Analamanga park
82. lo
(
17/04/2008 04:07)
angotiko : saika tsy tonga :D saika nisotroana café :D ...d aiza le mailaka??? sa aona ny kozy tany? miezaha miitsy kaa, so iany wa fa tsy matetika eee
83. angotiko
(
17/04/2008 04:26)
lo: fa ahoana zanyy??? sao d mahalasa adala amin'zany, ka alefaso amin'ny mail alou ny mail nao d alefako amin'ny anao ny azy eh, mbola soa ihany zany fa hainao ihany ny manao fotoana aminay mitaiza kely eh be konendina eh hihi hihihihihi
lanto, mangidy, mandrindra: nisy histoire sy geographie anie io tout court moi ça io tany analamanga eh, ka zay rehetra tany tonga d kôpy we inona ndray satri mahalala ny dikany tany
ho antsika tsy mpandeha amin'ireny fihaonana ireny dia mapirisika ny handeha satria zavatra fantatray sy ataonay any tsy ary voalaza eto daholo, mba misy secret tombony ho an'zay mandeha zanyy eh, any ahitana karazana betise mivanitinika samy hafa hihihihi

84. ari.malala
(
17/04/2008 05:25)
angotiko moi ça :-P vierge moi ça:-D:-D:-D komandio le lohanono ipotserantsika anazy e! tandremo fotsiny sod mandotso lolllllll
mandrindra, sali alou e, taiza fona? tonga sou ndray d mazotoa mi forum d mandrinrda moi ça:-D:-D:-D

85. ANARIM
(
17/04/2008 06:31)
nahafinaritra fa dia isaorana ireo namana rehetra nifampizara hafaliana sy fitsikiana, fa ny ahy ny tena tsy aritro d i raprezy nanao le jeu de mime hahahahaha lasa glisezy ra diosezy mdrrrrrrrrrrrrrrrr
alatsinayiny ny andro taorian'iny, dia komandy manokana ramose tao antrano : neny ô ,ataovy lohanono sy tsaramaso ny laoka!!! hahaha voan'ny aza manadino koa zany oa tany antsaiko tany...
diams : d miandry anjiko ampitiavana b e!
angotiko : kisss b njiko
ravatorano : na miditra ao izy na tsy miditra ao lesy la vie est belle fona a! loll sady kala jessy anié ka havanay e! efa fantany ary zany ô!!!
ari.malala : mba tairo cadô daniversera eto le sarinay mianaka misy ny derierna'i tonton sy ra tsiry en arrière plan, natsofoko tatsy ambadika fa tsy nety!
d mankalaza e!
bisou doly tsy votanisa e!

89. tsiambaratelo
(
17/04/2008 11:35)
Mampite-hitsambikina any @tanana zany!
dia ny masoandro mody marina no nampalahelo ry zareo!
Amin'ny nmanaraka njay zany deu ny namana serasera manerana
ny nosy no atambatra!mety ho manja be mintsiny,zay saro-kenatsa
tony kou ve mou ho sahy hiseho amasom-bahoaka any! hi hi hi hi
raha tsy hoe,takotakonan'i kiadi ao aoriana ao hi hi hi hi.
tsara be le sary fa tsy mba misy namana fantatro mihintsy!
(vazivazy)kay misy fantatro kah!fa tsiambara telo kou! :-* :-* :-* :-*

90. mangidy
(
17/04/2008 12:24)
Mandrindra hummm sotra t@ le mosoara a! de ilay lakoly aloha sao de lakolinkazo? :-D
lanto de awoana akia izany?
infinity elah kou tia fety a! omeko bex kely ve? :-P
mahafinaritra anie rankizy ilay mihaona e!! realy dhl ilay virtoaly retsa afa tsy ny daka :-D :-D

91. ratonga
(
17/04/2008 12:34)
mahafinaritra anie rankizy ilay mihaona e!! realy dhl ilay virtoaly retsa afa tsy ny daka:-D :-D :-D :-D
92. ari.malala
(
17/04/2008 12:56)
Anarim cli, io zan d bonanif ankol d grô bizou
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img524.imageshack.us/img524/176/photo279pb3.jpg[/IMG][/URL]

94. Tonya
(
17/04/2008 16:39)
Salut daholo.
Ny fanirina zany no betsaka ny ahy fa tena tratran'ny tsy azo nanoharana e, na dia te hiresaka mafy tam raprezy ndray ary. Fa kosa, hitako daholo nareo ny hariva, nifanena isika, indrisy mantsy. fa tsy maintsy mandeha indray raha vao misy hafa e, sady efa libre amzay. hihihihi. afa patorana
Andefaso sary mampilendalenda a ry ari.malala amle perso ko a. Fa iza io sary zaza mamy kely io?

95. lo
(
17/04/2008 17:01)
humm misy manala fatorana miitsy fa te-hamonjy ny fihaonana...milay ka :D
za ry zareo tsy mahita sary fa ratsy connexion aa, rah misy terempanahy mitondra aty amiko zao an :)

96. Darlin
(
17/04/2008 20:38)
bjr daholo,
diams> ieny aki kou, fa saingy za teto dago foana ka. gaga koa za tamin'iny kle
angotiko> malala a! raha afaka za le 26 dia mandeha fa fa le fotoana hoe aiza no maiala dia ahaoana no tiako ho fantatra. le fotoana hankanisanaa eto mantsy dia tena tsy d misy fa kandra b e!
Dia hiaraka hihira b isika iznay kou sa ahaona?
Ra prisy a> tairo le programme alou ho dinihina e!

97. ds
(
17/04/2008 21:50)
Izaho izany dia tara foana, dia mangetaheta ambony lakana fotsiny. Tsy lavitra akory fa sahirana nitokana akanin-jaza ny sabotsy sy alahady.
Mbola mitolona amina delestazy eto Mahajanga aloha izao fa zoma miakatra.
Koa mahafaly ahy raha mba afaka mihaona aminareo Namana ao Tanà ny alahady 20. Ohatra hoe sady mitsidika ny akany no mihaona. 7 km miala Soavimasoandro (Laniera) no misy azy. Na izay toerana hafa mety amiko daholo.
Azo antsoina ato aho : 03249 27387

98. ANARIM
(
18/04/2008 06:48)
ds iny njiko fa nivoka iany, kala Fa efa nanao avis de resersa!!! d ho raikitsa iany ny bal fa engaviana i Lanto itazona kaméra!!! am karaoke zany manarina d tazatazano eto iany ny pro!!!
le sary misy zazà io; mba fetiko zany tamin'io e! saingy injisy tsy nasian'i raprezy le gatô... sa zà moa no tokony nanisy????

99. diamondra27
(
18/04/2008 07:25)
ds : kay ve enao aty e! tsy miteniteny koa an! any am karaoke reo ny 26 ry ds a, de ry glou ihany lazaina fa reo manao fihaonana tamptampoka zany tahaka ny omaly hiiii, sa aona raprezy?
glou: omeo ny mail andefasana le sary fa sao tsy azonareo eo le izy de za ndray no mahazo tsiny
misaotra an'i wata nanafana ny fihaonana omaly, maizina b de tsy hita le maquillage, kopy nareo an

100. fara
(
18/04/2008 07:48)
Sali r'reto a!tena nilay marina alou iny manalazy iny e!afa-po mintsy zahay ,na le zaza tsy ampy taona nentina aza ,te haka karatra vetivety mintsy mba ho afaka hiaraka amintsika foana .
Zah r'reto tsy d maharaka vaovao eto mintsy fa mipetraka any am_tany tsisy technolojia (internet) fa refa mba misy fihaonana d mba bipeo a!nyahazoana ahy d ao amin'ny phenomenah.com, d misaotra antsika jiaby e.
alefa eto iany ny sary fa aleo razoky no mandefa azy eto .