aleo tsy hi-klôty isika (nudisme)

1. salopard ( 07/04/2008 14:20)
io no mety, dia @ izay samy mitovy zo, mitovy samy nu, efa miha-lafo ny akanjo, dia tsy maquillage, na akanjo dior, na tee sshirt airness, na nike intsony no maha-b^gôsy, fa dia ny tena ananana, lava zavatra (na ngeza zavatra, na tsara bika zavatra (ny bandy); be ravin-javatra toin'ny ravin-dahisoa(ny vehivavy), henjambody ny bandy sy sipa, etc...

tsy ampy dôzy aloha e!
sniff, sniff, tchouff, tchouff...,
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 21:31
2. pissoa ( 07/04/2008 14:37)
kondrana =)) =)) =))
3. ikaretsaka ( 07/04/2008 14:49)
rehefa hifanarahana dia lasa izao... saingy iznay hoe lasa simba ny koltorantsika momban'ny akanjo sy ny design an'io akanjo io
An-taonany maro sy culture any no lany t@ evolution an'ny famoronana ny fanenomana lamba fotsiny ohatra .
na ny evolition @ heo azo avadika lamba ny cotton sy ny lin sy ny landy sns.... :-D :-D :-D
4. XxxX ( 07/04/2008 15:07)
pissoa:

kondrana =)) =)) =))
nga leisy kondrana ftsn lery io ? tsy ampy dozy hono d mivaha


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) d mihomana lisany ahita salopard miboridana =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. naughtyboy ( 07/04/2008 16:18)
ajedaky orinasa mpanao textile lery ra zao no mitohy 8O
6. milaibe ( 07/04/2008 16:52)
Avoahy leity ny anelah ary fa tsy olana!!!
7. ainaheri ( 07/04/2008 18:44)
salopard>Mbola misy fifaninanina iany ané ao zany na niezahanao nialana aza ny Dior sy ny tariny...Raha ampiseo ravin-daisoa sy ny halavana ny sasany donc fifaninana iany zany ..fehiny tsy misy ny fitovian-jo fa misy kosa ny fahafinaretan'ny maso lol
8. lemenakely ( 07/04/2008 19:01)
salopard:

io no mety, dia @ izay samy mitovy zo, mitovy samy nu, efa miha-lafo ny akanjo, dia tsy maquillage, na akanjo dior, na tee sshirt airness, na nike intsony no maha-b^gôsy, fa dia ny tena ananana, lava zavatra (na ngeza zavatra, na tsara bika zavatra (ny bandy); be ravin-javatra toin'ny ravin-dahisoa(ny vehivavy), henjambody ny bandy sy sipa, etc...

tsy ampy dôzy aloha e!
sniff, sniff, tchouff, tchouff...,



tena efa misy olona efa voa marina asa na noho ny inona loatra?
9. Kwasi ( 07/04/2008 19:51)
ainaheri:
salopard>Mbola misy fifaninanina iany ané ao zany na niezahanao nialana aza ny Dior sy ny tariny...Raha ampiseo ravin-daisoa sy ny halavana ny sasany donc fifaninana iany zany ..fehiny tsy misy ny fitovian-jo fa misy kosa ny fahafinaretan'ny maso lo

Tsy maintsy hisy koa avy eo ny ankanitsaka @ hoe iza no be basy sy ny be raviny sy tampony ary tsara paoma na poara. Dia izay mateza jerena eo izany no ho lasa dominants eo @ fiaraha-monina ko
Fa io ry ainaheri tsy misy fahafinaretan'ny maso izany rehefa ho lava a. Tsy maintsy hiazakazaka haka lamba ihany @ farany. hi hi
10. ainaheri ( 08/04/2008 05:55)
kwasi>> refa zatra le maso mandé houazy ka,manavaka fotsiny sisa no atao @ zay we ty be raviny sy be voniny an hihi
11. ainaheri ( 08/04/2008 05:57)
Za io miresaka paoma an ,iza no be raviny sy be voniny? :-D :-D :-D
12. Jeankely ( 09/04/2008 14:02)
Tnga azon'i Snif snif Salopaka ny fahefana raha mitona sady tsy mikiloty eo analakely daholo nareo. Matahotra ny tafondronareo ny miaramila sy zandary ka azo ny fahefana. Malaky rasalopaka. snif snif tsisy daozy a
13. mmmhh ( 09/04/2008 14:34)
Mahita tenenina koa ty salopard ty ka !
Reefa zatra ny maso mety tsy haninona tsony zany ka , mety tsy any @ resaka be voniny sy be basy sy ny be raviny angaha no mety anintona fa efa zatra ny maso, fa ny mora mihenjana sy ny mora mando angamba :-D :-D
14. Jeankely ( 09/04/2008 14:58)
Ny monkey aza miakatra tanana koa iza no hanala kiloty fa tsy ry Salopaka. Efa tsofin'ny rivotra ve mbola mando ???
15. menalamba ( 09/04/2008 20:23)
Amin'izany kosa aloha dia tsy hisy intsony ny mpangarom-paosy é :^) :^)
16. Jeankely ( 10/04/2008 00:09)
Tsisy ny mpangarompaosy fa misy ny mifanakina eran'ny tsena, eny anaty bus be ahamay sa petsa ??? Tsy aleo voaharoposy toy izay voatsaongoka isan'andro :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. mmmhh ( 10/04/2008 07:55)
ny mpanolana no betsaka §§§
18. salopard ( 10/04/2008 11:16)
ny mpanolana no betsaka §§§


ataovy resaka matotra ry zalahy a!

resaka sérieux anie ny anahy e! za aza tsy de be zavatra , fa mba antonony, saingy tsara-tarehy le izy, tsy dombo, de le somary mivilana iny

d'ailleurs ny ntaolo anie nanao an'io tsy nisy olana viol izany, ka inona ary!?

tsy ampy dôzy aloha e! sao misy tavela ny mégot ny toi, any @ ra-jean-kely

sniff, sniff, tchouf, tchouf.....
19. apache ( 10/04/2008 13:27)
dia mba imagineo ange le scène eh?! (vaovao @ télé)
taxi be iray nitsaky frein tampoka tetsy Ambohijatovo, bilan :
- vevavy 7 bevohoka tsy nahy,
- lehilahy 13 hafa kosa ahatahorana mafy ny fahasalamany .
Ilay taxi be moa dia tsy nisy noraisina fa kotsa tanteraka ny ao anatiny.
Milaza ny heviny PD iray sendra anay nandeha tamin'io zotra io :
- "zah aloh zany zah nipetsaka teo akaikin'le chaufeur de iny izy saika haminja vitesse iny zany de ny vitesse-ko no voafinjany de tonga de 5ème mihintsy no nampidiriny de ozizy zah hoe "oui!" de ozizy hoe "non!" de ozizy zah hoe "si!" de tsisy zavatsa tadidiko tsony tompoko ny taorinan' izay ...."
Tonga nitsapa alahelo ireo niharam-boina moa ny tao @ governemanta notarihin'ny mpiraiminisitra sy ny mpiara-miasa aminy (dia miditra ny mambran'ny governemanta miboridana daôly) sady miteny :
- "tsimaintsy saziana mafy mihintsy izay nanao an'izao" ....
mbola hitohy
20. mmmhh ( 10/04/2008 13:53)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0813