba nodina niaraka t@ vola (rançon)!z... suite
répondu par kiadi le 13/04/2008 20:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3312