aleo tsy hi-klôty isika (nudisme)
22. Belami
(
22/04/2008 21:23)
apache : =)) =)) =)) =)) =)) ahoana tsara we le vitesse 5ème aaaa!! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. penguin
(
24/04/2008 13:56)
Ny roa amin'ilay vehivavy 7 anie ka bavin'i Salopard sy ny Mamany avany Ankatso saika hoany 67 ha. Voataingina tao Ambohijatovo. :-D :-D :-D
24. Belami
(
24/04/2008 21:34)
penguin : =)) =)) =)) =)) =)) tena zany ve, sao de mba nifamadika ? =)) =))
25. Jeankely
(
25/04/2008 21:31)
Hoy Salopaka ery @ fanokafana "....lava zavatra (na ngeza zavatra, na tsara bika zavatra (ny bandy); be ravin-javatra toin'ny ravin-dahisoa(ny vehivavy), henjambody ny bandy sy sipa, etc..."
Sendra ny lava zavatra izany ny Fianakavian-dRa-Salopard. Aleo tsy hiklaoty ihany. Manomboka ao antrano Ra-Salopaka dia mijery ny lava zavatra sy ravindaisoa ny iray trano. Loza :-D :-D :-D :-D :-D
Sendra ny lava zavatra izany ny Fianakavian-dRa-Salopard. Aleo tsy hiklaoty ihany. Manomboka ao antrano Ra-Salopaka dia mijery ny lava zavatra sy ravindaisoa ny iray trano. Loza :-D :-D :-D :-D :-D
