Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 06/04/2008 15:41)
Vocation na Antson' Andriamanitra
Nisy adihevitra iray izay nataon' ny namana momba ity resaka ity tao anaty katoloka.org Milaza ny hevitra koa aho eto e Maro no milaza fa ny Antson' A / tra de hoan' ny pretra sy relijiozy ihany ... tohiny
novalian'i soanja ny 14/04/2008 02:05
endrika01 ( 06/04/2008 13:16)
OLANA MISY EO AMIN'NY MPANOFA SY NY TOMPON-TRANO
manao ahoan a dôly ndray ny namana e, tsy izany fa manana olana kely ho'aho zah amin'le tompon-tranonay. tsy dia tiako loatra ny endrikin'ny trano na anaty na ivelany. ilaina fanamboarana ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/08/2009 20:22
Mio21 ( 06/04/2008 13:08)
Andry TGV = Ravalomanana
Samy mpitantana orinasa, samy tsy olon’antoko, samy nanangana haino amanjery, samy nirotsaka ary samy lany Maire. Ravalomanana : nahay naka ny fon’ny vahoaka dia nirotsaka tampoka tsy nampoizinâ€... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 17:21
xxx ( 06/04/2008 12:02)
Hiran-tsika sy kilalao tamin-bolakely
Izay mahadidy dia samy nilazan'ny hiran'ny tam-bolakely sady hira tena tiany ny ahy hira : sômidy, sômidy vola eh ! eh mandrosoa isa ; roa; telo Kilalao: Kalesa : mihajakajaka tsy an-kija... tohiny
novalian'i xxx ny 20/04/2008 15:01
lazounet ( 06/04/2008 12:00)
Tena maika be!
Saika hangataka ny tonon'ilay hira hoe: "tazana kely ao avaratra ao ô, tanàna filalaovanay!!" Izay manana mba alefaso fa tena poritra be ny ilàna azy. Misaotra mialoha :-D ... tohiny
ni81 ( 06/04/2008 07:47)
Fanononana na fiantsoana olona iray
Tsaroako tsara taloha, raha sendra manonona anaran'olona lehibe nohon'ny tena, fa mitovy taona, na efa mihoatra noho ireo ray aman-dreny aza dia bedy, ary voalaza fa tsy manaja olona, raha vao tsy asi... tohiny
xxx ( 06/04/2008 00:48)
Poule mouillée
[center] [img]http://www.images.generallyawesome2.com/photos/funny/photos/chicken.gif[/img] http://www.images.generallyawesome2.com/photos/funny/photos/chicken.gif :-D :-D :-D [/center] ... tohiny
novalian'i pisoudy ny 07/04/2008 11:37
xxx ( 05/04/2008 17:33)
Tearano .... Poulet Roti
mba tena klip koa izany leretsy, mampiomé be mihitsy....... tohiny
novalian'i iaboba ny 14/04/2008 10:55
leon ( 05/04/2008 16:02)
hazofijalina-laurent rakotomamonjy
Faly miarahaba tompoko, mba misy anio tononkiran'i Laurent Rakotomamonjy io ve ato aminareo azafady!misaotra mialo ny@valiny ô!Mirary soa ô! :lol: ... tohiny
xxx ( 05/04/2008 15:59)
FIFA & MADAGASCAR
xxx ? misokatra ny adihevitra.... tohiny
todisoa2 ( 05/04/2008 15:49)
ambasadaora gasy vaovao any @ mama.....baraka!!!!
afa-baraka ny gasy!!!! tena afa-baraka. Tsy gazety iray na roa no nilaza.... fa ny tompon'ny hotely mihintsy. Lay izy efa fomba fanaontsika anefa tsy tokony hatao rehefa mba manana ny lazany ireny, ny... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/04/2008 15:27
xxx ( 05/04/2008 12:08)
menage à trois
Efa tena mandroso mihitsy ve ny zanak'olombelona ka hanaonao foana????? Misy namana izay, manambady sy niteraka iray izy mivady... nahita sipa tamin'ny internet ity lahy vadiny, ary lasa nisitaka tsy... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/04/2008 04:03
niryna ( 05/04/2008 07:27)
Ampanalaviro azy ny alehanao, aza manakaiky ny varavarany
3 Fa ny molotry ny vehivavy jejo [Heb. vehivavy tsy vadiny.] dia mitete toy ny tantely avy amin'ny tohotra, Ary ny vavany dia malama noho ny diloilo; 4 [b]Nefa ny farany mangidy tahaka ny hazo mah... tohiny
novalian'i niryna ny 14/04/2008 01:26
fijo ( 04/04/2008 21:29)
raha toha ka.
ry zareo mpino an'i jesoa an,raha izao i jesoa no miverina eto,ka hanontaniana hoe : "inona kay no tena tianao hoataonay ?" dia mety ho izao no valiny: "ny tiako ,dia ny ahatonga anareo hanaraka ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2008 21:02
bida ( 04/04/2008 21:00)
Tripy
Ny tripy le mbola maintimainty ireny hono matsiro kokoa noho izy efa voadio fotsifotsy. Ahoana ny fandraisanareo anizany ?... tohiny
novalian'i pseudo38 ny 29/07/2008 17:32
pissoa ( 04/04/2008 20:58)
Namana nifidy : Soso-kevitra
Manao ahoana, Mety ve raha andefasana hafatra, na mailaka miteny hoe nifidy anao ho namana manokana i ranona ao amin'ny serasera rehefa misy mifidy ho namana ? Mba tonga dia fantatra izany e :) ... tohiny
novalian'i pissoa ny 06/04/2008 18:46
xxx ( 04/04/2008 16:44)
Skype Contact
Nisy ranamana voaala tao amin'ny contacts ao amin'ny skype. Saika no-bloquer fotsiny aloha fa kay moa misy hoe remove from contact list koa :( Misy fomba hamerenana azy ho contact ve, tsy atao kobo... tohiny
novalian'i zoukimi ny 10/08/2008 21:38
rrjm ( 04/04/2008 16:25)
fankafihizana any hira sy artista malagasy
Izaho aloha dia mankafy kanto sy artista malagasy; raha @ny hevitro manonkana dia itako fa misy fivoarana ny hira malagasy.Tokony ampanfantarana @ny tany izany atao hoe hira sy kanto malagasy izany.Ra... tohiny
novalian'i andryrabe ny 06/04/2008 18:45
zandikely ( 04/04/2008 16:06)
Comment RANAVALONA a jugé un Coup d'État?
En juillet 1857, lorsque le coup d’État monté contre la Reine RANAVALONA échoua, tous les blancs ( P. FINAZ, Jean Labor, Webber et Mme PFEIFFER ) avaient été considérés comme suspects. Pour m... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 16:03
DotMG ( 04/04/2008 14:27)
[lalao] Top 5
Ireto no lohahevitra ahitana hevitra betsaka indrindra eto @ serasera.org. a) Antson'ny fo b) Eritreritra mandalo c) Fitiavana d) Fivavahana, finoana e) Hatsikana sy lalao Izao no lalao, al... tohiny
novalian'i mmmhh ny 05/04/2008 15:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7534