Mety koa ve raha Patron daholo ny Malagasy ao Frantsa ?

1. Jeankely ( 07/04/2008 06:33)
Raha resaka antendrony no halalinina dia mitombona koa ve ny hoe Patron nafarana avy tany Madagasikara daholo ny Malagasy ao Frantsa ary mibaiko ny Frantsay ? Sahala izay mantsy ilay mandefa vazaha any @ tananana.
Raha ny mpiasa lasa toerana hafa dia tsy ngetrokabe izany daholo saingy ny sandambolan'ny Malagasy ny ambany ka na inona na inona asan'ilay avy andafy dia mikatona ny molotry ny Directeur an-tanana satria tsy mahatoraka ny karama.
Tsy misy olona mihevitra fa ny lasa andafy indray no tsy hanana fa ny fandraisana antendrony no mahalasa resaka lavabe.
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 09:57
2. rajoelina ( 07/04/2008 08:09)
Mpandefa : Jeankely [ Valio ] 07-04-2008 08:33:40
Lohateny : Mety koa ve raha Patron daholo ny Malagasy ao Frantsa ?
Raha resaka antendrony no halalinina dia mitombona koa ve ny hoe Patron nafarana avy tany Madagasikara daholo ny Malagasy ao Frantsa ary mibaiko ny Frantsay ?


ie :)

Rehefa tonga patron fotsiny i Jeankely de mahazo mibaiko an'i rajoelina, frantsays, gasys, espanols, italianes sns... rehefa mpiasany Jeankely.

Raha malagasy manana fahazaina be no hafarany frantsay avy any Mscar, ka tokony ilay malagasy no hibaiko de mahazo mibaiko.
ohatra fotsiny ity: ra gasy mahay mikarokaroka vaksiny no tonga hikandra ao Frantsa de normaly fa le gasy no tena tomponandraikitra amin'ny fikarohana.

Raha frantsay indray no ho any Mscar. Ny fivelarantsainy gasy ihany no mitondra anio. Sangy i Mscar mbola taraiky be amin'ny fandrosoana de normaly raha ny vahiny manana fivelarantsaina no tonga hanao patron indray... na any Mscar izany, na any Congo, na any Mozambique rehefa firenena mahantra de hambakainy firenena mandroso. Ka zay no mahantonga ny espanol nanao an'le fehezanteny hoe: '' Miditra kely fa ny mivoaka betsaka''

;-)

3. Jeankely ( 07/04/2008 15:10)
Ny fantatro dia "3D Job" (Danger, Difficult, Dirty) no tena ilaina ny olona avy @ tany mahantra. Saingy ny ao Frantsa indray nafarana manokana ny Malagasy ao hitantana ny frantsay satria mahay noho ry zareo. Patron be daholo.Ny frantsay no mamafa ny tongony. :-D :-D :-D
4. hira ( 08/04/2008 23:38)
Ironie va zany sa tsa ironie?
5. Jeankely ( 09/04/2008 09:57)
Marina izany ka. Nafarana manokana ny Malagasy ao Frantsa satria manadoha sady fatratra. Ny hitako eran'izay mba nilalovako dia mila ravin'ahitra ary mitady no hivoahana. Hafa kosa nefa ny manana "Multinational Firms" ny cas ao Frantsa izany dia mitondra ny fahazavana ao ny Malagasy. Rehareha izany ho anay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5892