Miarahaba ny lasaliana rehetra
1. ari.malala
(
07/04/2008 13:40)
Miarahaba ny lasaliana rehetra fa fetin'i St JEan Baptiste de la salle androany o! dia mirary soa!
novalian'i nani ny 17/04/2008 14:48
2. ikaretsaka
(
07/04/2008 14:13)
Honneur a toi glorieux de la salle ..apotre des enfants et gardien de leur foi :-D :-D :-D
4. pissoa
(
07/04/2008 14:16)
Misy lasalianina izany ve ao amin'ny Diosezy Tana ? :oops: :oops: :oops:
5. ikaretsaka
(
07/04/2008 14:21)
ie... frere des ecoles chretiens sy ny maintimolaliny no atao hoe lasalianina
satria manaraka ny karisman'i st jean baptiste de la salle ry zareo.
satria manaraka ny karisman'i st jean baptiste de la salle ry zareo.
6. pissoa
(
07/04/2008 14:23)
hay ve ry zareo no atao hoe lasalianina e, haiko njay zany :oops: :oops: :oops:
arahabaina nareo eee :-D :-D :-D
arahabaina nareo eee :-D :-D :-D
9. ikaretsaka
(
07/04/2008 19:50)
tsara koa ny divay eny soavmbahoaka fa tsary mahavoa ny teny mahatamana le...
12. bida
(
07/04/2008 21:14)
Misaotra any ari.malala nahatsiaro le andro androany!!!! :-*
Ary mba misy mahatsiaro ve ny fihinanana mofo randrana teny Soavimbahoaka rehefa recreation, sy ny fihinanana katsaka ao @ refectoire rehefa avy manao baolina ny atoandro?
Ary mba misy mahatsiaro ve ny fihinanana mofo randrana teny Soavimbahoaka rehefa recreation, sy ny fihinanana katsaka ao @ refectoire rehefa avy manao baolina ny atoandro?
14. zoky
(
08/04/2008 05:21)
za ko tena nahatsiaro omaly fa zao vo afaka ni serasera e, miarahaba ny lasalina rehatra ry goika kely rhtra, nisaotra an 'i ari.malala nanokatra ny hevitra
:) :) :)
:) :) :)
15. ari.malala
(
08/04/2008 08:11)
ika, zay apotre des enfants mints ka! :) mirary soa antsika rehetra e! iza re no nianatra tao am la ste e! o ry akany mpanasoa...
16. rakaroka
(
08/04/2008 11:39)
Dia miarahaba ny lasaliana rehetra izany ny tongaliana e :-* :-* :-* :-D :-D :-D
20. ikaretsaka
(
09/04/2008 14:25)
mitovy ihany fa izahay somary tary avarabaratra tary fotsiny :wink:
tsy nety tamiko le nanao beige :-D :-D :-D
tsy nety tamiko le nanao beige :-D :-D :-D
