telma 900 no horoahina

1. heribe ( 11/04/2008 04:05)
miarahaba antsika rehetra,
tsy rariny kosa no ataon' ny mpitondra ao @ telma fa 900 be izao no horoahany @'izay karama 3 volana fotsiny no homeny dia ho aiza ireo olona rehetra ireo dia hitombo idray ny 4mi eto amintsika :twisted: :twisted:
novalian'i Ilo ny 30/04/2008 12:31
2. kiadi ( 11/04/2008 09:27)
anga moa tsy efa privé telma zao? sa mbola an'ny fanjakana io?
3. heribe ( 12/04/2008 10:05)
efa privé nanomboka t@ 2003 izy ka
4. dongadonga ( 26/04/2008 13:54)
ary maninona raha migrévy ,sa ianareo matahoatra?
5. Ilo ( 30/04/2008 12:31)
efa miady aloha ny syndicat sy ny conseil d'e/se ka en standby kely ndray alo le projet de licenciement.
sady mbola misy part kelin'ny fanjakana ao ka hita eo raha hiaro ny mpiasa izy na ahoana fa mbola en cours de négociation.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1122