ny tsikerany sary
3. Jeankely
(
10/04/2008 23:59)
Gasy bogosy daholo ireo saingy toa tsy tonga saina fa olona mivezivezy fanahy ary very fanahy mbola velona ny sasany.
Diniho tsara ny sary ary hisaino izay mba ao antsain'ilay mijoro. Ny Prezida no hitako sady bogosy no vonona hanao zavatra.
Diniho tsara ny sary ary hisaino izay mba ao antsain'ilay mijoro. Ny Prezida no hitako sady bogosy no vonona hanao zavatra.
5. yonikafopl
(
11/04/2008 14:27)
rajou kou zany ratsy kou, sa toi manala tena tsy ho gasy tsony koa??? :roll: :roll:
6. Jeankely
(
11/04/2008 15:18)
Mba jereo ny masony hoe hanao zavatra sa ahoana? Ny antitra indray no vonona hiady. Jereo ny fijerin'i Prezida A.N., jereo ny an'i Prezida RAVALOMANANA, saingy ilay iray toa sahala ny tia hitomany. Ngaha tsy tanora no velombola ?
10. Jeankely
(
12/04/2008 09:07)
Tena nisaina aho vao nahita rajoelina na. Tsy mbola nivadika pataloha hatramin'izay fa asa ianao angamba mivadik'ondana :-D :-D :-D :-D
11. mmmhh
(
16/04/2008 08:10)
ary ratsy be zany masoko zany an!! mila mande any @ dokotera mintsy angamba fa tena tô mba hitako ihany hoe be de be tsara ny gasy koa!
12. ari.malala
(
16/04/2008 08:25)
oshiahoueee rajou sy ny tsy fitiavany gasy e! aza mandrora mitsilany hoa! enao nge ts very ts ho gasy e! gasy nyr à mikoriana ao anatinao ao!