Fisiana!

61. rakaroka ( 28/04/2008 09:27)
:roll: :roll: :roll: :-D :-D : NAHATSIARO an-jy tokoa aho :-w :-w :-w
saika tsy concentré t@ méditation aza noho ny tsiahy "Cutie", niverimberina tao an-tsaiko ny resadresaka niarahana , vao niha nanamafy koa ny maha vahiny ahy amin'ity cellule sady toa tsy nisy gasy mihitsy tao e :-D :-D :-D
fa dia "MAHALIANA" tsy tsapako ho "SAROBIDY" amiko ilay fampianaran-drizareo, ny "approche" fiheverany ny fiainana. Tsapako raisonnable sy lojika kokoa. Tahaka ny fisian'ny "karma" tsy nampantarina ahy hatrizay :-w :-w
tsapako kosa hoe tsy "Juste" ny fiainana raha tsy mi-mérite izay nataony ny tsi1/1. Rahateo na ny 'ntaolo aza anie nanana présentiment fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Tsy hitako mihitsy ny hanazavana ny fomba hoe mann aza ny "andian'olona toa izao no somary sarotra nby miaina :roll: maninn no toa moramora ho an'ny sasany, ary misy voie d'Exit" lazainy koa.
Je fait qu'expérimenter ... Rehefa voa-experimenténa vao resahina angamba.
Dia tahaka izany :lol:
62. cutie ( 28/04/2008 14:05)
hihihihihi
Za ndray mbola tsy nandeha fa nisy sampona foana fa @ juin za vo handeha hanatrika indray. It will be an experiment :)
Zay koa ange no itiavako an'le hira io ambony io fa ohtra'ny misy ifandraisany @ le resaka buddhism koa le izy :)

tsapako kosa hoe tsy "Juste" ny fiainana raha tsy mi-mérite izay nataony ny tsi1/1. Rahateo na ny 'ntaolo aza anie nanana présentiment fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.

zay le compassion lazain'i bhudda :)

Tsy hitako mihitsy ny hanazavana ny fomba hoe mann aza ny "andian'olona toa izao no somary sarotra nby miaina maninn no toa moramora ho an'ny sasany, ary misy voie d'Exit" lazainy koa.
.

de miverina any @ le hiran'i silo indray @ io pble io hiihihihi

Je fait qu'expérimenter ... Rehefa voa-experimenténa vao resahina angamba
ngamba
:wink:
I'll do the same
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7107