Analamanga park

41. kiadi ( 15/04/2008 16:54)
misy mangalatra bizna le!!
42. diamondra27 ( 15/04/2008 16:59)
Darlin : tena falyb za nahita andry sady tsy nampoiziko akia a! everiko fa any ampita ange ndry e!


[URL=http://img266.imageshack.us/my.php?image=imgp0652oj8.jpg][IMG]http://img266.imageshack.us/img266/569/imgp0652oj8.th.jpg[/IMG][/URL]
43. tess ( 15/04/2008 17:16)
ari.malala:

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img217.imageshack.us/img217/3373/photo146ps7.jpg[/IMG][/URL]

PV avec le chef sa mikonfesy?:-P:-D:-D:-D:-D


mandon'ny in ny patalohan'i diam???


:-P :wink:
44. mamzelkely ( 15/04/2008 17:20)
takizay za ùba tany :°)

aleo fa refa misy manaraka de manao revanssa eee, tena reraka lôtra taminio de naka aina fa manao revanssa k sady kay diam's aty?? hihihi d'efa bienvenue akia aa :-*:-*
45. diamondra27 ( 15/04/2008 17:38)
tess: njy a! aza mananihany eo wa, kisarisary io fa tsy mando zany lol be njy

non kay moa , tena nigogogogo nitomany io akia a :-D :-D

mamzelkely: salut njy akia a! ye nanatena ny nahita anjy mitsy akia za a
am 26 ndray ange we akia any ivato hanao karaoke raha hande njy e! anontanio an'i raprezy tsara le pro

46. melody ( 15/04/2008 17:55)
diams: ouay tena mlay be izany 'outings' nareo izany akia, fa ilay pataloha tokoa alona naninn e? :lol: manaova vacs feno fifaliana akia ndry a :-* :-* :-*
47. Ralay ( 15/04/2008 19:00)
Mahafinaritra izany ry namana fa sady efa nisy solotena izahay tsy afaka dia misimisia ny tahak'izao e :lol:
48. fijo ( 15/04/2008 21:23)
hay ve nisy revy tampoka tany e
49. diamondra27 ( 16/04/2008 04:07)
fijo : jus d'orange ny tany vao nanomboka mbola alefa eto ny sary , nitokatokan ry zalah
Ralay: natsiaro anao mihintsy tany an'eritreritra...
melody : efa we ranomaso io wa hiiii; njy kounkou

___________________________

Voalohany indrindra aloha dia misaotra ny namana dago tonga nanotrona iny fihaonana iny fa tena nahafinaritra tokoa ny fiarahana ary faly mahafantatra anareo rehetra hita tava fa tsy virt intsony.

Raikitra izany fa teo @ Cnaps ny fotoana @9H ny alahady maraina ny 13avril 2008. Mazava ho azy fa ny mpanao gazety sy paparazzi no tonga volou teny an-toerana t@zany. Ny olona tonga ara-potoana zany dia i ari.malala 3mianaka sy Darlin, kay raprezy efa nandondona an’i Voahirana tany we haingana fa efa misy ol ao miandry. De teo niandry teo foana aloha de nihatonga tsikelikely ny olona, Jaya moa zany no tonga volou t@ lelah de nanaraka ny rehetra na lahy na vavy :voahirana, mcz,notron, naritsimba, papoosesy anatnia;mimich, Dmon, daniela, ry anarim3mianaka, de ry angotiko sy sharElleary naniie.Miala tsiny fa misy tsy tadidy le ps. Dia nifampanontany we aiza ravatorano ary t@izany no nahafantarana fa noho ny antony tsy niankina taminy dia tsy afaka izy…Manatena fa efa nisy fiovàna sy fihatsarana… Mbola nitohy ihany ny fiandrasana we iza moa zany sisa ? I tianalove sy Mimie zany no niandrasana vao niainga ny fiara t@ 10H mahery teo ho eo, mbola tsy afaka amintsika mihintsy moa le tonga tara ity an !
Teny an-dalana izany dia naka an’i blanche07 …
Pv eny an-dalana moa de tsy ferana intsony an, top secret ‘reny a!
Tonga tany@ parc analamanga @zay aza de raikitra sahady ny seansa foto mandrapiandry ny car…Izany rehetra zany de misy sary fa zao: za naka sary fa le ol moa zany miteny fa tsy azo avoaka de domazy lasa betsaka ny sary tsy mivoaka, nefa misy fahamarinany ihany koa le we aza avoaka ny sary fa tongava mahita réel @zay mahalala tsara le ol, kany moa ry angotiko ô!hiiii
Dia naka toerana aloha hisakafo…ny lelah naka toerana nisotro jus d’orange, ny vevavy namoaka ny sakafony aby: riz cantonnais, salami, charcuterie, mofo au thon ,salade paty, ovy milaybe, katsaka sy poma, bizna nem aux fruits de mer namboarin’I angotiko, miam miam tena nahatsiaro an’I ikaretsaka sy ry yanikafopla ary ry kiadi t@iny hiiii, le sary t@iny anefa tsy azo avoaka fa bedin’ le ol nitazona azy eo. Narahina cocktail fait maison milaibe moa zany retra retra zany an, mbola i Angotiko ihany no maîtresse demaison am zany retra retra zany , ary farany le macedoine de fruits tena aoka fotsiny sady mbola glacée tsara mitsy.
Izay zany aloha tam resaka sakafo , raha misy adino de ampio ry ‘reto fa tsy tadidy daholo a!

Rehefa vita ny sakafo , tsy lany fa mbola nisy ambiny be de be… De natomboka ny jeux isankarazany, mime pour deviner ny ps-n’ol, de tavoahangy…sns ny vazo am zany mandeha ihany miaraka amin’ny gitara , misy tsara feo ry zareo an: ry Daniela , tianalove, mimie sy le lehilahy reny no nanatanteraka izany.
Marihina kosa aloha fa izay niaraka t@ diams t@jeux collectif dia nandresy foana an! Ahoana le misoty miaraka am tavoahangy, aiza ny sary ry naritsimba hiiii le anay sy tianalove,hahaha
Ary nisy le jeu mandende de mi stop iny tsy haiko ny anarany, tena mampime be
Za zany mba nanantena hoe: nisy hanao belote tao fa nivazo daholo ny olona dia naleo nanao pv. Mahafinaritra ny fifankatiavana e!

T@ tolakandro izany vao tonga I hery sy ny namany fahiny… ry RNTsy namany koa, ry lobaka sns…Tena misy tsy tadidy le ps fa miala tsiny be de be an!

Fa ry Dmon kosa aloha de nitsoaka matanjaka e!

Dia izay ny tatItra fa aleo tohizan’ny namana hafa fa sao lava loatra...
Manoroka anareo rehetra
50. angotiko ( 16/04/2008 04:08)
ari malala: ari malala moi ça, mba atsipazo aty antananantsika aky ny sariko a hihihihi, tsara alou le jeu tavoahangy eh
ari malala ary lany ihany ny lohanonon'ilay namantsika an! natsirobe angamba ha ha ha ha d nifandrombahana kou sady toa mbandy no tena nandrombaka be tao, ao fa bitsibitsihako andryyy

hery: 26 ilay ozy fa tsy un mai eh hihihihihihhhihiihi mdrrrrrrrrrrr

darlin: d io enao maika lava io, maika moi ça

diamondra27 d iny ianao iny, nifankahita iany an, cool be enao eh,
51. diamondra27 ( 16/04/2008 04:15)
[URL=http://img180.imageshack.us/my.php?image=imgp0686pv1.jpg][IMG]http://img180.imageshack.us/img180/2341/imgp0686pv1.th.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img151.imageshack.us/my.php?image=imgp0634yz0.jpg][IMG]http://img151.imageshack.us/img151/543/imgp0634yz0.th.jpg[/IMG][/URL]

52. diamondra27 ( 16/04/2008 04:24)
angotiko: miala tsiny akia fa zao fa nody aty hatr@iny fihaonana iny de zao vao connecte a! Misaotra betsaka nanao livraison à domicile akia a!biz be ndriko :-* :-* :-* :-* mbola ho avy any za refa malalaka promis fa aleo aloha haka sisiny akia a, mampamangy ny ekipa solida an! :wink:
angotiko: tena nihaona ihany marina tokoa e! za tena faly beee++++ aloha fa saingy kely loatra le fotoana tena tsy ampy.
anarim de tahaka izany koa akia ndry a! refa avy any am province mandalo za!

[URL=http://img73.imageshack.us/my.php?image=imgp0660es6.jpg][IMG]http://img73.imageshack.us/img73/7185/imgp0660es6.th.jpg[/IMG][/URL] io ry zalah ry fijo a!
;-) ;-)
53. angotiko ( 16/04/2008 04:25)
diamondra27 zay mitsiny aleo tonga d manao face to face dia mifampivandravandra d mimeme eo d mifankahita salovatava eo d mivanitika party d mikakaka d samy diso fanantenana eo d mivanitika moi ça

dia amin'ny 26 moa zany mbola misy fihaonana d ho an'i angotiko d mifakahita salovatava any, mafinaritra anie ny mahita mivantana ilay olona miresaka amin'nao hoe tsy fantatra we iza eh, d rehefa mihaona d maita anazy tsara d horakoraka eh, ka jerijereo ny furum eto fa mbala anoratra eo raprezy

iza mou ny nanampo we i ari malala anie ka mipetraka eto akaiky ko raha tsy nihaona tany sa ahoana aky ry ari malala, ari malala moi ça
54. diamondra27 ( 16/04/2008 04:34)
angotiko: ka zay ange le avantage am le fihaonana e! ary adinonjy sharelle an!sa efa mahazatra, nanary akoho tamantrano ndray kala angotiko

merci akia tam sakafo rehetra a, milaibe ny nahandro , mbola ho avy any za ampiseho le video amindry , tena le retra retra mitsy na de ndry en personne koa aza tena milaibe, manenina ze tsy mahalala wa

[URL=http://img171.imageshack.us/my.php?image=imgp0642rd9.jpg][IMG]http://img171.imageshack.us/img171/5898/imgp0642rd9.th.jpg[/IMG][/URL]
reo ny ekipan'ny gagnant ny jeu tavoahangy


[URL=http://img151.imageshack.us/my.php?image=imgp0697gg8.jpg][IMG]http://img151.imageshack.us/img151/7095/imgp0697gg8.th.jpg[/IMG][/URL]
55. diamondra27 ( 16/04/2008 04:46)
aleo mba aseho kosa le panneau we tena any analamanga le tanàna e!

de adino fa hay moa nisy voanjobory sy henankisoa de sosisy= lohanono hiiii
[URL=http://img402.imageshack.us/my.php?image=imgp0626do5.jpg][IMG]http://img402.imageshack.us/img402/141/imgp0626do5.th.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img522.imageshack.us/my.php?image=imgp0627aw0.jpg][IMG]http://img522.imageshack.us/img522/6468/imgp0627aw0.th.jpg[/IMG][/URL]
56. ari.malala ( 16/04/2008 05:37)
Angotiko, mbola hoavy hanafika andriko ao amnareo ao aky zay fa ts hametra fotoana a! ;) d amzay entiko any ny sary sady misimisy iany mintsy aty amiko aty. za kosa alou ts diso fanantenana naita an'i angotiko fa tena sipa milay be iz e:-P cool sady efa tokony hiditra ekipan-dry honorat sy Eric am fou hehy fa tena tapaka mints ny tripy miaraka aminy:-D:-D d nanaona klou le solony ry angotiko a! nahavita ny vitany sa de prezansa fotsiny no nilàna andry zalah?:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Nilay kosa klou le lohanonon'ilay akama e! tena nifandrombaka marina ry bandy akama isany =))=))=))=))notsimponina tsirairay mitns nge le izy e! =))=)) lohanono moi ça:-D:-D:-D:-D

Fanamarihana kely, tam volou zany alou d tena tsy ampy lahy mintsy ny ekipa e! sady ry zalah kou mou nahita gitara de tena ts azo nakifika mintsy :-P (nefa za avy teo nanatona teny iany hihihi) fa refa tonga amzay ry hery sy ny namany sy ry bogosse sy ny akamany d ampy lahy iany amzay izahay rehetra:P

Ny zana-tserasera d tany fa saingy tsy azo sary fa variana nikarenjy

Fa ô reyolona a! mijery kalandrie za, fa zany 26 mai zany nge ka alatsinainy e! sa maka permission daolo ny vahoakan'ny serasera rehetra @ zany?:-D:-D:-D:-D

Fanontaniana, azo avoaka ve ilay sary am jeu de tavoahangy? tsy misy tarehin'olona mipotra klou nefa le izy
57. watafon ( 16/04/2008 05:59)
Humm ! nanenina ihany aloha ze tsy tany e! :-D :-D :{ :{
Hitako nahafinaritra ery izy zany kle tsss !!! @ manaraka ndray zany kou ! :-*
58. Dmon ( 16/04/2008 06:11)
diamondra27 : ok fa tsy koi eh! soa ihany fa takona ny tao anatin'le izy lolll

ari.malala : fa tsy ampy lahy awoana njay eh? nga tsy hoe 1 an'ny 2 moa le izy?

angotiko : hahahahahaha awoana klo le we vierge moi ça eh?? tena mbola tsy tonga saina mihintsy za hatr@ zao.

milay daolo ny sary fa merci eh.

misy mangataka any @ karajia any we, te ahita ny sarin'i Dmon hono!
mbô atoroy azy ao rey olona ah! le misy rambo fa tsisy tanjoka. hihiihih
59. diamondra27 ( 16/04/2008 06:18)
Dmon: asehoko zany le sary an!
watafon: efa tonga ngah, tongan'i sharElle ny hafatra e! :-* :-* :-* :-* tonga de any am braderie made in china zany ny fotoana sa made in hong-kong :wink:
60. yonikafopl ( 16/04/2008 07:01)
kaly zany kaly marina aaaaaaa, sady le nem zao natsiro ngamba aaaaaaa

Hita tokoa fa falifaly doly le namana tany fa voky nem hihihihihihihh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4066