Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 07/04/2008 16:24)
Fahatezerana ao anaty ve ilay mikasika tanana olona sa ?
Indraindray dia mahatonga saina ny mijery ny olona mitondra telecel eny amin'ny arabe ka tezitra mafy mivazavaza.hila ho tapaka ny lalandrany Efa nahita an'ireny olona ireny ve hianao" Inona tokoa n... tohiny
novalian'i niryna ny 10/04/2008 13:38
niryna ( 07/04/2008 16:12)
Rehefa misy fahoriana dia mifamela
Mba mahalasa ny saiko ity,toa miady misy levona ,mifampiteny mihitsy aza ny olona indraindray hoe tsy hifandevo-maty rehefa tena samy tofoka ny ataon'ny mpiray tampo aminy ny sasany.Matetika tsy ilay ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/04/2008 16:37
niryna ( 07/04/2008 16:07)
Ny fanasana lamba @ fahoriana rehefa misy maty??
Manao ahoana daholo e .mba misy mahalala ny antony mahatonga ny olona manasa lamba ve rehefa misy maty? Ny foko rehetra aty amintsika ve manao an'io daholo sa ny sasany ihany.Maninona no entina any am... tohiny
novalian'i niryna ny 14/08/2008 04:36
lazounet ( 07/04/2008 15:04)
Mba mangataka re Tompoko ô!
Ity misy tononkira omeko anareo, mba vakio hatramin'ny farany dia mba lazao izay hevitrareo! Hiran'ilay akamako avy ao Sahalava izay izy ity : [u]Yvon SARERAKA[/u] Mba mangataka re Tompoko ô! O... tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/04/2008 12:30
salopard ( 07/04/2008 14:20)
aleo tsy hi-klôty isika (nudisme)
io no mety, dia @ izay samy mitovy zo, mitovy samy nu, efa miha-lafo ny akanjo, dia tsy maquillage, na akanjo dior, na tee sshirt airness, na nike intsony no maha-b^gôsy, fa dia ny tena ananana, l... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 21:31
ari.malala ( 07/04/2008 13:40)
Miarahaba ny lasaliana rehetra
Miarahaba ny lasaliana rehetra fa fetin'i St JEan Baptiste de la salle androany o! dia mirary soa!... tohiny
novalian'i nani ny 17/04/2008 14:48
ranaivosaonina ( 07/04/2008 10:40)
mba mangatka eh!
manao ahoana ianao ?mba mangatka ny tonokiran,ny mahaleo ilay hoe faribolana.dia r ra mba misy koa ilay hoe manapy an,i gasta.ilay misy an,lay hoe tsy tokony hosotroiko ity toaka ity.ianao ihany no na... tohiny
ari.malala ( 07/04/2008 10:38)
famorana
Miarahaba eee Izaho mba te hahalala raha misy mahafantatra hoe efa misy manao ilay corconcisoin lazer ve eto MAda? misy milaza ohe ao am HJRA manao, nefa vao avy niantso tany mintsy aho fa tsy mana... tohiny
xxx ( 07/04/2008 10:35)
Indray andro hono ( Dia mba mitandrema ihany !)
Indray andro hono Nisy rangahy iray izay tena atahorany mpiara-monina mihintsy razoky fa tena mpandatsa-baratra tsy laitra .Kay sendra nandeha tany anaty ala izy ni kaka dia nisy nahita izy nanao m... tohiny
novalian'i apache ny 10/04/2008 11:35
ari.malala ( 07/04/2008 08:07)
mangataka re tompoko o!
miarahaba e! mba mangataka tonon'ny hira "ne joue pas toujours la commedie" sy aime-moi comme je t'aime" azafady izay manana e! ireto ny sombiny @ ireo hira ireo Tu n'as plus lâge d'une ecoliÃ... tohiny
Jeankely ( 07/04/2008 06:33)
Mety koa ve raha Patron daholo ny Malagasy ao Frantsa ?
Raha resaka antendrony no halalinina dia mitombona koa ve ny hoe Patron nafarana avy tany Madagasikara daholo ny Malagasy ao Frantsa ary mibaiko ny Frantsay ? Sahala izay mantsy ilay mandefa vazaha an... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 09:57
rajoelina ( 06/04/2008 22:44)
Mombany sary
[quote=Aino]hafatra kely mety tsy kely ihany f aho lava!!! iarahamalala moa eto fa misy ireo namana tsy tia ary mankahala ny sasany tsotra fotsony izao tsy eloka tsy inn anefa no natao taminy, ka d... tohiny
novalian'i tlay ny 25/04/2008 20:11
ikaretsaka ( 06/04/2008 19:20)
Iza ary no tena mpanohitra
Mba Eritreritra ho'a ity. Marina sy tsy azo iadian-kevitra fa samy manana ny fijeriny momban'Andriamanitra isika, samy manana ny fijeriny momba izay hanovozana ny relationship eo amin'Atra sy ny olo... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2008 22:16
kiadi ( 06/04/2008 18:50)
liverpool/arsenal
mardi io!! manomboka ny loka aza! zah manomé2 an'i liverpool! :wink: ... tohiny
endrika01 ( 06/04/2008 18:02)
TANTARANA BANDY MATY PAIKA IZY TY!
Maty paika léry satria rava ny tetika!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/04/2008 14:00
rafavoris ( 06/04/2008 17:51)
FITIAVANA TAFAHOATRA VE SA FIVOARANA NY TANORA ANKEHITRNY?
Salut jiaby ri akama e fitiavana tafahoatra ve sa fivoaran'ny tanora ankehitriny ?somary gagagaga aho raha mba sendra niresaka tamin'izay akamako roa zay ny iray vehivavy ny iray lehilahy .io resaka... tohiny
novalian'i mangidy ny 20/05/2008 10:19
rajoelina ( 06/04/2008 17:39)
love love
FIFA (l) MADAGASCAR ... tohiny
novalian'i ftlozy ny 23/04/2008 17:41
rajoelina ( 06/04/2008 17:37)
Manahy aho fa sode laniny politika gasy indray ny...
... tsy fandraisana anjara amin'ny ''Jeux Olympiques''. Zany hoe: tsy mandray anjara ihany koa i Madagascar tahakany tsy mandray anjara amin'ny ''Coupe du Monde''. Malagasy =D ... tohiny
Anifa ( 06/04/2008 16:32)
Dralako avao leroa mahamo anao e !
Misaotra anao zay nahatahiry ka afaka hanome ny tonon'io hira n'i Salala io. Misaotra bdb. Anifa ... tohiny
novalian'i Anifa ny 06/04/2008 18:26
mimitau ( 06/04/2008 16:04)
mitady tononkira
slt,mba mitady ny tononkira any TIANA le hoe "mia maou"hira sega izy io... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5191