Analamanga park
1. ari.malala
(
14/04/2008 05:33)
Miarahabany rehetra e
Nahafinaritra dia nahafinaritra ny fiarahana teny Analamanga park, fa dia misaotra nyrehetra izay tonga teny. Isaorana iany koa i Diamondra27 sy i Hery ary ireo namany, ireo nanao pub tao am chat izay tonga teny iany koa. Ny masoandro nody no nampalaelo fa dia manentana ireo tsy mbola tonga mba handeha am manaraka e! Ny sary hoavy eo iany miaraka am komantera isankarazany. Ny azoko lazaina kalou d nafinaritra! tena afapo tanteraka:-)

novalian'i nrina ny 03/03/2009 12:14
2. tslem
(
14/04/2008 06:10)
zah moa mpijery sary fotsiny ny asako ka aza dia atao ela loatra àry lé tatitra e :-*
6. orange
(
14/04/2008 09:31)
Misaotra indrindra anareo rehetra zay nahavita ny adidy rehetra eo aminy sehatry ny serasera.Ary fifaliana no taolotro na dia tsy tena ary aho, fa dia nahafinatritra ny akony feo avy eny.
Maniry ny mba andray anjara ny tenanay rehefa mba afaka sy mifanojono aminy foatoana izay handalovana.
Maniry ny mba andray anjara ny tenanay rehefa mba afaka sy mifanojono aminy foatoana izay handalovana.
8. Dmon
(
14/04/2008 10:36)
kiady : non kah, tsy hoe nanao ny tsy mety kah! taiza nareo no nahita Dmon niseho masoandro ary
ari.malala : mba andefaso sary za ranga ah!
:evil:
ari.malala : mba andefaso sary za ranga ah!
:evil:
9. kiadi
(
14/04/2008 10:39)
dmon> sô de nareo aza le noroahan'i mailhol tany ambondrobé! :-D :-D :-D
10. ari.malala
(
14/04/2008 11:10)
Dmon, k ny appareil ts mbola aty zao fa rapitso après midi sans faute ;-) fa nanin klou elà niala alou b e! ts nifanarahana nge wa reny e!:-P
papoose, tena sure v ndriko fa ts mahalala we in no natao tany kle:-P:-w:-w
papoose, tena sure v ndriko fa ts mahalala we in no natao tany kle:-P:-w:-w
11. ravatorano
(
14/04/2008 11:39)
ary za mba taiza tamin' izany e ???
tara indray bandy akama kle !
Mafnartsa zany e sady taiza moa no nisy fihaonan'ny namana serasera dago ka tsy nilay e ! sa ahoana Raprezy !
=D> =D> =D> =D> =D>
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
tara indray bandy akama kle !
Mafnartsa zany e sady taiza moa no nisy fihaonan'ny namana serasera dago ka tsy nilay e ! sa ahoana Raprezy !
=D> =D> =D> =D> =D>
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
14. endrika01
(
14/04/2008 13:52)
i ari.malala>voaraiko le hafatra,nanao ahoana ny havizanana?Ny masoandro nody marina no nampalahelo!Amin\'ny manaraka atao 1semaine.Mba te ahita sary anki a:-*:-*:-*
15. hery
(
14/04/2008 13:53)
Nilay iny fa dia misaotra ny rehetra izay tonga e. Ankoatra an'Andriamanitra izay nanome andro tsara tsisy orana dia isaorana Ravalomanana namorona ny Tiko, nanamboatra ny Olympiko nanaovana Jeu de Tavoahangy (nilay aloha iny)
Ahoana ihany ilay amin'ny 1er mai? :-p
Ahoana ihany ilay amin'ny 1er mai? :-p
16. ari.malala
(
14/04/2008 14:17)
naka sary hoa fa ts mbola aty amko ny appareil fa adino any hoany:-P
hery, aona klou le soratana ny lamosina e!:-D:-D:-D:-Dnis nataon'i hery niboramena mitns tao kle=))=))=))=)) fa tinao le jeux d tavoangy an:-P:-D:-D:-D:-D
hery, aona klou le soratana ny lamosina e!:-D:-D:-D:-Dnis nataon'i hery niboramena mitns tao kle=))=))=))=)) fa tinao le jeux d tavoangy an:-P:-D:-D:-D:-D
17. ari.malala
(
14/04/2008 14:24)
Zoky Ravato, sali sali kalou e, taiza marina klou enao e! salama tsara v enao, ts voavoan'ny sery? nalazalaza iany mints mantsy ny anaranao tany ary nis nidelira ny anaranao mitns tany:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Dmon, otran ts d nandalovan'ny objectif les elà kle:-P zay le ma Dmon anle, manjavona refa tratran flash=))=))d tsita fa matahotra hazavana=))=))
endrika01, hoavy ny sary e hoavy:-P
Dmon, otran ts d nandalovan'ny objectif les elà kle:-P zay le ma Dmon anle, manjavona refa tratran flash=))=))d tsita fa matahotra hazavana=))=))
endrika01, hoavy ny sary e hoavy:-P
18. fasaly
(
14/04/2008 14:30)
tamàna fety kou ry hery izany no be zesita be hoe any madà :x :-D :-D
aiza i diamondra hanao tatitra e!
aiza i diamondra hanao tatitra e!
19. ravatorano
(
15/04/2008 04:56)
ari malala < :-P :-P
nataotsa ny hibaby olona za d naleoko niafona klouh fa amin'ny manaraka indray e ! manakalaza ny rehetra ! =D> =D> =D>
nataotsa ny hibaby olona za d naleoko niafona klouh fa amin'ny manaraka indray e ! manakalaza ny rehetra ! =D> =D> =D>
20. Darlin
(
15/04/2008 06:21)
salut ny namana rehetra an,
Nahafinaritra izany le fiarahana tany e! sady ny fiarahana moa nilay b foana na rehefa hoe misy tanjona sy ny manala azy fotsiny.
Hery> tena miala-tsiny fa tsy afaka niandry anao ny tenanay. Somary maika² kely ihany mantsy. dia @ manaraka indray zany e!
:-* :-* :-*
ari.malala> tairo @ ziay aki le sary a! hihihihi
diamondra27> tena faly be aki za nahita anjy a! milay e!