ôtazy!

1. kiadi ( 13/04/2008 18:23)
nihesona ko le somalianina nanao "prise d'otage" fa avotra ny otage de nendrasampotsiny teny @ lalana ry zareo! helicoptére efa ho folo angamba nanodidina ilay daba nodina niaraka t@ vola (rançon)!zany no natao oe noraisimpotsiny!!
tapatsinay zah nahita ny fisamborana andry zalah fa hotran'ireny film commando be misy rambo sy arnold reny no fijery azy :-D :-D :-D
!
mahagaga ihany oe enao piraty kely tsy manana afatsy kalaky de firenena manana ny 4eme puissance mondial en armement no hanaovanao prise d'otage :-D :-D :-D !
novalian'i kiadi ny 13/04/2008 20:19
2. ikaretsaka ( 13/04/2008 19:09)
indraindray anie letsy ry kiady misy ilay hoe "on fait n'importe quoi pour devenir n'importe qui e"
3. kiadi ( 13/04/2008 19:14)
zay de marina mintsy!! dahalo kely ary ananona ary ry zareo de bateau de plaisance no natao otage!! mody nomena ny vola de avy eo nedrasampotsiny :-D :-D :-D
4. milaibe ( 13/04/2008 19:24)
Zany marina lesy ry kiady no mitsofoka ao ambava-mamba ha ha ha
5. Gie ( 13/04/2008 19:45)
nanaraka an'io vao2 io aho hatramin'voalohany ka hatramin'ny farany.

6 ihany no voasambotra ary ny hatsakin'ny vola no azo.

http://fr.news.yahoo.com/euronews/20080412/tfr-france-fin-de-la-prise-d-otage-sur-l-9f0c932.html
6. kiadi ( 13/04/2008 19:50)
hitanareo ve le nanaovandry zareo azy fa hotrany film wa le iz!
tonge de didinina helico d'attak bedebe le jeep kely mapalahelo !!
nipipi kilôty doly zao ry zalah nahita helico bedebe nihodidina azy :-D :-D :-D
7. ainaheri ( 13/04/2008 20:08)
za naeno fotsiny fa tsy naharaka le film klé,mety mlay marina maita an'zany en reality an!!! marina tkou ané fa nana b ry lerony ee,lafrantsa kou mou nampiseo ny puissance-ny
8. kiadi ( 13/04/2008 20:19)
lasa senario film hollywoodienne io refa kelikely eo fa jerevo tsara ! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1211