Aiza ny manatodilava e ???

1. ragany ( 10/04/2008 11:21)
Efa mihomana hiataka ny renivohitra dia manangana fiompina akoho manatodilava sy kisoa .
Olana be ity fanaovan'ny orinasa roa na telo ampihimamba ny famatsina zanak akoho ity . Ny lalana dia mamela ny rehetra fa ny zavamisy dia aoka fotsiny.
Misy namana ve mba afaka mampifandray anay amina mpamokatra pondeuse de race any Afrika atsimo , Maurice na Frantsa .
Misaotra mialoha .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1819