Tena maika be!
1. lazounet
(
06/04/2008 12:00)
Saika hangataka ny tonon'ilay hira hoe:
"tazana kely ao avaratra ao ô, tanàna filalaovanay!!"
Izay manana mba alefaso fa tena poritra be ny ilàna azy.
Misaotra mialoha :-D
"tazana kely ao avaratra ao ô, tanàna filalaovanay!!"
Izay manana mba alefaso fa tena poritra be ny ilàna azy.
Misaotra mialoha :-D
novalian'i ari.malala ny 07/04/2008 10:24
2. mignone
(
06/04/2008 16:01)
"tazana kely ao avaratra ao ô ; tanana filalaovanay"(averina in 15 io " :-D :-D
3. ainaheri
(
06/04/2008 16:28)
mignone>> :-D :-D :-D ...mba efa maika kosa ra lazonet...za tsa mahay kama a
