Analamanga park

101. fahamarinana ( 18/04/2008 07:49)
:arrow: nankaiza aza ny mouchoir-ko teo..sniff....snif...,tena lafatra be nareo any zany klé,sambatra daholo e,rahoviana ary za no mba hiaona amin'ny namana serasera.Diam's :hitako atsy dia hitako ary ndry zany,manararaota tsara akia a dia bonnes vacances e,hiaona soa ndray any aoriana.Mahafinaritra ny mijery anareo rehetra ao am sary na somary kely aza e,i ari.sy diam's no tena mba tonga dia haiko dia i prezy fa ny ambiny mbola devinettes daholo ... (l)
102. ari.malala ( 18/04/2008 11:58)
fara;:-D:-D:-Dzay mou iz io?:-D:-D:-Dalzfaso any am boite n'ilay mahatadidy numero be iny ky ny numero andry d teneiny ndry refa mis fihaonana am manaraka a! d ento fona le zaza ts ampy taona fa mafinaritra ny miara milalao aminazy e;)

fahamarinana, tongava soa aky fa mafinaritra foana ny fihaonana a!:-*
103. glou ( 18/04/2008 13:59)
euuhhh> nahafinaritra rehefa afa po tsara daholo fa mbola manentana ireo mbola misalasala ny ho avy eh, aza menamenatra zany
diams> ngah moa tsy ataonao cd ilay izy dia alaiko any?
anarim> ngah annif nao t@ iny ka zah tsy kaopy mihintsy @ ty we gateaux ty kle, hisy revanche zany atao ato fa anay tsa manaiky an!
fahamarinana> maniry ny hihaona aminao koa izahay ehhhhh
ilay 26 zany mbola hifanamboatra @ eric gael ndray fa ho hita eo ihany ehhhhh :^)
mankalaza ohhhh
104. ds ( 18/04/2008 14:26)
diamondra27:

ds : kay ve enao aty e! tsy miteniteny koa an! any am karaoke reo ny 26 ry ds a, de ry glou ihany lazaina fa reo manao fihaonana tamptampoka zany tahaka ny omaly hiiii, sa aona raprezy?
(...)

Tsy afaka niteny aho raha tsy mbola vita ny asa nataoko taty fa sao mametrapetraka. Amin'ny 22 (talata) aho dia mody sahady. Ny manetsabe mbola ho avy ka raha tsy tafahaona amin'ity, dia amin'ny manaraka indray e.
105. angotiko ( 18/04/2008 16:40)
darlin toa tsy 26 njay nge le izy eh, fa tena tsy haiko marina we rahoviana d sady ny toerana toa ohatrany hiova fa miandry ny tena teny farany avy amin'ny raprezy
106. Tonya ( 20/04/2008 15:14)
lo:

humm misy manala fatorana miitsy fa te-hamonjy ny fihaonana...milay ka :D
za ry zareo tsy mahita sary fa ratsy connexion aa, rah misy terempanahy mitondra aty amiko zao an :)


Aza analana ry Lo le jô refa milaza ny marina a. ao fa ateriko any le sary rehetra e!(raha nande a
:lol: ) fa aneritreritra iany. sô bedin zala nanala fatotra eo ndray :oops:
107. rush ( 20/04/2008 18:57)
mahafinaritra ny fihaonanareo, tohizo ny fihavanana!
108. angotiko ( 21/04/2008 04:03)
ari.malala mifona aky ah, njy to tsy niverina, misy olo ka tsy mety raha tsy za no mandray azy a, zay le olana, eo ambony eo ve ky njy de tsy tafa, omeo ahy ary amin'ny serasera ny numeronjiko eh, zany an, bisous be njy
109. Darlin ( 21/04/2008 06:24)
salut!!

Mba mametraka fanontaniana izany hoe "Rahoviana no hatao le karaoke" fa tianay b izany kle!!!!!

Misaotra antsika e!
110. Darlin ( 21/04/2008 06:34)
salut!!

Mba mametraka fanontaniana izany hoe "Rahoviana no hatao le karaoke"fa tianay b izany kle!!!!!

Misaotra antsika e!
111. Naniie ( 21/04/2008 07:11)
Za mou zany dia zao vao tafa aty amin'ny forum dia faly miarahaba ny pi forum rehetra. Dia mbola mivanitika foana mamaky anareo am ty vierge-moi ça sy ny batoné mijotso sns ty tena tpt tanteraka, mlay kah...misia foana ny fihaonana toy ireny

Diams, faly nahafantatra an dry sy nahita iany kou, coooool

arimalala mbola tsy nalefanjy ny sary an, miandry za ra manana an le photo de groupe ndry.

angotiko, miova roviana ndray nga le karaoke e! kiss b sy calin b ndry fa tena tiko beu :-* coucou any am sharelle d kiss kou
112. tianalove ( 21/04/2008 07:29)
Fa manin wa le sary tsy mety atao ngôdabe e???
113. jaya ( 21/04/2008 08:40)
salam nareo
JAYA mou zany tsy maintsy niala aloha tamin' iny e.
Fa nafinaritra b le izy an, de faly b manokana nahita an i Mme DIAMS
Diamondra27 : Asa tsika na mety hisy occcasion hiresahana (alohan'ny depart-nao) fa tena tsy tafaresaka mitsy tsika tany, nefa miss bizna mba antaniko anao, lol
Bisou masiso ny sipa e
Jaya
114. ari.malala ( 21/04/2008 08:53)
naniie, ndraso refaveo alefako le sary;)

angotiko, niverina mitsn ky za fa hoe nareo hono lasa nivoaka de nody ah, le appareil ndray nalain dadanay tao fa hoe mis sary halainy d ts maints no liberena ny espace d vita dool ny sary rehetra any fa ndraso andefa hafatra za d meo ana ny adressendry d alefako mail dool le sary e

115. angotiko ( 21/04/2008 17:45)
ari.malala zany ve, niandry andry andriza d tsy tonga njy d lasa zay, heveriko we ariva be d tsy nidina njy, mifona eeeeeeeeeee, bisous be njy, omol anjy eh ok
116. ari.malala ( 22/04/2008 14:23)
angotiko, voray v le sary?
117. angotiko ( 22/04/2008 17:20)
ari.malala 3 fotsany
118. epsedo ( 22/04/2008 17:46)
mankalaza e!
119. dadabe ( 23/04/2008 05:12)
:roll:
120. ari.malala ( 23/04/2008 09:23)
angotiko, ndraso ndray refaveo aza averiko jerena tsirairau d mandefa iany za e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2731