Tena maika be!

1. lazounet ( 06/04/2008 12:00)
Saika hangataka ny tonon'ilay hira hoe:

"tazana kely ao avaratra ao ô, tanàna filalaovanay!!"

Izay manana mba alefaso fa tena poritra be ny ilàna azy.
Misaotra mialoha :-D
2. mignone ( 06/04/2008 16:01)
"tazana kely ao avaratra ao ô ; tanana filalaovanay"(averina in 15 io " :-D :-D
3. ainaheri ( 06/04/2008 16:28)
mignone>> :-D :-D :-D ...mba efa maika kosa ra lazonet...za tsa mahay kama a
4. ari.malala ( 07/04/2008 08:00)
:-D:-D:-D:-D
5. lazounet ( 07/04/2008 09:00)
ari.malala a!
Raha misy "gorisa gorisa koa azafady mba alefaso :^)
6. lanto ( 07/04/2008 09:04)
ah karatsakaratsaka an'alan'akondro vita tompoko :-)
7. ari.malala ( 07/04/2008 10:24)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0706