Miarahaba ny lasaliana rehetra

21. fijo ( 09/04/2008 20:35)
raha ny ao soavimbahoak aindray aloh ary ari,dia mba akama be ao koa ny tenanay an.efa hainao ihany e.sady tia mivoaka alina
22. nani ( 17/04/2008 14:48)
Tena efa tara be zahay fa na izany aza mbola mankalaza koa fa mba lasaliana ihany !!
Ari.malala , zaho koa mpianatra tao amin la Sainte , fa nefa toa isaky ny 15mai ny fankalazana ny fetintsekoly sy fizarana ilay gouter hihihi
O ry akany mpanasoa
Reharehanay tokoa
e finaritra izahay
eo anivonao !!
Ry Tompo o , tahio re ,
ity sekoly malalanay .......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111