OLANA MISY EO AMIN'NY MPANOFA SY NY TOMPON-TRANO

1. endrika01 ( 06/04/2008 13:16)
manao ahoan a dôly ndray ny namana e,
tsy izany fa manana olana kely ho'aho zah amin'le tompon-tranonay.
tsy dia tiako loatra ny endrikin'ny trano na anaty na ivelany.
ilaina fanamboarana .efa niresaka maharitra izahay fa tena mita-
pitsofina be ry zareo.Ka mooa ve mety hiaran'ny sazy aho raha toa
ka misisika ihany @ fanamboarana izay tsy nekeny tompony?
marihiko fa izaho koa dia tsy mahita hafa fa dia io no hita aloha.
tsy miaro ahy ve ny lalana raha mitory ahy lay tompony?
misy fepetra tokony ho raisiko ve alohan'ny hanaovako ny
fanamboarana?tena sahiran-tsaina be ka mba mila fanampiana kely.

Misaotra mialoha!
novalian'i Ratoa ny 25/08/2009 20:22
2. mirianah ( 06/04/2008 14:08)
raha eto FR alou zany dia tsy maintsy hifanarahana rah toa ka oe grd travaux no hatao fa tsy oe resaka tapisserie fotsiny , zany oe rah oe hampiana rindrina na hanalana dia tsy maintsy misy accord avy amindry zareo. En tant que locataire enao tsy hafaka maka decision sans leur aval donc tsy mety .
Ny resaka tapisserie indray dia hafaka hatao tsara ka !
3. rafavoris ( 06/04/2008 15:47)
mateti-pitranaga io olana io nefa nadia zany aza dia tsy misy zavatra tsy vita ny fifanarahana ihanny ka noho izany dia aleonareo roa no miresaka tsara satria mety misy olana ara-bola no mahatonga azy tsy hanamboatra .Raha ny aty aminay aza no jerena dy efa mila vaniny mihitsy ny tompotrany raha ohatra ka tsara ny fiainareo ao atrano dia ataony zay hevitra nyhanimbany ny tokatranonareo avy aty MAHAJANGA ny panoratra
4. endrika01 ( 06/04/2008 19:02)
mirianah:

raha eto FR alou zany dia tsy maintsy hifanarahana rah toa ka oe grd travaux no hatao fa tsy oe resaka tapisserie fotsiny , zany oe rah oe hampiana rindrina na hanalana dia tsy maintsy misy accord avy amindry zareo. En tant que locataire enao tsy hafaka maka decision sans leur aval donc tsy mety .
Ny resaka tapisserie indray dia hafaka hatao tsara ka !



Tena efa nifapiresaka tsara ny roa tonta nefa tsy mahazo valin-teny mahafa-po aho hatramin'izao ka te handray ny fanapaha-kevitro we tonga rangahy de asa fa tsy kabary a!
5. endrika01 ( 06/04/2008 19:29)
rafavoris:

mateti-pitranaga io olana io nefa nadia zany aza dia tsy misy zavatra tsy vita ny fifanarahana ihanny ka noho izany dia aleonareo roa no miresaka tsara satria mety misy olana ara-bola no mahatonga azy tsy hanamboatra .Raha ny aty aminay aza no jerena dy efa mila vaniny mihitsy ny tompotrany raha ohatra ka tsara ny fiainareo ao atrano dia ataony zay hevitra nyhanimbany ny tokatranonareo avy aty MAHAJANGA ny panoratra



Ié tena misy tompon-trano be fialonana ny mpanofa,dia miakatra fitsarana mintsy ny raharaha!
6. mirianah ( 06/04/2008 20:57)
ka io arakarak izay tinao hatao ao am lay trano ka , otrany lé efa voalazako sinon tsy hafaka manao ninn ninn , ary azony ry zareoo hatao mintsy ny manaraka anao avy eoo raha toa tsy nifanekena ilay zvt natao tao an !!! Mila mitandrina mihintsy fa mety ho excuse omeny ahafahana mandroaka anao avy eo . Fifanarahana iany no tsara .
7. ainaheri ( 07/04/2008 05:58)
D ataovy ny travaux fa tsisy olana ee...tsy azoko we matoa enao manontany donc tsy mahay...nefa natoro tsy manaraka ,d tazomy ny hevitrao zany d miaino ny fipokany zay refaveo lol :roll:
8. boulki ( 07/04/2008 08:56)
Tsy azonao atao ny manao fanamboarana ny trano raha tsy mahazo alalana @ tompotrano sauf asa fanadiovana (insalubre)ohatra hoe mandoko rindrina na manolo papier peint et encore na io aza dia mbola misy critère maro vao azonao atao oh: maloto ny rindrina . Izany anefa mbola mila ny accord-n'ny tompotrano na @ lokony na ny motif fa tsy izay tinao no hatao.
Conclusion dia tsy maintsy mila ny accordn'ny tompotrano foana ianao vao afaka manao asa fanamboarana @ trano iray en tant que mpanofatrano.
Raha tsy tianao ny endriky ny trano anatiny sy ny ivelany dia tsy tokony nanofa ilay trano ianao.
9. endrika01 ( 07/04/2008 11:50)
Misaotra ny namana nanomé ny hevitrareo.Tsy nahita trano moramora ny hofany dia io aloha,no nikafiriana na ratsy be aza.Hatramin\'ny jiro sy rano tsisy avy!Hi hi hi
10. tsiambaratelo ( 12/04/2008 11:57)
ka rehefa midrikina ny tompon-trano ve tsy aleo hatomboka ny asa,avy eo zay lany rehetra eo hifanamboarana amin'ny hofany trano.
sa tsy mety ve izany? :oops:
11. iaboba ( 14/04/2008 10:48)
ny torohevitro de zao, refa tsy mety ny tompony de aza mamboatra fa lany vola eo ianao, itadiavany fika horoahiny ianao refa vita ny tranony, na asondrony ny hofantrano satria lasa tsara le trano.Ra vao tsy misy fifanarahana oe alaina amin'ny hofantrano de adaboy, mitadiava trano hafa fa ihafio ao aloh é!, ra mety ifanarahana ihany nefa iz de hamarino amin'ny FKT ny taratasy sao ivadihany eo ianao.Merci
12. mmmhh ( 16/04/2008 16:02)
zay mintsy
efa nisy namako voa ohatrany io, zany aza efa nifanaraka fa hoe amboarin'le mpanofa le trano de analaàna @ hofan-trano nyy lany reetra, nilamina aloha nandritry ny 6 mois fa aveo ni-doubler-ny ny hofan-trano! Nenina tsy roa aman-tany ny an'le namako!
Diniho tsara e, aza manapa-kevitra ny hanamboatra rah tsy mifanaraka tsara nareo. Marina ny an'iaboba io;
13. endrika01 ( 17/04/2008 05:58)
Manana alalana izany lay tompon-trano hanondrotra ny hofan-trano amin\'ny fotoana zay tiany hampiakarana izany?
14. Ratoa ( 25/08/2009 20:22)
Azon'ilay tompon-trano toriana any amin'ny tribonaly mihitsy ianao fa nanova ny tranony tsa araky ny nifanarahana na dia soa aza ny nataonao. Dia ianao indray no ho voasazy, propriété privée io ary ianao efa nanaiky ny hanofa. Efa mipetraka amin'ilay trano ve ianao?
Manaraka izany, rehefa voamboatra ny trano dia mitombo valera. Misondrotra ny valeur locative sy ny valeur de vente. Dia rehefa manao déclaration d'impôt izy dia tsy maintsy lazaina fa namboarina ny tranoia afaka manondrotra hofa-trano izy.
Aza manao ankeriny fa mahavaosazin'ny tribonaly. Iafifio eo dia mitadiava hafa. Ary raha manaiky ny fanalboarana aza izy dia atovy an-tsoratra ny fifanarahana rehtra: ny asa atao, ny fizarana ny lany, ny fiatrikanyamin'ny hofatrano, ny tsy fisodrontan'ny hofa -trano; Tompon-trano aho ny milaza aminao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4938