Fisiana!
41. rakaroka
(
22/04/2008 19:03)
niryna:
rakaroka:
Mba mahaliana ity "clip":
http://vids.myspace.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=27507531
Ahoana ny hevitrao?....
misaotra nizara e
Tsy misy fisaorana e: mahafinaritra ny mba mihaino, ny "hafa" ! Hiderana an'i Niryna aza izany!
Cutie:"misôtra amin'lé klip. Fa ny hamakiana ny boky anie justement tsy hi-compliqué-na ny fiainana fa mbô tonga dia mamantam-bonona ny expériansen'ny hafa. Sa tsy izany?... :roll: :roll: :-D :-D :-D
43. rakaroka
(
22/04/2008 19:28)
Ntssss :roll: koa raha tsy inn 'ndry koa hamerina ny fikarohana vitan'ny teo aloha, inn ftsn no nananana 'reny zoky ireny ? tsy matiantoka Bbbbe?...
Dia mi-supervise ny "EFA" ftsn no ady eo. Ahafahana maka synthèse amin'ny "Tsy efa" sy izay mba synthèse sy decision manaraka. Sa ahoana?...
Koa 'zaho izao raha tsy nis'inte kely an'ity, hitady ny lavatranon'i Cutie sy handeha VOL izany kou vao hiresaka? Aleo fantampatarina ny 'Net" sy ny "sera" dia mbô mitafa toa izao knou, et c'est ce que je voulais: "Au contraire manamora ny fiainana knou :-D :-D :-D :-P

52. rakaroka
(
27/04/2008 08:37)
cutie:
:-D :-D :-D :-D :-D
tsy zany daholo moa no tadiavintsika :-D
:-D :-D :-D Tadiavintsika :lol: :roll: :-w :-w Izany hoe indry,izaho , ny ny namana sasany :lol: . Fa raha ny "contexte" eto anie dia bain de fivavahana sy
Dieu no tena atao à l'ecart ny zaa-misy maro aza izy ireny" satria ny fitoriana aza MATETIKA maniratsira ny zava-misy iainantsika, tsy hibanjinana izany loatra, d'accord aho ho an'ireo mpitarika afa-mi"surf" fa ireo tezainy tsy hihevitra hanitatra ny "horizon"mpijery no voa mafy ihany, satria lé ignorance anie mametra "possibilité" maaaro.Ary 'ngaha itan'izany fa manameloka aza 8O Hoe " Personne ne peut censé ignoré la loi ohatra".
Ka raha tsy nianatra aza :roll: :?: .
Ka ny ahy ny itenenako : mpampiantrano "gasy vao tonga"dia rehefa miatrika ny fiainany à un moment donné ilay olona, tsy tafavoaka satria
tsy mba niomana tamin'ny zava-maro; Dia sahirana sy limité "tanteraka";
raha mahavita tena miolonolona ny olona tsy maninona, fa raha mieritreritra handeha lavitra sns mila RANITINY TANTERAKA KOA ny fahalalany hy hafa sy ny fombafomba.
53. xxx
(
27/04/2008 15:12)
katsahana daholo ndray aza ze zavatra heverina fa mety hahasoa e. Experimenter-na daholo de refa avy eo avy eo sintonina ze nandaitra :-D
Tsy azo atao ny miolonolona fa firaisan-kina no tanjona :-D
sonia
cutie:)
Tsy azo atao ny miolonolona fa firaisan-kina no tanjona :-D
sonia
cutie:)
54. rakaroka
(
27/04/2008 18:08)
:-D :-D :-D =)) =)) =)) Sonia Cutie
:lol: :lol: :-D :-D :-D . Mahita atao tokoa:
Sonia
xxx
:-D :-D :-D
:lol: :lol: :-D :-D :-D . Mahita atao tokoa:
Sonia
xxx
:-D :-D :-D
58. rakaroka
(
27/04/2008 22:40)
:lol: :-D :-D :-D Dia rehefa tafavoaka any ivelany dia dia "azoko an-tsaina ny tohiny fa :roll: :roll: :roll: 8O 8O :-w :-w :-w :-w :-$
Kou :roll: 8O :) 'tie 'ndray nyn "ENTRY" :-D :-D :-D =)) =)) =))
Kou :roll: 8O :) 'tie 'ndray nyn "ENTRY" :-D :-D :-D =)) =)) =))
60. cutie
(
27/04/2008 23:54)
zay eo ihany fa mba nahatisaro ahy ve njy alou tany @ fivorian'ny buddhista e :)