Namana nifidy : Soso-kevitra

1. pissoa ( 04/04/2008 20:58)
Manao ahoana,

Mety ve raha andefasana hafatra, na mailaka miteny hoe nifidy anao ho namana manokana i ranona ao amin'ny serasera rehefa misy mifidy ho namana ? Mba tonga dia fantatra izany e :)

Misaotra o

novalian'i pissoa ny 06/04/2008 18:46
2. ainaheri ( 05/04/2008 12:16)
hvtr mety tkou zany an!!

Iza ndray nifidin'i pissoa tany d tsy itan'ny le nofidina we pissoa ané nifidy anao ho namana,itany fona iny ra mijery ny namana nifidy anao izy....Ny tinao tenenina zany le otrany we vouzavé 1 nouvô msg :-D :-D :-D
3. Ralay ( 05/04/2008 16:18)
azonao atao ny mifidy namana dia hitany foana iny rehefa mijery ny namana nifidy azy ilay namanao. :lol:
4. pissoa ( 05/04/2008 18:48)
Ralay : eny e, haiko zany ! fa mba tonga dia fantatra eo no eo e ! ... fa ny mijery ilay hoe namana nifidy mantsy toa in-1 isaky ny mazoto ihany :°)
5. Ralay ( 06/04/2008 15:59)
Pisso:Dia asaivo mba mandefa hafatra izy hoe nofidiko ho namana ianao pissoa dia hitanao eo no eo :lol:
6. pissoa ( 06/04/2008 18:46)
Rehefa afaka 20 andro ve ohatra ny olona iray vao mahita hoe nataon'ny namana iray namana manokana ... dia amin'izay izy vao mandefa hafatra hoe "Andefaso hafatra aho hoe nataonao ho namana" ? :-w

:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3097