ho ratsy izy ity
1. rabingogilabanga
(
10/04/2008 16:54)
na dia misy aza ny milaza fa tsy ho voataoan'ny mpanohitra intsony ny vahoaka (satria sahirana @ fivelomany hono), dia misy lalànany ny politika, ary tsotra, raha tsy voataona izy androany, dia ho voataona izy rahampitso, rehefa noana (noana ny kibo mivezivezy ny fanahy).
toy izany ny tantara politika erantany, ary ny histoire politique ny egypte, haiti, france (revolution foana depuis t@ 11 è siècle, na talohan'izay aza), tranainy nohon'ny histoire politique ny gasy.
na iza mpitondra, dia hitady hangalatra na hanampatra ny fahefany tokoa, ny fitiavantena dia tsy miala @ olombelona
fa ahoana ary no to mba metimety ny any @ tany mandroso?
ny rafitra no hatsarainy, fa tsy ny olona; ny olona tsy hiova fa ho tia tena foana, ny rafitra no amboarina.
izany no ilaina ny teteza-mita! ary isika samy gasy no hifandamina; fa raha sanatria misy ny ady ,
dia ho sanatria ve hiantso indray an'i:
abdoulay wade
khadaffi
amara essy
koffi anan
ban ki-moon?
asa,

novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 23:33
3. menalamba
(
10/04/2008 19:58)
Misisika mafy ery ry rabingo manasa ny lohan'ny olona @ ity tetezan-kazo miozongozona .Efa elalesy no nandrenesanay an'io ry grad ,fa mankalilo an! Mba zavatra hafa indray foronina fa efa lany daty ity fikanareo an..Fikan'antitra tssss... :°)
4. Jeankely
(
10/04/2008 23:33)
Maromaro ihany ny mitraka fantsy saingy misy mankarary ny sain'ny sasany rehefa hafa no manoratra.
Ny fanamboarana rafitra mandrampahatapitra ny tany dia misy ary tokony miatsara manaraka ny fivoatran'ny tantatara sy ny zava-misy ny rafitra. Ny fanamboarana rafitra tsy midika fitokonana, fihemorana any zero, fiadivan-toerana sns fa fanatsarana. Noho izany raha misy voakasika ny iray @'ireo lalana mandeha any tsara dia tsy manaiky ny saina.
Hoy Ra-bogosy hoe:"toy izany ny tantara politika erantany, ary ny histoire politique ny egypte, haiti, france (revolution foana depuis t@ 11 è siècle, na talohan'izay aza), tranainy nohon'ny histoire politique ny gasy."
Fantatry Ra-bogosy ary ve fa taona maro no nanamboarandreo ny azy ary tonga saina @'ny zava-misy ny olona rehetra. Fa ny an'ny mpanohatra Malagasy ny vahoaka tsy mahafantatra hoe ho aiza fa dia ny fahantrana sy fahasahiranana fotsiny no resahina. Ampidiro ao antsain'ny vahoaka ny tianao hatongavana. Dia amboary tsara ny fomba fiana sy firesaka satria io no jeren'ny vahoaka voalohany. Ny mpanao risoriso tsy hitokisana naoviana naoviana.