Analamanga park

61. texe ( 16/04/2008 07:11)
fa aiza daholo ny sary e! To le efa ita foana no aseo e!
asehoy le sary bobaka be ô
62. ravatorano ( 16/04/2008 07:11)
mlay e
mlay fa toizo
d amin'ny volana manaraka indray zany ono e
arak'io lazain 'i hery eo ambony io hoe volana mai :wink:
enga anie ka ho afak amin'io
63. Dmon ( 16/04/2008 07:45)
ravatorano : taiza ary nareo ry chef be??

diamondra27 : tairo ndray fa tsy koi eh
64. ari.malala ( 16/04/2008 08:20)
Dmon ko efa ita fa ts ampy ko :-D:-D:-Dtam volou iany nge zany e! sad ra raikitra le propozision we hanofa tena tssssss ts ampy e, ngamba ts tonga ny tour ny sasany d tonga ny lera fodiana:-D:-D:-D sady amzay nareo oa kamo nef aefa antsoina amle tout court:-P:-d:-D:-D:-D Dmon mloi ça:-D:-D:-D:-D

texe, enao b komandy io mou mba taiza e! tsita tsony mitns annn!

diams, diamondra moi ça:-D:-D:-D
65. angotiko ( 16/04/2008 09:24)
ari malala moi ça 26 avril aki fa tsy mai ah, efa akaiky kely eh, tsy misy miala eo an,


66. ravatorano ( 16/04/2008 09:50)
texe < ngah tsy avelan 'ny ankizy mande tsony nareo kle
zay ange ilay mahavoa e ! sa miafona :-P :-P :-P

raha ny resaka reko aloha hatramin'izao dia ny 10 mai 2008 indray no fotoana manaraka ka mety ho eny Ivato ny toerana ary resaka karaoké ranoray fotisny indray amin 'io dia araky ny efa mahazatra ihany ny ambiny !
efa eo ampanomanana azy i raprezy sy ny mpiketrika fa dia amizay indray zany mijery sary manaraka e
:wink:
67. diamondra27 ( 16/04/2008 09:59)
ratexe: ka le blem ange wa le we tsy azo aseho ny sary fa misy le ol tsy azo aseho e!

naritsimba: aiza enao am le sary hono e!
68. ari.malala ( 16/04/2008 09:59)
angotiko moi ça, d'efa passagers andry zany zay ra mba mety ko;) asmy tsika any am tanàna iany e, ra mety an;) d mba manampy andry mikarakara lohanono ndray za amzay raha mis fitondrana kaly=))=))=))lohanono moi ça=))
69. lo ( 16/04/2008 10:45)
salama e,
nafinaritra zany kaa, niezaka niandry le ora niainganareo iany fa tsy tafa e, maika hody aty ambanivolo...mirary soa hatrany e
70. watafon ( 16/04/2008 11:52)
diams : misaotra fa efa tonga soa amantsara e !
tsy naharay hafatra avy any @ sharelle mihitsy za k ! andraso fa anontaniako izy e! hihihi ! hisy ho bekobo ndray any ho any zany ! :-* :-* :-* :-*
arimalala, angotiko :-* :-* :-* :-*
lo : tsara rehafa niezaka e ! d ahoana lty an ? elaela ndray zany an ! d manao ahoana ny any e ,
71. ari.malala ( 16/04/2008 12:20)
watafon, tena ts nisy zany eo iany marina tany kle! sali klou e! nanin ts tonga? am manaraka ndray manarin e:-*
72. glady ( 16/04/2008 13:52)
zah ko tena mba ho avy @ manaraka fa to mafinaritra ery ny koranareo tany zany:-*
73. ari.malala ( 16/04/2008 14:41)
glady, raha eto Tana d tongava raha afaka fa aleo nge maita toy izay itantarana e! mafinaritra fona ny fihaonan'ny namana, sady ny fahitana namana vaovao manotrona tena humm aoka ftsn mitnsy:) mis namana any am faritany aza fa manenjika tonga aty Tana izy;)
74. Ralay ( 16/04/2008 15:37)
diamondra27>: Hay njy nandeha tsy niteny² tany dago nefa zah saika ho any hamonjy an'Alamanga mihintsy :P soa ihany fa nahatsiaro ahy zany :lol:
75. lo ( 16/04/2008 15:51)
watafon : aaah kaiza papa aa, tsy nifanena tao tanà ee, nareo to lasa toeran-kafa hono we koo, milay aty fa tongava e, aty ndray atao ny pro manaraka e
76. angotiko ( 16/04/2008 16:24)
lo: ça va ve lo, tonga soa any ndray eh, zay kou hiezaka ho ara potoana hihihihihihi tovo moi ça

watafon: tonga soa tena nafinalitsa be tany an

Dmon: vierge tout court moi ça, efa we mbola virijiny dôly ny sipa teo reny ka zay no saika hampanenona laklosy teo kou, any aoriana io an hihihihi kôpy ve là eh

ari malala: tsy maintsy hicommande lohanono ihany amin'io

hono wa ry reto tamin'ny ilay jeu lamasinina iny toa tsy nisy fampanenona klaksona mitrinyyy nefa za mba niandry ampaneno

sharelle: be kibo njy anjoany fa nanadino hafatra hihhii bekibo moi ça
77. angotiko ( 16/04/2008 16:44)
ho antsika tsy nandeha mou zany d mihaino fotriny fa tsala be tany an,
fa saika adino mou zany fa araky ny teniny Dmon dia nisy saika fanofanana salle tany d nisy tour tout court moi ça d laklosy no nampanenona amin'ny anjara

bogosse: faly be nahita anao, faly kou nanao tout court jeu tavoahangy hihihihi lol mdrrrrr

ari malala tena hiasa eo amin'ny kidaona maraina mitriny za ka! hiara hiasa amindrizalahy, fa defa enjano tsara ny kibo sao d tapaka ny tsinay ka soloko tsinain'apondra an

bisous be rora sady mifotetaka no misolotika daholo nareo eh
78. lanto ( 16/04/2008 17:07)
ny tena moa izany dia mamaky tout court
79. mangidy ( 16/04/2008 18:49)
lanto: za ko akia snif =((
80. mandrindra ( 16/04/2008 18:53)
lanto, famaninona no atao hoe tout court nefa efa lavabe ireo
mangidy, ity ny mosoara dia ity konkou ny lakôly aaannnn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.252