manao ahoana ianao ?mba mangatka ny tonokiran,ny mahaleo ilay hoe faribolana.dia r ra mba misy koa ilay hoe manapy an,i gasta.ilay misy an,lay hoe tsy tokony hosotroiko ity toaka ity.ianao ihany no nahatonga an,ity.dia manatena valiny mahafapo ,ary misaotra dieny mialoha ,sady tena mahafinaritra be fa kay misy teny gasy toy izao tato