Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
ravatorano
(
11/04/2008 06:51)
vita hatreo zany ny mondial 2010 ho an'ny malagasy
Araky ny voalazan ireo gazety maro mpitatitra vaovao ary santionan'ito aseho etsy ambany itsy dia vita hatreo izany aloha ny fandraisan'i Madagasikara anjara amin'ny mondial 2010 ary dia manaraka ho a...
suite
répondu par remena le 16/04/2008 17:06
Mio21
(
11/04/2008 06:30)
Aleo hazava ny resaka
Iza no Filoha tapipahaizana dia iza no Filoha Bado sy vendrana?
Ny eto amintsika dia toerana politika (place politique) ny Filoha, na tapipahaizana io na bado. Ny fahaizana kobakambava, mampandry adr...
suite
répondu par Jeankely le 13/04/2008 00:53
heribe
(
11/04/2008 04:05)
telma 900 no horoahina
miarahaba antsika rehetra,
tsy rariny kosa no ataon' ny mpitondra ao @ telma fa 900 be izao no horoahany @'izay karama 3 volana fotsiny no homeny dia ho aiza ireo olona rehetra ireo dia hitombo idra...
suite
répondu par Ilo le 30/04/2008 12:31
lapino
(
11/04/2008 00:17)
fossa fossana
Inona kay no anaran'io biby io amin'ny teny gasy ? io ve no atao hoe jaboady ? sa vontsira sa biby hafa ? [center]
[img]http://farm2.static.flickr.com/1244/528117554_a09b3c56c3_m.jpg[/img] [/center]...
suite
répondu par soanja le 11/04/2008 16:26
xxx
(
10/04/2008 22:16)
ny tsikerany sary
[quote=rajou]GASY KA RATSY[/quote]
...
suite
répondu par ari.malala le 16/04/2008 08:25
yonikafopl
(
10/04/2008 20:37)
ipod
Tena aza imemezana za fa vendrana a :oops:
Misy namako zany mbo nihevitra fa za no mety afaka hanampy anazy, de nantsoiny nankany aminy za, nomeny ana le ipod de we iny hono mba ampidiro MP3 gasy.
...
suite
répondu par yonikafopl le 11/04/2008 19:18
meved
(
10/04/2008 20:28)
mila vonjy kely
Miarahaba Andriamatoa sy ramatoa isany hajaina!
rehefa mandefa hafatra amin'ilay namana serarasera dia misy soratra hoe " sary fanampiny "eo ambany ankavia. ahoana kay ny mandefa sary amin'io raha ...
suite
répondu par hery le 11/04/2016 11:18
kiadi
(
10/04/2008 20:05)
ry bogossy !
zany ny bôgôsy ny tanana ry zalaha an! bandy sy rôle reo! :wink: :wink: :wink:
[img]http://img241.imageshack.us/img241/6286/dsc00007jn9.jpg[/img]...
suite
répondu par Jeankely le 11/04/2008 15:07
niryna
(
10/04/2008 17:07)
Sabado=Sabotsy = midika fa avy amin'io ve ny Sabata ?
Nisy olona niresaka tamiko fa hoe raha tsy manaja ny sabata isika dia tsy manaja ny didy folo,marina izany satria ao anatin'ny didy folo ny hoe manaja ny andro sabata.
Ny fanontaniako dia hoe inona i...
suite
répondu par Ratomson le 01/11/2017 09:21
rabingogilabanga
(
10/04/2008 16:54)
ho ratsy izy ity
na dia misy aza ny milaza fa tsy ho voataoan'ny mpanohitra intsony ny vahoaka (satria sahirana @ fivelomany hono), dia misy lalànany ny politika, ary tsotra, raha tsy voataona izy androany, dia h...
suite
répondu par Jeankely le 10/04/2008 23:33
Westlove
(
10/04/2008 15:31)
Potika sy revo
Slt daholo mba saika hangataka tononkiran'i Laingo le hoe potika sy revo na le hoe Siligaoma raha misy fa tena mankafy be an'iny aho...
suite
niryna
(
10/04/2008 14:36)
Tapaka ny tsinaiko ,tsy azo tohizana ve ?
Ny tanora hono dia zavatra kely tsy misy dikany dia mampihomehy azy ary manampy ny fihenan'ny kibo be hono ny mikakakaka lava,sady mampahalava andro iainana.
Inona no zavatra tena nahatapa tsinay ana...
suite
répondu par niryna le 11/04/2008 16:35
makezaka
(
10/04/2008 13:58)
radio
salut daholo
ahona efa nisy nihaino radio tana ve ianareo to tsy mande le adiresy nomen'i Francis turbo iny.
Raha misy mafantatra le adiresy de mba omeo eo na fika fa mba tehiaino radio ny tenanay e...
suite
ragany
(
10/04/2008 11:21)
Aiza ny manatodilava e ???
Efa mihomana hiataka ny renivohitra dia manangana fiompina akoho manatodilava sy kisoa .
Olana be ity fanaovan'ny orinasa roa na telo ampihimamba ny famatsina zanak akoho ity . Ny lalana dia mamela n...
suite
francois
(
10/04/2008 10:46)
toaka lava
tena mba mitady ity hira ity ange za raha azo atao
zay ary aloha fa bye e...
suite
répondu par ainaheri le 10/04/2008 14:13
xxx
(
10/04/2008 10:14)
AC-MILAN naharava 4 eng ary Barça ahoana?
Raha nanaraka nareo dia diso fanantenana ny Anglisy rehetra t@ herintaona satria hoe azon'ny ny ligues des champion .Kanjo inona fa no ravan'ny Ac -milan tsikelikely .Niverina indray izy izao ary ireo...
suite
répondu par Mandefitra le 11/04/2008 11:18
RAKOTOARISOA
(
10/04/2008 09:33)
AKAMA
MBA MANGATAKA TONONKIRA NY NDRINA RAMAMONJY
RY FANAHY
SOAVALY
MANAMBADY MAMOLAVA SNS...........
suite
répondu par ni81 le 10/04/2008 16:51
andriamahaydera
(
10/04/2008 09:08)
mba tatanonao ry raioko
hira mpivavahana.
Misaotra sy makasitraka...
suite
répondu par ni81 le 10/04/2008 16:49
ari.malala
(
10/04/2008 08:52)
dedikasy
ityu hira ity dia atolotra hoan'i kiadi
ô r'ilay besorongola, modoa malakilaky ianao
f'ilay [b]ngahibesola[/b], ao andrefantrano ao
miandry anao tontolo andro tsy hita ianao hanao raharaha
mody...
suite
répondu par endrika01 le 27/04/2008 10:44
Jeankely
(
10/04/2008 07:10)
Ny vahoaka ve manaraka antso antso mankaiza?
Fa naninona no tsy notohizana hatramin'ny farany ny FEDE fa izao vao taitra?...
suite
répondu par Jeankely le 10/04/2008 10:57
