Fisiana!
1. rakaroka
(
12/04/2008 13:13)
Mba mahaliana ity "clip":
http://vids.myspace.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=27507531
Ahoana ny hevitrao?....
http://vids.myspace.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=27507531
Ahoana ny hevitrao?....
novalian'i cutie ny 28/04/2008 14:05
2. menalamba
(
12/04/2008 16:49)
Tsy hita hoe handihizana ,tsy hita hoe hoenoina fa mikorotana sahala @ ilay tompony ihany.Hira -na mpanamaina é..Tsisy mpividy aloha raha sahala ahy é
:°)
:°)
4. cutie
(
12/04/2008 17:02)
interesting akia ry rakaroka a :)
ilaina ny artist ohtran'reny :)
"devenir"???? zay le big pble :-P
ilaina ny artist ohtran'reny :)
"devenir"???? zay le big pble :-P
5. ikalamako
(
13/04/2008 00:11)
hira nataoa henoina, dinihina, sainina ...fa rehefa atao manko ny kajy dia "tsy hita izay aleha"...
"In vino - na in-fanamainana ihany koa e, maninona moa! - veritas.
Tsy sociologue mivarotra kobaka mafana ilay namorona io fa tena nandinika ny zava-misy hoe fa maninona tokoa moa no "tsy hita izay aleha". Misy ny "mikaroka" dia mahazo izay lazain'ny hira, misy moa ny manome tsiny fotsiny fa tsy manam-potoana handinihina.

7. soanja
(
13/04/2008 00:54)
rakaroka:
Mba mahaliana ity "clip":
http://vids.myspace.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=27507531
Ahoana ny hevitrao?....
Voafonjan'ny tontolony ve ny olombelona?
9. cutie
(
13/04/2008 02:46)
1. Mpandefa : menalamba [ Valio ] 12-04-2008 18:49:17
Lohateny : Re : Fisiana!
Tsy hita hoe handihizana ,tsy hita hoe hoenoina fa mikorotana sahala @ ilay tompony ihany.Hira -na mpanamaina é..Tsisy mpividy aloha raha sahala ahy é
izay mitsy le "idea "tian'le artista ampitaina koa :)
12. cutie
(
13/04/2008 14:55)
tsy hitan-drasily nga le baiboly be tao iny e :-D :-D :-D :-D :-D
tafiditra ao koa ny "religion" :)
anisan'ny endrika ivelany tsy ahitan'ny oul ny lalan-kaleha tsony , ny tsy fahaizana mifidy sy ny sisa e :)
rasily
we are trapped :-D
tafiditra ao koa ny "religion" :)
anisan'ny endrika ivelany tsy ahitan'ny oul ny lalan-kaleha tsony , ny tsy fahaizana mifidy sy ny sisa e :)
rasily
we are trapped :-D
13. ikaretsaka
(
13/04/2008 15:01)
izay no ilazako foana hoe hadihadio tsara ny inoanao sy ilay hanananao firehana: ny momba azy sns.....
@ izay ianao kopy marina ny inoanao
@ izay ianao kopy marina ny inoanao
15. ikaretsaka
(
13/04/2008 15:05)
le hira sa le finoana aloha no resaka?
za kao manko tia alliage (tsy voatery ho metal be)
za kao manko tia alliage (tsy voatery ho metal be)
16. cutie
(
13/04/2008 15:08)
finoana, media, politika , ianao , your decision, hira, mozika sns
de alaivo ao ze mifandraika @ tinao e :)
de alaivo ao ze mifandraika @ tinao e :)
18. rakaroka
(
14/04/2008 17:31)
cutie:
za zao miandry ze lazain'i rakaroka @ io hira io :)
:lol: Inona 'tsony moa no holazaiko amin'ity "notre culture illogique" :-D :-D :-D . Du moins mba misy tanora tonga saina mitady izay lala-kombana. Fa raha ny dodorian'ny sesika fivavahana aloha no jerena dia mampanontany tena hoe hiofana hanao "Evanjelistra daholo ngamba ny maro anefa lé "débouché" vitsy an! sady tsy "reconnu" aty amin'ny tany hafa loatra no "blem" amin'ilay izy :roll: :?: :wink:
20. cutie
(
14/04/2008 18:22)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 12-04-2008 15:13:09
Lohateny : Fisiana!
Mba mahaliana ity "clip":
http://vids.myspace.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=27507531
Ahoana ny hevitrao?....
ny fahitako azy ndray alou de we betsaka loatra ny zavatra tian-draolombelona arahina sy tedavina hany ka lasa jamba sy voagejan'ireo zavatra bdb reo ( media, religion, politika, culture, sns) izy ka sarotra aminy sisa no tena mitady ze tena mifandraika aminy, de na ny lalan-kalena aza tampina :-D
ny tsy fahaizana mifidy sy ny tsy fahalalana fiononana ny pble.